mandingana kilasy
21. adidy
(
23/11/2006 13:31)
vahiny 2004: tsara aloha ilay fierté hoe mandingana kilasy ny ankisy, mahay be, inona moa no rariana tsy izay, fa indraindray ilay izy ny désir sy ny fanirian'ny Rreny no ambony kokoa noho ilay sentimentn'ilay zaza! Marina fa ny Rreny mahalala kokoa noho ny ankizy zay mety nefa tsy ny fahaizana fianarana ihany ange no ilain'ny ankizy fa fianarana fiainana @ ankapobeny koa e!Matetika ireny ankizy mahay be génie kely nandingana fianarana dia marina hoe lasa lavitra faran'izay ambony eo @ lafiny fianarana, asa ets..nefa matetika dia irery (sentiment de solitude), manana impression hoe nangalarina taminy ny fiainany sy ny fahazazany fa dia tsy nanao afa-tsy ilay fianarana na ilay sport ohatra, jereo fotsiny ireny ankizy kely manao sport à haut niveau olympique ireny: dada sy mama faly be, fier be, ndraindray moa miaina à travers ilay zaza ny tsy niainany fa ilay zaza avy eo leo be, ny tadiaviny mety hoe hanao bêtise kely sy hihomehy hiaraka @ zaza mitovy taona aminy fotsiny!
Izany akory tsy midika hoe tsy éxploité-na ilay fahaizan'ilay zaza na ny zavatra vitany fa tsy maintsy hajaina koa ny maha-zaza azy.

22. vahiny2004
(
23/11/2006 14:27)
fierté : tsy any loatra angamba ilay izy ( na mety ho argument hi motiver an'ilay zaza aza io) . Classe maternelle ve no nodinganina dia tsy hitako hoe tokony ho fier ahoana , sady tsy voatery hoe génie koa. Any M/car izao ange tsy manao maternelle 3 ans e, donc izany relativement tokony ho ampy tsara ny 2 ans.
Tsy misy enfance volée koa moa raha kilasy iray no nodinganina e. Ny kilasy no miova fa ny kilalao mijanona, mbola azo antsoina foana ny namana taloha hiara-hilalao.
Ao an-dakilasy indray : ny sasany 6ans , ny sasany 5ans : mitovy @ ilay hoe ao ny teraka janvier ao ny teraka déc ihany. Hoe manao devoirs ve ny CP ? Ka izay no maha zaza lasa aloha azy, hita fa efa vonona ny sainy na mitady aza en demande hozy rizareo .
Raha aty ambany aty no miova classe dia tsy dia misy risque de solitude araky ny lazain'i adidy. Ny ankizy kely tsy mbola mamorona groupe , fa rehefa manomboka adolescent zareo vao manana groupes kely fermés ireny, dia izay vao misy risque hoe tsy intégré ao @ ilay classe vaovao tokoa.
Tsy haiko aloha fa raha maternelle no dinganina dia betsaka ny points positifs hitako noho ny négatifs fa asa

23. Fiffi
(
23/11/2006 16:05)
vahiny2004:zany hoe raha mba t@ fidirana 4 Septambra no natao zany tena nety ...saingy le izy ange efa presque fin Novambra isika zao an !
Tsy haiko aloha fa raha maternelle no dinganina dia betsaka ny points positifs hitako noho ny négatifs fa asa
Jereo ange an ! ao @ CP vao manomboka mianatra mamaky teny , tena manoratra manana cahier ! de asa re raha ho arak'io zaza io hoe efa 2 volana sy tapany ny nidiran'ny ankizy , na de hoe mahay aza ve le zaza de tsy hi-perturbé azy ny fahaizan'ny mpiray classe azy CP io an ! sur zah fa efa mahay mamaky teny .
24. adidy
(
24/11/2006 08:50)
vahiny 2004: matoa ange ilay zaza ampandinganina classe na vao hoe maternelle aza dia satria izany hita fa mahay noho ny namany mitovy taona aminy izy, tsy any ny olana, ary tsy diso ny Rreny raha fier @ zanany. Ary raha hoe ny fianarana ao @ CP rehefa mahay ilay zaza sur fa tsy maintsy ho arany, fa ilay eo @ fahamatorany émotionnellement no tonga dia lasa afainganina!
Efa manana groupe ny ankizy kely ka! Indraindray ary misy ny groupe maman mety hoe mifankahazo kokoa aminao dia izy anefa manana ny groupe-ny anazy manokana, dia mampihomehy kely aza indraindray fa Rreny tsy nifankahazo t@ sehatra hafa(ohatra asa) , lasa voatery mifankahita eo fa ny ankizy miaraka be.
Ary matetika ilay groupe, tany @ TPS na Ps na Gs no niforona! Zany ange tsy manakana hoe manao namana vaovao izy rehefa ao @ CP e! Fa dia anjaran'ny Rreny tsirairay no mahita hoe inona no mety @ zanany

25. vahiny2004
(
24/11/2006 15:22)
Dia asa aloha fa izaho dia tsy nahatsapa olana goavana ankoatr'ilay hoe nitomany t@ 1ère semaine iny t@ ilay zanako e . Efa CM2 izy izao fa tsy misy olana na fianarana na relation @ ankizy hafa .
Ny ahy fotsiny ilay principe hoe : il faut faire confiance aux éducateurs et à l'enfant.

26. tisera
(
24/11/2006 19:04)
vahiny : tena marina ilay hoe mila mahatoky ny mpanabe fa ny mahatonga ny tena miroaroa saina dia manahy ihany ilay maturité émotionnelle. Saika mba hanontany aho hoe en cours d'année scolaire ve no nafindra kilasy ny zana'i vahiny sa t@ fidirana izy dia efa nisaoty ilay kilasy ?
Raha ny fahitan'ny mpampianatra aloha sur le plan connaissances dia tsy misy olana hono ny hanarahany nycp satria vitany tsara daholo ny test d'évaluation , na ny ankizy ao @ cp aza misy tsy mahavita ny ataony ' efa mahay mamaky teny)fa ilay choc émotionnel no mampanahy é!
Fa ny mahatsara ny aty moa dia mi-respecter ny rehetra ka dia mbola hisy psychologue hijery dia ho hita eo!

27. adidy
(
25/11/2006 13:03)
vahiny: tsara ange rehefa nety t@ zanakao e!Hevitra no ampiadiana, fa araka ilay teneninao hoe faire confiance à l'enfant dia izay no tokony hijerena ny fihetsiky ilay zaza!
Raha ilay faire confiance aux éducateurs indray raha ho ahy manokana dia tsy total ary tsy ho aveugle mihintsy izy io! Asa za efa voa angamba!

28. Fiffi
(
25/11/2006 13:58)
raha nety @ zaza iray koa io tsy ho voatery hoe hety @ zaza rehetra ange an !
29. tisera
(
26/11/2006 09:40)
ka izay indrindra no mahatonga ilay intervention-nilay psychologue : izy izany hi-évaluer hoe zakan'ilay zaza ve ny ho ao @ cp sa tsia ? Mety aminy sa ahoana? ets.... fa bien sûr ny ray aman-dreny ihany aloha no tompon'ny teny farany é! Fa ny an'ny directeur d'établissement sy ny maîtresse -n'ny gs mantsy dia hoe manjary manao travail suppléméntaire ho an'ilay zaza foana à chaque fois ilay mpampianatra satria efa tsy adapté amin'ilay zaza ny ataon'ny kilasy ets...nefa ilay zaza aloha h@ izao tsy maika ny hifindra mihitsy é! dia nekena aloha ilay proposition-ndrizareo hoe hojeren'ny psychologue ; fa ny atahorako fotsiny hoe sao dia hanasa atidoha hampanaiky ilay zaza no hakany ilay psy fa tsy hi-évaluer araka ny filazany! satria tsy mahazo manatrika ny entretien-ny ny rar.
30. adidy
(
26/11/2006 10:57)
Zaraiko aminareo ny traikefako t@ zany atoa hoe psychologue tany am-pianarana: notenenina zany aho hoe mety ve ianao raha évaluern'ny psychologue ny zanakao dia hita marina ? dia hoy aho hoe "eny".
Dia tonga ary ny ttasy fampilazana hoe @ andro izao dia ohatra ny dépliant kely misy sary izay ilay izy, misy ankizy maromaro, ny sasany miteny hoe "je fais pipi au lit", ny sasany miteny hoe"je fais des cauchemards" etc.. Tezitra be aho nanatona ny directeur sy ny mpampianatra hoe inona ity, fa angaha ny zanako "cas social?". Tsy izay mihintsy no nanekeko hijeren'ny psychologue azy. dia mody niala pà ry lerony hoe blague caricatural hono io!! Dia hoy aho "tsy mampihomehy ahy akory".
Dia nojeren'ity psychologue ary ny zanako, izy irery, dia avy eo aho nihaona taminy: tonga dia frapy be: firy taona ianao zany no teto, miasa ve ianao, mi s'intègre ve nareo. romotra aho ny farany dia nolazaiko izy fa za tsy mi s'intègre fa mi s'impose, avy eo nanontany hoe fa inona tsara moa zany ny asanao , @ izay za jereny ambony ambany (izy tsinona psychologue zany dia mahafantatra ny ao anatin'ny olona!!!!) Fa nony mbo nilazako ny nataoko kosa dia kivy be hoe ataoko angamba fa afaka ni-évaluer tsara ny zanakao ianao!!
Ny ankabeazan'ny ankizy sasany indray dia nasai'ny mpampianatra ni-évaluern'ny psy koa, nampalahelo mihintsy ny sasany fa efa psy 5 no naleha miteny daholo hoe zaza normal ange io!! Ny Rreny indray avy eo no tsy matoky tena satria ny mpampianatra(izay mahay ny zavatra rehetra sy nanao formation momba ny fanabeazana tsinona) miteny hoe tsy normal ny zanakao!! ny orthophonisten'ny tanàna moa @ izany tsara kil mihintsy satria ny antsasaky ny ankizy ao am-pianarana no voalaza fa tsy mahay miteny doly ka mila orthophoniste!!:^)

31. tisera
(
28/11/2006 08:09)
:? tsy hita ihany izay tena mety é! sarotra ny mitaiza ary marina koa hoe mila hentitra @ fanapaha-kevitra horaisina fa izay mahatsara ny zaza noza va-dehibe é!
32. niryna
(
01/12/2006 06:33)
Ny zanako koa aloha dia efa natao izany fa rehefa nanontany ny hevitry ny namana aho dia tsia no valiny.Misy ny zaza mahay be fa saingy misy ny taranja izay eo amin'ny taonany dia ho dinganina,misy banga izany. Ny anay koa dia nilaza indray ilay mpampianatra hoe niverina daholo ilay ankizy nalefa nandingana kilasy( nampianarina ordinateur) ka avance be ilay programme.Na ny ankizy miara-mianatra azy koa aza dia mialona ka hanaovany toetra tsy zaka ny zanaky ny tena.Mitady namana vaovao izany anie sarotra ihany raha tsy ohatra hoe misy ankizy hafa koa e.Dia tsy nalefako ny zanako, fa ny ahy kosa aloha nampianariko e
33. vahiny2004
(
01/12/2006 15:10)
Miala tsiny fa izao vao tafaverina eto indray
- mety hoe cas tena exceptionnel ve ny zanako izany ? TSIA mihintsy ny valiny, tsy nisy nanketo fotsiny angamba izay nanana zanaka nandingana avec succès. Izaho mahita maromaro mihintsy @ zaza gasy nandingana tsisy pbm . Indrindra raha mahita aho fa 2 ans ny maternelle any M/car dia hitako fa tokony ho zakan'ny ankabeazan'ny zaza gasy ilay 2 taona e
tisera >>> izaho mahita hoe normal tsara raha ny zaza sy ny psy irery no miresaka , c'est plus neutre , mety misy retenu ilay zaza raha toa ka eo ny RàR : sao bedin'i Neny aho raha miteny eto hoe neny anie masiaka be ohatra ... Mety ho tsara fotsiny hoe afaka mihaino ao ambadika ao ohatra ilay RàR fa satria mety hafa ny fandraisan'ny psy izay voalaza , hafa koa ny fandraisan'ny RàR azy
adidy >>> il ne faut jamais être totalitaire, ny fitenenana fa matoky mpampianatra tsy midika fa hoe tokony ho "confiance aveugle" foana ilay izy
Mety ho un travail de moins ho an'ny maitre GS ilay zaza fa un travail de plus ho an'ilay maitre CP izany raha ny logique, donc tsy any aminy ny tombony fa ho an'ilay zaza
nirynah >>> Tsy sentiment naturel n'ny zaza 5/6 ans ny fialonana, mety ho interprétation ntsika lehibe fotsiny. Zaza 6 taona izany anie ray olona ka mbola "pure " e.
Dia mahatsapa susceptibilité kely amintsika aho en tant qu'étranger (miala tsiny) : ohatra vao miteny ny psy hoe "immigrant / étranger" dia tonga dia tsy faly (adidy angamba no niteny an'izay). Indéniable nefa hoe étrangers isika , na tiantsika na tsy tiantsika , ary misy effet -ny foana na teraka teto aza ny zaza satria ny culture nitaizana antsika tsy maintsy misy lasa any @ ilay zaza. Tokony hoezahina ho raisina / ekena io jerena ny côté positif aminy . Tsy maintsy maka ny contexte iray manontolo ny psy ry adidy a, sinon tsaingotsaingoka fotsiny ilay resaka
Miala tsiny aho ry adidy, j'essaie de m'intégrer, mais je ne m'impose pas chez les autres. Na manana taratasy vazaha, na nianatra 10 ans après BAC , na mandoa impots tahaka ny inona ... mivandravandra eo an-tampo-kandriko fa tsy frantsay d'origine aho . Ny fahatsapako fa integré aho , tsy midika fa accepté (c'est dommage mais c'est comme ca), tsy atoro angamba ny hypocrisie n'ireto frantsay ireto . Rehefa tsy manaiky an'izay ny saiko dia aretin'an-doha sy fahakizitinana foana azoko.
Izay aloha fa dia bon WE daholo ary

34. adidy
(
01/12/2006 16:56)
vahiny2004: tsy mandà ny maha-vahiny ahy eto aho ary fière @ izany ary, fa kosa rehefa ianao no dinihana ambony ambany anontaniana raha intégrée na tsia dia izay aloha no valin-teny azoko nomena azy t@ izay fotoana izay! Ary tsy resaka hoe paranoiaque ilay izy fa izany no iainana eto, ny olona rehefa fotsy dia mahatsiaro ho ambony noho ianao fotsiny izao izy, zava-misy iainana @ fiainana an-davan'andro koa io! Ary tsy mila miteny ny taratsy ananako araka ny lazainao aho fa ny volon-koditro dia manambara avy hatrany ny fihaviako, izay ekeko, fa ny olona kosa no manambany ahy. Ary ilay hoe je m'impose chez les autres dia raha ny fiainako manokana aloha, dia ady ny fiainana ka raha tsy miezaka maka izay anjara masoandronao ianao dia eo no raisina!
Raha ny ankizy hoe tsy mahalala fialonana à 6 ans izany fa mbola pur dia tsy marina satria toetra voajanahary izany; jereo fotsiny ny zazakely iray , na 2 taona io na 3 na 4 , na izay tianao, rehefa hoe mana-jandry izy dia miseho ilay fialonana kely! Efa zatra izy hoe izy irery no karakaraina! Na tsy @ iray tampo aza fa @ ray na ny reny, izay antsoin'ny havantsika vazaha hoe "complexe d'oedipe", dia endrika iray isehoan'ny atao hoe fialonana! Fa ny zaza tsy mahafantatra hoe fialonana ange izany ataony izany, misy ny ankizy kely, na mifanoroka aza ny Rreniny dia tezitra izy, fa tsy hainy akory hoe maninona marina izy no tezitra!

35. tisera
(
02/12/2006 06:55)
hoy i vahiny :
ny fitenin-drizareo mpampianatra indray dia ny mifanohitra @ io satria hoe tsy maintsy manomana sy manome travail supplémentaire an'ilay zaza foana hono izany à chaque fois ilay maîtresse gs é! dia manjary na tsy hoe mialona aza hono ny iray kilasy manjary be fanontaniana hoe pourquoi il ne fait pas la même chose que nous etc... ny azy aloha ny arguments-ny tsy lany mihitsy é!
hoy itfiffitery ambony
Mety ho un travail de moins ho an'ny maitre GS ilay zaza fa un travail de plus ho an'ilay maitre CP izany raha ny logique, donc tsy any aminy ny tombony fa ho an'ilay zaza
ny fitenin-drizareo mpampianatra indray dia ny mifanohitra @ io satria hoe tsy maintsy manomana sy manome travail supplémentaire an'ilay zaza foana hono izany à chaque fois ilay maîtresse gs é! dia manjary na tsy hoe mialona aza hono ny iray kilasy manjary be fanontaniana hoe pourquoi il ne fait pas la même chose que nous etc... ny azy aloha ny arguments-ny tsy lany mihitsy é!
hoy itfiffitery ambony
@ zay izy mahay be rehefa @ fidirana manaraka hihihihi:D dia io mihitsy no notenenina t@ ilay mpampianatra : il vaut mieux qu'il reste là comme çà il n'aura aucun souci pour l'année prochaine en cp ; dray! dray dray ! (oh ! non!non! ) détrompez-vous hoy izy fa j'en suis sûr : la maîtresse de cp constatera la même chose et pt être elle va de nouveau vous proposer de le mette en ce1 alors qu'il vaut mieux sauter la gs maintenant que le cp qui est une classe de base pour la lecture et gnan, gnan, gnan ... bref efa détérminée be la maîtresse sady ohatry ny efa préparer-ny tsikelikely ny sain'ilay zaza (asa aloha fa supposition io ! ) fa dia miandry ny conclusion-n'ny psy ary indrindra ny réaction-n'ilay zaza hoe ho vonona sa tsia !
36. vahiny2004
(
04/12/2006 10:45)
adidy : ilay hoe ady ny fiainana aloha "verité universelle " e, na aty na any Mcar dia tsy maintsy izay ilay fandehany
Ny hoe mialona indray ny ankizy hafa, tena tsy azoko an-tsaina. Ny zazakely angamba "hasarotam-piaro' no misy ao aminy , plutôt resaka affection
Mino aho fa plutôt "curiosité" no mahatonga ny ankizy hafa hanontany fa tsy hoe "fialonana"
tisera : ka izay indrindra ilay izy : raha tsy ny GS no dinganiny dia betsaka ny probabilité hoe ao @ CP izy no hi s'ennuyer. Aleo lavitra izy mandingana GS toy izay CP (na faisable tsara koa aza io) . Raha izay mantsy dia hisy travail supplémentaire hatao , fa @ izao angamba tsy misy . Dia aiza moa izy izao finalement, ao @ CP sa GS ?

37. tisera
(
04/12/2006 13:00)
mbola ao @ gs aloha fa mbola miandry ilay fihaonana @ psychologue scolaire . Fa angamba hoentina any @ psychologue indépendant koa dia hohita eo
38. adidy
(
04/12/2006 14:53)
vahiny 2004 : fialonana no anaran'ny réaction'ny zazakely iray ,na roa taona aza izy ka mikarakara zaza hafa ohatra ny reniny, na misy zandry eo, zay azo atao koa hoe fahasarotam-piaro, (jalousie ) e!
Voajanahary ilay toetra fa tsy hoe akory atao fanahy iniana!
Tisera: ataovy izay mety e!mahereza!

39. Fiffi
(
04/12/2006 15:04)
tisera:nefa ny fotoana mandeha hatrany ! efa ho 3 volana zao no nidiran'ny mpianatra , heu....mbola mety ho possible ve zany hoe hovaina andingana kilasy zany ny zaza ?
mbola ao @ gs aloha fa mbola miandry ilay fihaonana @ psychologue scolaire . Fa angamba hoentina any @ psychologue indépendant koa dia hohita eo
Efa tena lasa lavitra beee ny fahaizan'ireo ankizy ao @ CP an ! tena taraiky beeeeee zany an !
40. vahiny2004
(
04/12/2006 16:12)
Misy mahasamihafa azy kely ny saro-piaro sy mialona na izany aza
saro-piaro : fananako ity , tsy tiako ho anao
mialona : fanananao io , tiako ho ahy
@ teny vazaha koa izy toa misy nuance : jalousie et envie.
@ psychologie de l'enfant dia toa jalousie ihany no terme miasa fa tsy ny envie loatra , en terme de "sentiment" izany fa tsy resaka matériel akory