Harena tsy isasarana fa saingy (...)
41. majesty
(
05/12/2006 08:06)
achia:marina zany satria eritrereto hoe efa mpanefoefo be iny enao no hivadika hanaraka an'Atra indray dia ho alain'i rasata izay efa nangoninao teo dia ho lasa mahantra enao,hummm raharaha ihany.
Aleo ihany tsotsotra ôtranah wa fa na sahirana aza mbô afaka mivavaka @ Atra ihany:D
Aleo ihany tsotsotra ôtranah wa fa na sahirana aza mbô afaka mivavaka @ Atra ihany:D
42. Achia
(
05/12/2006 20:30)
izay mihitsy ka tsy aleo mihary harena any andanitra a! toy izay harena be fahavalo sy ny karazany , ahoina hoy Jesosy ny fanoharana nomeny ny mpanakarena sy ny rameva :-D
43. prime
(
07/12/2006 08:07)
achia> Ny olona mahita maminy @ harena azo @ karazana fanahy ohatr'ireny tsy dia mampiasa saina loatra ny hiafaràn'ny fananany na izay ho avy...
Ahoana moa ny mikasika ilay mpanankarena sy rameva? :lol:
Ahoana moa ny mikasika ilay mpanankarena sy rameva? :lol:
44. Achia
(
07/12/2006 17:12)
fa izao koa ito koa misy anakiray , tsy voatery hoe manao pacte @ satana ihany no ahazoana harena fa eo koa ny fahazoana azy @ tsy fahamarinana ohatsa hoe ny famitahana ol , ny fangalarana , ireo dia asan'ilay ratsy daholo , sa ahoana ny hevitrareo @ izany
45. prime
(
13/12/2006 10:55)
achia> Izaho toa tsy mino hoe ny olona mpamitaka, mpangalatra, mpandainga ka lasa mpanan-karena dia mandeha amin'ny nahim-pony fotsiny ka tsy manana hery fiarovana sy antoka amina fanahy mba hahavitàny izany... tsy maintsy mila hery sy fanahy mpiaro izay harena nalainy t@ tsy rariny izy...
Hafa ilay toetra mahaolona ny olona fotsiny fa hafa kosa ilay hoe mihary harena @ toetra tsy mendrika...
Hafa ilay toetra mahaolona ny olona fotsiny fa hafa kosa ilay hoe mihary harena @ toetra tsy mendrika...
46. Achia
(
13/12/2006 12:34)
fa manaraka ny sitrapon'ATRA ve ny ol manao an'ireo ry prime , reny dahalo ireny zao ohatra ihany koa
47. prime
(
15/12/2006 05:52)
achia> Ny olona mpanan-karena rehetra anie tsy olona mpamitaka, mpangalatra, mpandainga na dahalo avokoa e...
Izaho mahafantatra olona fa tena ny fitahian'Andriamanitra no itahiany ny mpanompony vitsivitsy ary tena mpanan-karena ireo...
Izaho mahafantatra olona fa tena ny fitahian'Andriamanitra no itahiany ny mpanompony vitsivitsy ary tena mpanan-karena ireo...
48. Achia
(
15/12/2006 18:08)
fa izaho angaha moa mada an'izany e! fa le hoe nahazo harena t@ famitahana na fandrobana fananan'ol ne no tiako lazaina e! ireny koa ve hoy aho tsy azo lazaina hoe harena azo avy @ tsy marina
