mister 2007
24. kelly13
(
23/11/2006 18:54)
xxx>alefaso ny propangandy klou e, ny momba² anao ohatra etc... d jerenay sao d ny xxx ange no lany e! :-D
25. xxx
(
23/11/2006 19:18)
ny ahy indray de:
-1)prime
-2)watafon
-3)fijo
-4)hery
-5)totofy
-6)MTN
-7).....ireo aloha.....:)
-1)prime
-2)watafon
-3)fijo
-4)hery
-5)totofy
-6)MTN
-7).....ireo aloha.....:)
26. kelly13
(
23/11/2006 19:41)
recapitulons lollll
1) fijo-watafon 3 voix chacun
2) simplex-mandrindra-prime-totofy 2 voix chacun
3) nikopol-vegas-vaika-hery-mtn 1 voix chacun
allez les mecs, faites vous voir et faites nous voir ze maha capabila anareo eeee
:-D:-D:-D

27. fanaina
(
23/11/2006 20:08)
Mpandefa : totofy [ Valio ] 23-11-2006 15:09:31ny ahy tonga dia toi izany ho ho fidiko ravo mitady hialapaha eo:°)
Lohateny : Re : mister 2007
dain ! misitery2007, zah tsy izy ka!
28. nolalaina
(
23/11/2006 20:11)
Oka aky fa sô dé mifandingana @zany ny tongony refa manao défilé eny @ podium an!! :-P
30. totofy
(
23/11/2006 21:00)
fanaina > f'efa lazaina owé tsy izy zah mbola fidina ihany :-D:-D:-D:-D
ary kay hoe: misy tery, misy tery fa inn aza lé misy tery :?::?:
ary kay hoe: misy tery, misy tery fa inn aza lé misy tery :?::?:
32. watafon
(
24/11/2006 10:26)
=))=))=))
kelly13: mci akia an ! mahita atao mihitsy nareo an ! d zà v no laizanao fa mistery ! :-D:-D:-D:-D:-D
kelly13: mci akia an ! mahita atao mihitsy nareo an ! d zà v no laizanao fa mistery ! :-D:-D:-D:-D:-D
33. melody
(
24/11/2006 13:17)
dry! mystery kosa i watafon satria ao @ fahasalamana fona no ahitana anao, sambasamba za vao nahita anao ivelan'io lohateny io sa izaho no diso?:wink:
39. melody
(
24/11/2006 16:32)
kelly13: misaotra akia =D
booboo: taiza ary no nisy azy raha diso à?:wink:
booboo: taiza ary no nisy azy raha diso à?:wink:
40. booboo
(
24/11/2006 16:37)
Melody > jereo anatin'ireo dinika boooooooooobaka beeeeeeeeeeeee reo :-D:-D:-D