Ny ainga

1. fanaina ( 12/11/2006 17:44)
hummm tena manina sy te haeno be any hirany ny ainga nefa tsy manana!!
novalian'i Aino ny 16/11/2006 15:31
2. Fiffi ( 12/11/2006 18:35)
henoy ao @ radio vazo gasy akia an !:)
3. malala2006 ( 12/11/2006 19:31)
désolé fa j'aime pas trop cette groupe
4. colar ( 12/11/2006 19:32)
tongava aty fa misy album mintsy ato sady vcd,mamanay ty ny ainga b ko d zay no nampisy azy ato,fa za alo tsy ty e,hahahahh,nefa mety tiko ihany refa tin ny akamako
5. fasaly ( 12/11/2006 19:46)
fa ahoana no hiranzao ny ainga zao e!:roll::wink:
6. Fiffi ( 12/11/2006 21:24)
nefa naheno zah teo tena milay kosa an!
7. fanaina ( 13/11/2006 08:11)
Fiffi ka izaho anky tsy dia mijanona firy dia tsy maharaka mihintsy ko!!
8. mandrindra ( 13/11/2006 10:54)
aaaankoaaalabeeeeeeee
9. cutie ( 13/11/2006 11:43)
mampime ny hiran-dry zareo :lol::lol::lol:
afa-tsy le hiram-pivavahana reny
10. Aino ( 13/11/2006 12:35)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 13-11-2006 12:43:38
Lohateny : Re : Ny ainga
mampime ny hiran-dry zareo
afa-tsy le hiram-pivavahana reny

t@ izhao mbola kely dia ilay anona iny ihany no matetika hiraiko ( t@ mbola bandy kely t@ tànana aho...)
11. belaza ( 13/11/2006 12:47)
....dia manao vakansy any ambanivohitra....
12. rariri ( 13/11/2006 14:23)
efa naheno sy nahita vcd an' ireo tarika ainga izaho fa dia tena kivy.
fa inona ny mahazo anao no dia miheno karazank'hira toa ireny?
fianakavinareo angaha ry zareo?

mihenoa mipira hafa fa maro tokoa ireo mpihira na ao madagasikara fotsiny ary.(ary misy styles de musique maro samy hafa sy tsara)
marina fa samy manana ny gout an 'io fa na dia izany ary!!! mino tanteraka aho fa ho sitrana ianao indray andro any.

tokony mba mirehareha ange isika malagasy fa manao ny karazan-kira eto ambonn'ny tany mihintsy amin'izay miaraka @ talenta .

:arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow:
13. cutie ( 13/11/2006 14:31)
rariri, fa manin nefa ny hiran'ny Ainga:roll::?:
14. mandrindra ( 13/11/2006 14:36)
rariri, samy manana ny fy aminy koa hajao ny safidin'ny hafa.
15. rariri ( 13/11/2006 14:39)
cutie: izao aloha dia tsoriko , fa tsy le olona andeha hi critique anefa mbola tsy naheno , eny niheno tokoa aho na ny feon'kira ny melodia , ny tononkira , fa dia tsy ao mihintsy e!

niys fotoana izaho niheno ireo hora dia nanongo tena hoe: izany ve de mpihira???.izany ve dia hira.

indrindra moa le hoe bonaniversera enao ry seri.
kivy za ka.
16. cutie ( 13/11/2006 14:40)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D rariri
17. Fiffi ( 13/11/2006 14:47)
rariri:
fa inona ny mahazo anao no dia miheno karazank'hira toa ireny?
de mampaninona anao anefa raha mihaino an'zany hira zany izy ? samy manana ny tiany io an !


18. mandrindra ( 13/11/2006 14:54)
rariri, ny tsy fitiavanao ny hiran'ilay tarika, izay hitovizantsika, dia tsy tokony handraranao ny hafa te hihaino
19. cutie ( 13/11/2006 14:55)
zay le lazaiko we mampime ny hirany :-D
20. Fiffi ( 13/11/2006 15:04)
rariri:
niys fotoana izaho niheno ireo hora dia nanongo tena hoe: izany ve de mpihira???.izany ve dia hira.
:roll::roll::roll:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1417