volo mihitsana be!
21. fasaly
(
13/11/2006 19:13)
tala2:
ba tsy ampihitsana ny volo d manasa loha @ ranona farehatra sinon mapiasà huile d'olive atao menabolo sinon ra tena sola mitsy d asivo ranona kapôty matetika
in dool reo ry tala2???? un zany farehatra??:roll:
in zany kapôty rano??:roll: lay menanbolo njay zà tsy dia tia lôtra ani'zy io fa mandoto lamba be no misy fofona be lay huile d'olive io fa refa we week end tsy hivoaka mitsy ngamba de atao mask am volo mitsy mety ho tsara anefa ny huile d'olive satria tsara ho an'ny fahasalamàna ihany ny mampiasa io am sakafo. msotra e!
22. fasaly
(
13/11/2006 19:17)
titimms:
andramo indray ary ny ranona romarin e. fa refa maniry moa izay mihitsana inona no blem ? ny ahy indray tsy mihitsana fa mora vaky be ny lohany, sady ela vo lava. iza no mahita hevitra ?
zà manana romarin ngedabe eo anjaridaina fa efikasy ve aky?????tena matahotra mitsy aho hoe tsy ho hisy tsony ny volo soa fa nantevina be:?
lay volonjy tsy de mitobmo firy vakivaky io ndray dia tapaho matetika iny lohany vakivaky iny de somary randrano refa tsy miasa, randrana gasy madinika mitsy gasy be reny an! zay no nahalava volo be ahy taloha mantsy:wink:
23. andry08
(
13/11/2006 19:21)
Normal io fasaly an! Ny olona rehetra dia mihintsam-bolo satria bulbes vivants ny volo. Mihintsana ary avy eo maniry, misy ny very ary misy ny maniry.
Ny hilana ny hanasana azy @ rano mangatsiaka @ ilay rincage farany iny dia ny hampangirana fotsiny .
Tena efa mangatsiaka ny andro "fa toraky ny any ny aty an! Eh! manimanina an!" hoy i Bodo.Ny ahy ary mifaninana @ piso mihintsy fa manaova masque fotsiny.
Dé courage fa vao manomboka ny hatsiaka.:)
Ny hilana ny hanasana azy @ rano mangatsiaka @ ilay rincage farany iny dia ny hampangirana fotsiny .
Tena efa mangatsiaka ny andro "fa toraky ny any ny aty an! Eh! manimanina an!" hoy i Bodo.Ny ahy ary mifaninana @ piso mihintsy fa manaova masque fotsiny.
Dé courage fa vao manomboka ny hatsiaka.:)
24. fasaly
(
13/11/2006 19:35)
andry: in no mask ampiasainjy zany??? hay ve mampangirana volo ny rincage am rano mangitsy e????:roll: msotra fa hevitra manja ilaina dool zany.... fa ny ahy kosa tsy tsy ampitahaina am an"ny hafa a! vao safoina fotsiny nge lay volo de misy manaraka foana e! haiko fa mihitsambolo eo am zato isan'andro ny oul isan'andro fa ny ahy efa mihoatra ny izay ngamba sady mandoto trano be mitsy an!:x no lava mitsorapaka be de......manangona volo ihany no hatao raharaha:idea:
25. andry08
(
13/11/2006 20:07)
Possible mihintsy ny hoe safoina fotsiny dia manaraka ny volo. Raha tena be loatra dia mankanesa ihany any @ dokotera fa na izany aza dia aza taitra fa normal hoy aho io.Raha tsy diso aho dia mitovitovy ny halavany.
Mba manandrama ireny produitn'ny wella ireny fa ireny no hampiasaiko "Keretin oil" (SP)System professional raha mety aminjy.Efa nanontany dokotera ihany aho fa hoy izy hoe: be ny eo ambony loha fa aza matahotra sady vitsy ny vehivevy no lasa sola. Tena vitsy io .:)
Mba manandrama ireny produitn'ny wella ireny fa ireny no hampiasaiko "Keretin oil" (SP)System professional raha mety aminjy.Efa nanontany dokotera ihany aho fa hoy izy hoe: be ny eo ambony loha fa aza matahotra sady vitsy ny vehivevy no lasa sola. Tena vitsy io .:)
27. fasaly
(
13/11/2006 20:54)
ok! ho jereko io aky a! ataoko dool reo fa tsss leo be aho amlay mitsana be! ny andriko eto ny volo me sola fa maniry ka! de manify kely ery am lay mbola tsy maniry tsara:x manjary ny ilany lisy ny ilany tsisy volo tsssss:x
28. andry08
(
13/11/2006 21:00)
=))=))"ilany lisy", ny ilany tsisy volo, aza hitako anie izany!njy an!
29. fasaly
(
13/11/2006 21:19)
:-D:-D:-D tena zay mitry aky ny eo am sisin'ny andriko eo a! soa fa fohy andrina kely zà fa lasa volo dool ny andriko de na me sola aza vao maika tsara fa ny ilany no mandeha be noho ny ilany:-D:-D:-D
30. caprio
(
13/11/2006 22:54)
Fasaly:Aza dia miasa saina @izany fa reveko foana enao na mihintsana hatramin'izay tsy tokony hihintsana aza hihihihihi dia ampiko kely we(l)(l)(l)de faranako @:*:*:*
31. malalatinasoa
(
14/11/2006 02:23)
Anampiako ilay voalaza teo dia aza milalao volo be loatra (raha tou ka zatra manao an'zany otrana):wink:
32. mimich
(
14/11/2006 05:59)
marihina aloha fa zà mandoko volo foana e! ka mety lay produit ve no mampitsana azy sa in ??
tsy ferana mety ho avy min'izay fa tokony hodinihina ihany ,toa mahamaina volo hono mantsy izy ireny ary fihitsanan'ny volo vokatry ny tsy fahazakana produit dia matetika ela vao mijanona ary ela vao tafarina. (efa tratran'io aho tam 2002 tsy maintsy notapahina fohy kely de nanao tratement farehitra , ny olana de tsy mety tafaverina amin'ny halavany sy ny hateviny taloha intsony aloha ny voloko h@ zao).
de in no tokony hatao mba tsy hampitsana be azy tsony...soa fa maniry zay mitsana no matevina lay volo de tsy de hita hoe lasa dool! msotra e!
Tamin'ny izay fotoana izay , dia produits farehitra -ny Homéopharma no nampiasaiko (lotion , ahosotra amin'ny hodidoha isan'andro , de shampoo, de revital capillaire atao bain alohan'ny hanasana loha. pendant 6 mois no nanaovana an'io (asa raha afaka hanafatra an'io ndry )raha metya amin-dry. Ny huile de ricin ihany koa mety fa ilay izy madity be no mahakamo.
ra tena sola mitsy d asivo ranona kapôty matetika
tena marina io ary tena efficace , olona 2 fantatro tsara no efa nampiasa azy io vhv avokoa , ny iray efa tena miseho mihitsy ny hodidohana no nampiasa azy io fa tena maniry tsara ny volony ary efa manomboka tsy hita intsony ilay madiodio tsy nisy volo teo aloha no sady tsy mihintsana tsony ilay volo.
Ny tsar ho marihina fotsiny dia ny hoe , na inona na inona ampiasaina dia mila faharetana satria mandeha miandalana fa tsy hoe herinandro akory dia efa hita ny fiantraikan'ny zavatra ampiasaina.
Dia hoy koa ny dokotera matetika hoe : sao dia mararay aty ianao, na stresée , fa toa mampiongotra volo koa hono mantsy izy ireny. sa aona wata??? , dia raha izay dia mila fitsaboana koa izay marary amin'ny vatany ankoatra ny volo mba tsy hisy fiatraikany any amin'ny volo
33. rurik
(
14/11/2006 08:53)
wata non ny mamany ka aiza kosa dia ny zazah ve vao2 volana dia tsorina sahady ny volony,
nefa asa aloha fa za aky no honoa fa matevina loatra le voo dia amizay mba kelikely an.
nefa asa aloha fa za aky no honoa fa matevina loatra le voo dia amizay mba kelikely an.
34. rurik
(
14/11/2006 09:00)
za aky ry fasaly tsy mba afaka manampy anjy akory fa tena tsy mahay na inona na inona na ny menaka atao amin'ny volo ary aky tena manahirana ahy izay ampiasaina toa maina be daholo;
ary le menaka olive io ve ry tala2atao mena bolo
tena marina ve io sa vazivazy .
ary le menaka olive io ve ry tala2atao mena bolo
tena marina ve io sa vazivazy .
35. xxx
(
14/11/2006 09:49)
sao tokony hanao bilan i fasaly , sao misy aretina miafina mampihintsana ilay volo ?
36. tsingy
(
14/11/2006 10:44)
toro hevitra farany zay tsotra ny ahy mitadiava cresson na "anandrano" totoy ami mixer d io ranony io no ahosotra amin'ny hodidoha refa avy sasana,miafy kely alou nj.Tena efa niainako io ary nanohatra anio zahay sy mamanay tena mety an.
Na manafara vahona any Dago ra aty andafy nj d osorana lay dity fotsy aminy iny avela hilona eo refa madio ny loha sady mahafaka angadrano an fa ra produit vazà tony tsy d mety loatra.Andramo ka izahao fa tsara ny vahona sy ny anandrano :wink:
37. melody
(
14/11/2006 11:53)
fasaly a, mitandrema @ fampiasa produits artifisialy ireny, toy ny loko volo, fanatsorana volo na ilay fera fanatsorana volo koa aza. Tsy hoe aza manao mihintsy fa ataovy tsindraindray. Ary ilay huile d'olive indray a, manaova bain d'huile @ ilay izy @ alina d fonosana/sarondoha, ny maraina vao sasana! d mazoto akia a:-*
38. majakely
(
14/11/2006 12:13)
somary anapaho kely klou le izy ,,otran zava-maniry rehetra ihany ,,manome tonus anazy le tapahana kely akiaa,,,de mahereza... courage am le huile d'oliva fa mety io ka hihihi
39. fasaly
(
14/11/2006 17:43)
xxx:
sao tokony hanao bilan i fasaly , sao misy aretina miafina mampihintsana ilay volo ?
ka eo njinja tsika izao! ny cancer alou manitsana voloç e! io no mauvais singne n'ny cancer fa ny ahy maniry lay mitsana de matsiravina be refa manao brushing fa misy mitsinganga kely foana eny ananona eny am lay volo kely maniry vaovao:x
40. titimms
(
14/11/2006 17:48)
nety tamiko aloha ilay romarin e. manao bain @ huile d'olive ndry dia rehefa manasa loha dia ilay ranona romarin no hanakobanana azy. Io ko anie tsy atahorana hanimba volo e