strategie de BOYCOTT ny vita tiko no tsra apetraka
41. fijo
(
16/11/2006 23:26)
hitsoaka aninona moa letsy ,fa nahavita soa ve hitsoak aaiza an.ny ahiako aza dia mbola hoantsoina lery na dia fe atsy te hilatsaka intsony aza
42. akama2006
(
17/11/2006 00:10)
fijo> ho avy hono hoa izy e!tadidinao moa 5 taona lasa izay feno reportage momba ny ra8 ny arte,sy ny france 5 ary ny france รด!ny tsr,sy ny hafa tsy tenenina!
izao 5 taona afar dia miverina ny lasa saingy sens contraire!ka dia aleho hanohy ihany fa afaka mimandat raha sty tody 5 manaraka dia raoka alika aleha mandeha io!:}:}:}:-/ efa mandady ny trambo e!
toa tsy andriko izy izany kity,efa miomana aminy voatabia,kibay,rano mafana hamolosana!miam!miam!:-D:-D:-D:-D:-D:-D

43. kitjo
(
17/11/2006 19:48)
in moa ny olana amze alefany any?
sady frantsay avy reo...tsa manin aaa!
akama an, njy ko zany hanao sens contraire eto @forum afk 5taona hoe mba iangaviana ravalo mba hilatsaka iany fa zay vo hitako tsara ny fiasany..hihiih
sady frantsay avy reo...tsa manin aaa!
akama an, njy ko zany hanao sens contraire eto @forum afk 5taona hoe mba iangaviana ravalo mba hilatsaka iany fa zay vo hitako tsara ny fiasany..hihiih
44. belaza
(
17/11/2006 20:25)
aiza ndray ary zany trambo lazainy akama izany? mba lasa lavitra mihitsy ny sainy akama ty ka!!