mandingana kilasy
41. vahiny2004
(
04/12/2006 16:41)
Misy ahitsy kely :
@ psychologie de l'enfant dia toa jalousie ihany no terme miasa fa tsy ny envie loatra , en terme de "sentiment" izany fa tsy resaka matériel akory
lire :@ psychologie de l'enfant dia toa jalousie ihany no terme miasa fa tsy ny envie loatra
@ psychologie de l'enfant dia toa jalousie ihany no terme miasa fa tsy ny envie loatra , en terme de "sentiment" izany fa tsy resaka matériel akory
lire :@ psychologie de l'enfant dia toa jalousie ihany no terme miasa fa tsy ny envie loatra
42. adidy
(
04/12/2006 23:38)
vahiny 2004: eny e, tsy maninona, fa tokony ho fantatra fotsiny fa na mbola kely aza ny ankizy, afaka mialona ny hafa, ny zanako 2 ans et demi zao dia mialona kely ny elo Doran'ny voisine, mitsiriritra izany, nefa ny entany tsy azon'olona kitihana fa azy:lol:Ananan:°)y daholo izany ilay sentiment roa
43. xxx
(
09/12/2006 21:12)
Bon zah manokana aloha en tant ke mere efa nandalovako io zavatra io ny tena tsara rehefa tsy mazoto lay zaza de aza forcena izy fa afindrao classe hafa tsy ho ao aminlay maitresse taloha izy sarotra ny mitaiza zaza eto andafy eto no tena marina de te hiteny anao kou zah torohevitra zany raha mahasoa anao tsy haiko na lahy na vavy ny zanakao fa tsara ny zaza raha alefa manao ecole du dimanche de^preferable hoe amin fengonana gasy satri tonga amlay teninlay razoky teo aloha oe tsy ho vazaha na ovina na ovina na zah ty ary refa miditra bureau enao tena hita mintsy hoe etrange zay no tena marina de ny zaza aty rehefa tsy mivavaka de tena lasa manao foana zay ny experience hitako fa tsy voatery fa lay fianana eto andafy mintsy no sarotra meme ils ont tout pour etre heureux et tout pour réussir nefa tsy arakarakizay lay izy surout refa entre 12 17 ans eo ka ny zaza hono zany refa tsy mbola latsaky ny 6 taona de mbola mora manitsy azy quelque soit betise na tsy betise aza de zay fa lava be ty resaka ity raha ho velabelarina eto fa de mahereza
44. tywa68
(
10/12/2006 10:55)
Amiko aloha dia aleo tsy hafindra zany rehefa dila ny rentrée satria ny ankizy efa manana ny habitudes kely sy ny namana keliny : tsy ho mora ho an'ilay zanakao ny hahita ny place-ny ao !
Avelao izy ao @ gs maha-à l'aise azy ao, fa anjaran'ilay maitresse no manome zavatra hafa ataony !
Avelao izy ao @ gs maha-à l'aise azy ao, fa anjaran'ilay maitresse no manome zavatra hafa ataony !
45. tisera
(
10/12/2006 15:15)
:)misaotra @ toro-hevitry ny rehetra é! efa niova indray fa efa miha-mazoto ny zaza izao taorian'ny test samihafa!