HO ZAKANTSIKA IHANY VE NY 5 TAONA MANARAKA!
21. kitjo
(
13/11/2006 15:42)
le daty njay v za zay sy demission?
hihihih
fa dia olana b mihitsy ve ilay date e? @ aona?
de toute facon na 3dec io na oviana ravalo tsy maintsy ho lany foana fa teneno zareo tsy handany vola sy fotoana amzany
tsy mahazaka mahita ny zava-bita ianareo satria lasa tsy marina ny fanakianana sy fanenjehana ataonareo...mpitondra fanjakana v izy tsy hitokana ny vitany @ maha-pitondra azy?
d lazaina fa manao propagande..hhmmm

22. Lejim
(
13/11/2006 15:48)
Tsy marina kosa aloha ilay tenenin'i kitjo hoe mampisy ambiance fotsiny no ataon-dRavalomanana izao fa tsy "mila manao propagandy izy satria efa fantatry ny vahoaka iza no hofidina."
Mpanao politika tsy manaonao zavatra fahatanitany izany, otran'ny hoe manome ambiance ny pokona izany, raha tsy ao raha.
Io fandaniana vola be amin'ny propagandy io dia midika fa matahotra lery, dia ny point fort-ny no ampiasainy (vola izany ho an'ireo tsy mahalala), lol
Efa nolazaiko fa ireo vahoaka maro be ireo dia hijery ny mpanakanto malaza otran'i Jerry Marcos sy Njakatina fa tsy ndeha hihaino ny balaoasin'ny (ronono an-tavin'ny) kandida izany! Dia mbola misy bonus kasket sy tee-shirt koa amin'io! :lol:
Aza misy marary fo fotsiny raha mba misy mampitodika anareo amin'ny realite!
:-D

24. cabot
(
13/11/2006 20:45)
tadidinao ve ry petsam_bava isika lay avy eo @ 13mai taloa dia avy eo maka lay saosy kely teny @ magro akorondrano;aza reraka manao politika intsony oa fa aleo mitady bizina ahatafita fa mitovy daholo zay tonga eo mameno paosy aby isika fotsiny no lany ny andro teo @ 13mai tamin'ireny;zaho dia nanova taranja e! aleoko mitady saosy fa tsy ameno ny paosin'ny hafa
25. tsingy
(
14/11/2006 09:33)
misikina tsara refa vita ny 3déc fa tantarab io so lany @ reveion dôly ny voangona.
Hidangana ny vidimpiainana,mapalelo reto reny havantsika tsy manankoanina reny,zao ny fototskafo ary ty 1000Ar kou ho velona ntsony v?
Aleo mba hiova njay fa tsy dokadoka pokaty io no mahavelona e,zah louny d mamelontena fa tsy hiankimpo @ ze Ra8 zany e,asanareo kou:-P:-P:-P:-P
26. akama2006
(
14/11/2006 10:13)
izay aloha dia ho marina tokoa!apres 3 dec ny homanina fa io vita ihany !
27. tsingy
(
14/11/2006 10:21)
Ry zareo hifidy Ra8 reny zao lasa mpanakarena be dôly dôly mba omeo ihan zay ra mba mangataka e:-D:-D:-D