volo mihitsana be!
61. ari.malala
(
21/11/2006 12:18)
watafon, ko nga kosa mo isanandro no manao volo ka! sa v mampihintsana ihany zany?
62. nani
(
22/11/2006 12:53)
Rurik an !
raha mbola azo atao aki an , dia aza manao lissage zany aloha an , tena mampiongotra volo matetika ny lissage ! fa mampiasa fotsiny produit an Schwarzkopf fa tena tsara be mihintsy ny volo refa vita . Ilay Gliss kur reny aki no ampiasana , jereo fa misy karazany maromaro ilay izy , dia ilay pr cheveux sec atao , de misy soratra mihintsy eo hoe tsy mampihitsanbolo , no sady moro bangoina ny volo ! Dia refa mampiasa ilay apres shampoon dia somary afangaro huile d olive ilay izy , somary alona elaela mihintsy , raha mampiasa masque moa tena voa maika tsara . Dia rehefa misintona volo aza dia ajanona ela be ny brosy fa mandoro volo , dia lasa tapatapaka beuuu, fa in 4 misintona ato ambany , dia in 4 ambony , dia mazoto ary eee

63. ari.malala
(
23/11/2006 06:30)
nani, ary raha tsy mahita huile d'olive, ny tsoka tsy mandry (moelle de bouef) ve mety?
64. watafon
(
23/11/2006 10:17)
fasaly : wéé! tsara fa tohizo !
arimalala: na isankerinandro aza tsy manao za kle ! hihihi!
arimalala: na isankerinandro aza tsy manao za kle ! hihihi!
65. melody
(
23/11/2006 14:21)
watafon: tsy hanao inona? ilay manatsotra volo isankerinandro sa ilay manisy tsoka :-D:-D:-D
66. fasaly
(
23/11/2006 21:10)
wata: mbola nihinana lasopy votavo njay zà anio de laniko dool ny anjarako:wink: henjy be nihinana azy :P
67. ikaretsaka
(
24/11/2006 00:22)
fa tena serious.. mi sacre kely de tapahana atao bory keeeeely aloha herintaona
68. nani
(
24/11/2006 12:31)
ari.malala ! ieuuu tsoka -tsy mandry koa afaka atao aminy , somary mahery ilay fofona fa refa afangaro amin ilay produit hafa ilay izy de tsy heno tsony ilay fofona hafahafa .
69. watafon
(
25/11/2006 19:56)
fasaly: hihi :-*:-* d anapaho kely amzay miha matevina e ! sa tsy mety zany eritreritro zany!
melody:le sintonina @ borosy e! :-D:-D:-D
melody:le sintonina @ borosy e! :-D:-D:-D
71. fasaly
(
29/11/2006 20:09)
wata: ka efa nokatsanako efa ho 10cm aza le izy kounnnn!:?
mimich: lay solaina tsy mampanin mitsy sady manendrika ahy ihany iny coupe iny fa lay tratran'ny hatsika sy ny gel no tena enjana be amzao ririna be zao knou!:?
mimich: lay solaina tsy mampanin mitsy sady manendrika ahy ihany iny coupe iny fa lay tratran'ny hatsika sy ny gel no tena enjana be amzao ririna be zao knou!:?
72. kelly13
(
29/11/2006 20:23)
miala tsiny ry reto fa tsy namaky hatramin'ny vôlohany za fa lava b le izy a! fa za kou mihintsana b ny voloko, surtt refa eo ampanasana azy, d manaraka ho azy ry le vendrana isany, mampiteny ratsy des fois lollll!!! fa ny tena tsy zakako d ilay volo feno fourches! inn kou no mety ho solution @ io? :-*:-*
73. Tahiry
(
12/12/2006 09:55)
tsy haiko aloh na efa nis nanao proposion an'ty hevitra ty any ambony fa mba malaza b lé izy:menaka kapôty ry reto a:-D:-D:-D,na ny sola aza betsaka no maniry, tsy vazi2 fa serieux io an. andramo fa efa be no henoko nampiasa an'io
75. niryna
(
25/12/2006 00:47)
Rehefa bevohoka ny vavy no matetika mihitsana ny volony,ny lahy indray manao kaskety matetika ka mafana ny tapon\'ny loha,mety hiafara ny fisolana mihitsy io.Misy olona manasa loha isan\'andro,ary misy isan-kerinandro,ny sasany aza iray volana.Aza dia sasana matetika.Raha mandrandrana volo matetika ianao dia somary hajanona kely mba hiaina ny ati-doha.Mila hanapahana ny volo satria sady mankarary loha no reraka ny tenda,ary manajanona ny volo mihitsana,aza bangoina matetika izany ny volo, rehefa zatra ianao dia bangoy tanana , manaova bain d\'huile miaraka ny atody, voasarimakirana, menamboanjo ary ataovy massage ny volo alohany hanasana azy.Asiana vinaingotra ny rano mangatsiaka hanan-kobanana azy rehefa avy nosasana tamin\'ny rano matimaty,tsy rano mafana mihitsy.Amin\'iny sasana iny izy no bangona ka eny amin\'ny ambany no atao voalohany isaky ny mibango volo,matetika ny rehetra eny amin\'ny odi-doha no ataony voalohany.Rehefa madio tsara ny loha dia aza bangoina intsony raha tsy manasa loha indray, fonosy sarin-doha rehefa matory, andramo ange.Mampangirana volo sy mampa-salama ny volo koa io kobanina amin\'ny rano-mangatsiaka sy asiana vinaingotra io tsy indraindray amin\'ny farany io
76. niryna
(
25/12/2006 00:52)
Mampamainty volo be sy mampatevina volo be koa hono ny manasa volo amin\'ny mololo,izay atao lavenona ka iny no hanasana volo.Ny fandokona vola dia anisany iray mampihitsana ny volo satria ilay zavatra ampiasainy no tsy zaka, koa raha azo atao dia ataovy mahalana na ireny natioraly ireny am-piasaina toy ny black rose vitan\'ny karana,sady toa mora izy ireny no mampaniry volo be, tandremo fotsiny tsy hiditra any anaty maso fa misy fiantraikany