HO ZAKANTSIKA IHANY VE NY 5 TAONA MANARAKA!
1. petsambava
(
12/11/2006 21:03)
Ho zakantsika ihany ve ity fiovana ity
izao itsika gasy betsaka ny 4 mi
ny manana @ izany mihamanana ihany
dia ireo minisitra no voalohany @ izany
manaraka azy ireo ireo vahiny avy lavitra any
mitondra devizy dia mahavidy tany
ialahy miasa aman-taona tsy mahazo an'izany
Nasiana déléstage , TST , flottement
nampiasaina teto tsy nisy hoe comment
inona ary ianao no nahatonga izany
izao isika gasy farahidiny eto an-tany
avo be daholo izany jerena rehetra eny
ilay moana tao an-trano aza lasa nahay niteny...

novalian'i akama2006 ny 14/11/2006 10:27
4. Fiffi
(
12/11/2006 21:37)
petsambava:ka inona indray no hiriana mihoatran'zany ?
ilay moana tao an-trano aza lasa nahay niteny...
6. Fiffi
(
12/11/2006 22:02)
sipagasy: marina akia zany an! saingy hoy aho hoe inona indray no hiriana mihoatran'zany ? juste @ le hoe ny moana tao an-trano aza nahay niteny ....
7. Lejim
(
13/11/2006 00:45)
lol :-D
Mbola vao manomboka ny propagandy dia toa efa matahotra sahady ry petsambava.
Araho moramora fotsiny la vie fa aza mbola mivaky loha amin'izay 5ans manaraka izay!
Rehefa hita iza no lany, izay isika vao mandinika hoe hankaiza indray ity firenena ity, hikoroso fahana hatrany ve sa ahazo aim-baovao!

8. ravatorano
(
13/11/2006 05:13)
ny 16 taoana mihoatra aza zaka ka izay dimy taona fanampiny ntsssss
:-D:-D:-D:-D
:-P:-P:-P:-P
:wink:
:-D:-D:-D:-D
:-P:-P:-P:-P
:wink:
9. kitjo
(
13/11/2006 05:19)
hahaha
valiny: Mahazaka izahay ary izahay mihitsy ange no mitady azy hipetraka eo e
henoy ange ilay hira faneva e...kanto ery anaovan' i Bodo azy
Zava-bita teo no tohizana ka ilaina mafy fikirizana
Ravalomanana no mpitarika...

11. petsambava
(
13/11/2006 10:11)
dadou:
io indray na firy taona nafiry taona zakanay foana firy taona azat@ Lejamba tsy nisy zava_bita zaka vao maika dimy taona mitondra fiovana . tsy mahavita toaRavalo fa petsambava ve donto_pory e? ampiasao ny saina sao mihinana ny maloto
DIA INONA KOA IZAO NO HITENENANA RATSY AMIN IZANY !i rangahy no tena ambany saina raha vao misy olona tsy mitovy fisainana sy eritreritra dia teny ratsy mbà mivoara rangahy ty fa aza manao fisainan'olona sauvage avy any anaty ala a!
MBA MIVOARA AMIN IZAY !....
12. xxx
(
13/11/2006 10:13)
aza tezitra izany dadou â! resaka anie no ampiadiana ok! ary politika daholo izany rehetra izany:-D
tsy aleo aza imezana no tsara:-D:-D:-D=))=))=))
tsy aleo aza imezana no tsara:-D:-D:-D=))=))=))
13. tsingy
(
13/11/2006 10:18)
Zah kou mba himeh kely :-D:-D:-D:-D.
Fiainana mandroso no tadiavinay fa tsy volankakafotra ka aleo ndray mba Ratsirahonana na Herizo e.Ho hita eo ny suite
14. ravatorano
(
13/11/2006 10:38)
petsambava < marina ny anao
averiko eto indray fa tsy tokony hisy fanompana eto na fiantsiana fa hevitra no ampiadiana ary aoka mba samy hifanaja
Efa nofafako moa ilay izy teo saingy ilay valitenin i petsambava no lasa aloha ka dia io tafaverina io ihany
raha misy fanompnana na fanotohinana ny filaminana eto amin ity lohehevitra momba ny politika ity dia ho fafako miaraka amin ny vava izany ka na himenomenona eo aza dia efa izay no izay e

16. papala
(
13/11/2006 11:43)
TOHIZANA NY LALANTSIKA A!
MARC RAVALOMANANA !
MARC RAVALOMANANA!
EKENA, EKENA A...............zay sahady ary de efa tafita aty aminay lay hira koa!
TENA RAPIDE ET DURABLE =))=))=))=))=))=))AN!
MARC RAVALOMANANA !
MARC RAVALOMANANA!
EKENA, EKENA A...............zay sahady ary de efa tafita aty aminay lay hira koa!
TENA RAPIDE ET DURABLE =))=))=))=))=))=))AN!
17. kitjo
(
13/11/2006 13:15)
samy mafoaka e.....
marina mitsy zany da'toa ravalo an...hahaha...ravato manko e!
omena anao ny fahefana e!
marina mitsy zany da'toa ravalo an...hahaha...ravato manko e!
omena anao ny fahefana e!
18. akama2006
(
13/11/2006 15:04)
KITJO> ary le olona hoa toa lasa madio dio be e! hay moa efa vita ilay fototra koa,sady efa mandroso koa,ihihihih:P:P:P;ary tena tsara rindra mihinsty a!:-P:-P:-P, tena heveriko fa montage mihinsty ilay izy ,hay kay moa ny troupe solide no tao aminy magro koa!:-D:-D:-D:-D
tsy ao ilay spontaneité aloha e!hita be ilay olona efa nampiomanina ela be ary efa samy maka ny toerany!
2001 efa ela tokoa izay an!2006........:-D:-D:-D:-D:-D c'est chaud cacao.....chaud sokola.....!!!aahahhahha:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

19. kitjo
(
13/11/2006 15:23)
ka ny tsy azonao ange ry akama dia izao e
efa naverimberina teto foana fa tsy mila manao propagandy intsony ravalo fa efa mahalala ny hofidiany ny olona na mbola tsy nisy resaka fifidianana aza
ka le ambiance fts sisa no aleha mijery fifidianana ange e!
ary ny kandida hafa manaona? mifanosika e!
aleo @3Dec tsika vo manao comment e...sa?

20. akama2006
(
13/11/2006 15:28)
i kitjo a!mbola tsy nanomboka aza ireny ny lalao efa maka marge sahady i 8 maika fa efa ao anatiny izao ve tsy efa vonona avokoa ny halatra isan-karazany!ny lisitry ny mpifidy aza tsy avela ho hitany kandidat mpifanadrina,ny liste electorale tsy tomobana!
izaho hoa akia dia milaza ampahatsorana fa managona ,teneno ny havana fa ny apres 3 dec dia mbola tanatara lava be!borel sans nom hoy ny vazaha!
fifidianana ala malagasy!eto amboniny tany sty misy fifidianana ohatra ity ka ny lalàna velona dia natao tsy ampiharina fa samy maka ny tiany ho atao !:P:P:P:P:P!