Ny ainga

41. Fiffi ( 14/11/2006 19:52)
tslem: de tena tsy azoko akia an !
42. Aino ( 14/11/2006 19:57)
Mpandefa : rariri [ Valio ] 14-11-2006 15:38:45
Lohateny : Re : Ny ainga
fahatsiarovan'i fanaina an'i tslem zany le tarika Ainga raha azoko tsara lol
fa anga rehefa hoe samy makafia dia midika any izany?
na hatsiaro any tslem koa aza tsy ratsy ko:^):}

na le anaran'le tarika ange de tena mampime
izany ve dia mampihomehy?
43. Fiffi ( 14/11/2006 20:36)
zah mba gaga !
44. fanaina ( 14/11/2006 21:18)
ny mampihomehy ahy izao rariri ko:-D
45. ari.malala ( 15/11/2006 13:18)
inona ny blem an'i rariri am ny tarika ny ainga e! za zao fan d aona aza! :^)
46. Fiffi ( 15/11/2006 13:33)
ari.malala: zah akia mba gaga an !
47. ninih ( 15/11/2006 14:08)
za aloha mahita hoe tsisymampime na iza na iza fa samy miaro izay tianay fotsiny ny 1/1 ato
48. Fiffi ( 16/11/2006 06:29)
ka mety tsy hitany intsony zay himehezana....
49. ninih ( 16/11/2006 11:45)
tsy aleo ve :) de ampy de samy mankalaza ny tiany e!
50. Fiffi ( 16/11/2006 12:08)
iƩ
51. mimich ( 16/11/2006 12:46)
rariri> aza tefena hitovy amin'ny fitiavanao ny fitiavan'ny hafa. izay ilay fiainana ny hoe fahasamihafana ao anatin'ny firaisan-kina. Rehefa tia ny Aing aizy de tia fa sty resena lahatra amin'izany.
Za manokana zao dia tia ny tonon-kiran'ny tarika ny Ainga a, ry mihaino ny tonon-kiran-dry zareo no tena ankafizako ny tarika ny Ainga.
52. Aino ( 16/11/2006 15:31)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 16-11-2006 07:29:01
Lohateny : Re : Ny ainga
ka mety tsy hitany intsony zay himehezana....
izaho aloha mahita himehezana faona tous le jour!! ilay hoe :Dde ampy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3698