Harena tsy isasarana fa saingy (...)
21. majesty
(
20/11/2006 05:45)
Hoy Fiffi:
Mila mahery foana na dia izany aza an:D
Hoy ravatorano:
marina zany razoky a,aleo ihany le mitrongy vao homana ôtran'zao nefa mba mety hanana chance hiditra ny fanjakan'ny lanitra:D
Hoy prime:
Tsy dia izany loatra fa ato ange r'ise ka misy olona tsy mino an'Atra e,ka rehefa tsy mino an'Atra ihany izy sao d mba mahasoa azy io ko,iza no mahita:D
feno embûche hoy aho satria ny ratsy tsy tery lalana ary ny fakampanahy etsy an-daniny koa ...
Mila mahery foana na dia izany aza an:D
Hoy ravatorano:
ka maninona moa rah fantatry ingahy majesty fa mety izany no tsy manao pacte amin i satana izy sady izay tovovay kely eo anilany hitany isan andro na ny fivoaran ny harenany aza
misy antony ao satria tsy mety izany fa aleony lavitra mahantra toy izay hanompo satana izany
sa tsizay razandry lah*
marina zany razoky a,aleo ihany le mitrongy vao homana ôtran'zao nefa mba mety hanana chance hiditra ny fanjakan'ny lanitra:D
Hoy prime:
O ry majesty a... ianao indray no hitory ny fanarahana an'i satàna eto an...
Tsy dia izany loatra fa ato ange r'ise ka misy olona tsy mino an'Atra e,ka rehefa tsy mino an'Atra ihany izy sao d mba mahasoa azy io ko,iza no mahita:D
22. majinikakely
(
20/11/2006 07:11)
za aleo zao ihany fa majinikakely loatra kah
aleo ho an ny vaventy izany fanomezan toky amin i satana izany sa aoana ra majy !:wink:

23. Fiffi
(
21/11/2006 17:09)
majesty:majesty: tena mila mahery mihintsy ! sady tena ilaina io !:)
Mila mahery foana na dia izany aza an:D
24. sonwin
(
21/11/2006 18:12)
majesty:
Misy tovovavy mbola tanora zay eo akaikinay eo,...dia nilaza fa manao "pacte amin'ny satana" ity ramatoakely ity,ka isan'alina dia miantso2 sy miteny amin'ny fiteny tsy fantatra rakalakely,.Ahoana ny hevitrareo,na sao dia misy liana ny te hanan-karena fa toa io no fomba tsotra,manao pacte amin'i satana.
Za tsy mino fa manao pacte amin'i Satana io tovovavy io. Ary raha miha-manana koa izy, tsy mino aho fa noho ilay zavatra, satria amiko manokana tsy misy ny miracle. Zava-dalina io ! dia aleo tsy hidirana lalina.
29. Fiffi
(
22/11/2006 21:30)
sonwin:misy ny miracle fa tsy @ io tantara io kah !
satria amiko manokana tsy misy ny miracle.
30. dailynews
(
23/11/2006 20:53)
sonwin> raha tsy nahita sy nahare miracle ianao teo @ fiananao, tsy mahafoana ny tsy fisiany tsy akory izany. Ilay Atro nanao izao rehetra izao no Atra tsy miova h@ taloha ka ho mandrakizay, zavatra hainy natao t@ faha arivorivo taona lasa mbola hainy atao h@ izao satria Izy no tsy miova.
Amiko, Atra dia mbola manao miracle be dia be ary hitako @ fiainako manokana izany, ao ny kely ao ny lehibe, @ maha olombelona ahy moa no hahitako hoe kely sy lehibe fa mino aho fa @ ilay ATra i Jakoba sy Abrahama izay hinoako dia tsy misy lehibe sy kely fa hainy daholo ny rehetra fa izaho no mimesurer ny miracle hoe lehibe sy kely satria izay no fahitako azy @ maha olombelona ahy. Ary hitako @ fiainan ny olona mpino manodidina ahy ihany koa izany.
Ny miracle dia ao ny miracle izay tahaka ny lehibe ny fahitan ny olombelona azy: tahaka ny fanasitranana sns...misy io ary efa nitranga tamiko t@ alalan ny fametrahana tanana ary vao haingana mihitsy, iray volana lasa izay: narary be ny tongotro ary tsy afaka niakatra tohatra akory aho fa tena mavesatra be mihitsy. Narary nandritra ny iray volana izany ary tsy nandeha tany ami ny dokotera aho satria nihevitra fa na dia mavesatra aza dia mbola tys hilana dokotera. Iray volana taty aoriana anefa dia tonga saina aho hoe, maninona moa aho no tsy mitondra ambavaka ity tongotro marary ity? ny Tompo efa nilaza fa ny diankapoka taminy no efa nanasitranana ahy? hmm.....dia nisy ny olona nivavaka sy nametra tanana manokana t@ tongotro ary t@ fomba tys takatry ny saiko ihany koa dia tena lasa maivana be mihitsy ny togotro avy eo h@ izao..coincidence????
ao ny miracle izay miseho @ alalan ny valimbavaka @ fiainana andavanandro fotsiny ihany.
Ohatra: vao haingana mihitsy ny voisin-ko no mamdeha mafy be ny mozika ny ami ny alina ary tsy tantin ilay vahiniko izany satria tao ami ny vhambre ny indrindra no tena maheno azy. Ny zavatra nataoko voalohany dia nynametraka izany t@ Tompo hoe: raha sitrakao Tompo dia mba aza avela hanao mozika mafy be ilay olona ao ambadika ao satria tsy tantin ilay vahiniko izany...herinadro sisa no nipetrahany...mason andro nametrahako ny vavako ..tsy naheno mozika mihitsy aho na ny kely aza, izaho indray no gaga anefa izy dia isanandro tys mitsahatra mihitsy. Herinadro, tsy nisy na inona na inona.... lasa ny vahiniko ny alarobia maraina... ny alarobia alina niverina ny mozikany.... hoy ianao hoe coincidence????
tsy mino aho hoe coincidence satria raha izany no izy dia feno coincidence izany ny fiainako. Fa izaho mino 100 % fa avy ami ny TOmpo ny valimbavaka ary azo antsoina hoe miracle izany na dia tys ngeza be aza.....
koa raha tsy nahita miracle i sonwin teo @ fiainanao, tsy manafoana ny mbola asan ilay Atr' i Jakoba sy Abrahama ilay hivavahako izany.

31. prime
(
24/11/2006 08:50)
Ka na ny fahaveloman'ny aina isanandro aza dia efa fahagagàna lehibe tsy hita pesimpesenina... Ny fahasoavana rehetra raisina avy amin'Andriamanitra dia efa fahagagàna avokoa fa ny olombelona no tsy mahay mankasitraka na efa zatra loatra ka mihevitra fa tongatonga ho azy izany nefa tsy misy na iray aza manam-pahefàna amin'izany afatsy Andriamanitra irery ihany...
32. majesty
(
29/11/2006 05:50)
Misy ny miracle fa izany akory tsy azo entina hanamarinana finoana iray sao dia lasa mivoana eo ndray le resaka.Fa raha misy izy na tsy misy ny zava-dehibe dia ny hitazonanao izay finoana efa narahanao ka hitanao fa mety.
33. prime
(
29/11/2006 09:45)
Ny fiainana rehetra dia efa "miracle" ka moa va tsy tsara izany?
Fa mikasika ny "pacte" atao amin'ny satàna misy ambaratongany satria izy koa mifidy izay mpiara-miasa tena mahafatra-po aminy fa tsy mandeha ho azy...

35. prime
(
01/12/2006 11:08)
ikaretsaka> ka ny pacte anie hoy aho misy ambaratongany e... miainga @ tsotra indrindra io ary miafara @ "possession" ny faratampony...
38. Achia
(
02/12/2006 07:30)
ahoana moa ny filazan'ny ankizy taloha ireny ol manankarena ireny tsy hoe ( pacte ) ve , sao de mba nanao pacte tokoa ary izy ireny ny nahazoany ny harenany e !?
39. prime
(
04/12/2006 10:51)
achia> misy kosa aloha tena ny fitahian'Andriamanitra no mampanan-karena azy kanefa dia tsy ferana fa betsaka lavitra no manao fifanarahana manokana amina fanahy maro mba hananan-karena, vola, fitaovana, zanaka... sns
40. Achia
(
04/12/2006 15:54)
tena marina io lazainao io ka , fa ilay ol manao pacte reny ny loza de refa tongasaina ilay ol ka hanaraka an'ATRA dia alain'lay devoly daholo indray ireo fananana voahangona , ary io lafiny iray io no maha sarotra ny mpanankarena hanaraka an'ATRA