mister 2007

1. kelly13 ( 21/11/2006 13:29)
tairo ary ny fifaninana mister 2007 e!

alefaso ny propangandinareo ry lehilahy isany mba ho taitaitra izahay vehivavy isany hifidy anareo!!!

:-*:-*:-*

novalian'i totofy ny 20/12/2006 20:27
2. nolalaina ( 21/11/2006 14:18)
Yeeeeesssss!! sôtra kelly a!! fa tô ho sarotrarotra ihany zao ny fifidianana an!! :wink:
3. fanaina ( 21/11/2006 14:47)
hummm dia vita marina iny ny any vhv dia miandry nya ny ry zalahy indray izao.
4. kelly13 ( 21/11/2006 19:40)
iza ary re no hofidina e:?: :^) b za :p
5. MTN ( 22/11/2006 01:59)
iza amin'ireo ary no lehilahy tianareo eh

6. Fiffi ( 22/11/2006 07:10)
:roll::-D:-D:-D:-D:-D
7. Imahaka ( 22/11/2006 08:55)
:-D:-D
8. nolalaina ( 22/11/2006 14:09)
nenà lé pitsaty io no tiko!! :wink:
9. kelly13 ( 22/11/2006 14:41)
toa sexy b dol reto izy? hihihi
10. Aino ( 22/11/2006 15:48)
:-D:-D:-D:-D
11. Simpona ( 22/11/2006 15:56)
=))=))=))
12. nolalaina ( 22/11/2006 16:26)
Ataovy sérieux @zay ry reto a!!
nenà mmmmmmmm :wink:
1- fijo (@ maha virja azy) :P
2- Nikopol (panao bras de fer ) :wink:
3- vegas ( :P akama be casino) 8)
4- simplex (pams) :-D
euh........ sarotra be lé mifidy fa bdb lôtra éééé!!
13. ari.malala ( 23/11/2006 07:09)
:-D:-D:-D:-D

iza re no hofidiana e :roll::roll:
1mandrindra
2watafon
3fijo
14. nolalaina ( 23/11/2006 09:04)
sarotra bé éh??!! :wink: sady bôgôsy no bedetanty bé doly!! :-P
15. watafon ( 23/11/2006 10:18)
:-w:-w:-w:-D:-D:-D:-D
16. mandrindra ( 23/11/2006 12:22)
misy tery :-w:-w
17. andry08 ( 23/11/2006 12:51)
MTN:=D=D=D=))=))
18. kelly13 ( 23/11/2006 13:57)
nenà :
1) vaika
2) watafon
3) simplex
4) prime
5) mandrindra maditra
6) ...
tsy haiko satria tsy mbola haiko ny sasany, hihihi!!!!

omeo spapa oooo
19. kelly13 ( 23/11/2006 13:59)
oayyy i totofy keliko tsy adino, azafady ankia aaaaa :-*
20. totofy ( 23/11/2006 14:09)
:oops::oops::oops::oops:dain ! misitery2007, zah tsy izy ka! :-w:-w:-w
ity alou ry kelly13 a! avance(l)(l)(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0939