volo mihitsana be!

41. rurik ( 14/11/2006 19:48)
dia tsy asina fangarony ve le huile d'olive?
42. mimich ( 15/11/2006 06:36)
tongolo koa mety oh ny fanaovana io anandrano io (oignon io an) , totoina ny tongolo de fihazana ny ranony , de ahosotra amin'ny hodi-doha. satria izy mahery fofona , dia rehefa alohan'ny hanasa loha no tsara ampiasana azy.
43. fasaly ( 15/11/2006 06:38)
mimich: efa henoko koa io tongolo io! fa tsy tadidiko hoe ho an'ny volo mitsana ve sa ho fanalàna angadrano, zà koa mantsy misy an'i ary tsy mety afaka mitsy na ataoin na atao in....sao ny angadrano koa no manitsana volo aky???:?
44. mimich ( 15/11/2006 07:50)
ie ny angadrano aloha dia mampihintsana volo ihany koa ee.
Tena natao hampitsahatra ny volo mihintsana ilay tongolo ka!!!Fa vao maika tsara izy zany raha sady manala angadrano. Ny anandrano koa raha tsy diso aho dia sady mety amin'ny volo mihintsana no manala angadrano.
45. melody ( 15/11/2006 12:42)
fasaly a, mety stress koa no mahazo andry akia a, tadidinao enao ilay nilaza hoe tsy ampy torimaso/tsy mahita tory? Eritrereto ange e... misy hiraisana daholo izany, ka na sasainao @ izao karanzan-javatra rehetra izao aza ny volonao nefa enao tsy ampy torimaso na stressé be fona dia tsy hisy vokany mihintsy!
46. ari.malala ( 15/11/2006 13:55)
ary ny mihintsam-bolo @ mampinono inona ny fanafodiny? ary refa mihintsam-bolo ve mahazo manao volo e!
47. titimms ( 15/11/2006 17:27)
rurick : tsy asina fangarony mitsy ilay huile d'olive.
mimich : le tongolo ndray toa hoe ho an'ny ol efa sola mitsy. fa dia mahery fofona aloha e
ari.malala : refa tsy mampinono intsony aky afaka ho azy io a.
48. Zina ( 15/11/2006 19:38)
stress, tsy ampy vitamine, be eritreritra aza lasa loatra @ cancer kosa kle...
Mba fantatrareo moa fa ny rano ko mampihitsana ny volo????
rano be calcaire indrindra fa ny ao Europe ao be calcaire be ny rano ka distilleo anie e...
49. ari.malala ( 16/11/2006 06:14)
titimms:

ari.malala : refa tsy mampinono intsony aky afaka ho azy io a.



ko tsy ho sola v mandrapahatongan'ny 2taona ra zany no izy?! fa tena tsisy fanafodiny mintsy ve? isaky ny mihogo anie ka tena efa ho ray tanana e! d mampalaelo b le zazakely fa feno tapabolo ny akanjony na efa misarondoha aza matory an!
50. methode ( 16/11/2006 09:59)
Ny voamariko fotsiny aloha dia nihintsana be ny voloko tany Italie tamin'izaho nandalo tany! Ny fahafantarako azy dia vokatry ny chauffage, satria lasa maina be daholo! Nandinika ny olona ao Roma koa aho dia manify kely daholo ny volon'ny vehivavy! Mety ho ny rano koa angamba!
51. rurik ( 16/11/2006 11:05)
ari.mala mihinana aky zavatra be vitamin sy calcuim be fa mety hanampy andry .
52. rurik ( 16/11/2006 11:06)
ary le fanamboarana volo @produit sao mba misy mahalala we efa afaka manatsotra volo ve raha vao teraka 2 volana sa tokony hiandry.
53. fasaly ( 16/11/2006 14:41)
io ndray alou ry rurik tsy de haiko lotra fa mino aho fa tsy hampaninona kosa e!:roll::roll::roll:
54. rurik ( 16/11/2006 22:05)
asa aky ry fasaly fa matahotra ihany aho dia aleoko maka evitra fa manotany olona manko aho dia misy ny milaza fa tokony hiandry 3 volana misy ny milaza fa tsy maninona ka asa.
55. ari.malala ( 17/11/2006 12:57)
za alo aky tam za niteraka nyzanako voalohany 3volana y zanako vao nanao lissage za a! fa nanomboka teo no nampanify velona ny voloko am le mihintsana! d tam ty tena tsy nanao lissage mintsy za fa mbola mhintsana iany! :x
56. rurik ( 17/11/2006 18:11)
dia raha nieritreritrinjy ve ry ari.malala ilay lissage ve no nampihitsana azy?
misalasala aky aho matahotra nefa ny volo tena efa hum indrindra le ety aloha.
57. watafon ( 19/11/2006 13:23)
rurik: tsy mila miandry 03 volana zany kosa fa ela loatra e! 01 volana d antonony e!
58. ari.malala ( 20/11/2006 12:52)
rurik, tsy haiko aky a! mitambatra ao daolo ngamba le mampinono sy ny lissage
59. watafon ( 20/11/2006 19:49)
le sintosinotmina amin'iny brosse iny ksoa v moa , ho anareo mpisintona reo, tsy hampihintsana volo kle !
60. fasaly ( 20/11/2006 19:56)
wata: efa nihinana lasopy votavo zà androany!:wink::P:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1547