strategie de BOYCOTT ny vita tiko no tsra apetraka

21. kitjo ( 12/11/2006 20:47)
an3, mividy batterie VIRIO zareo k, vita ao an-toerana io! :}

dia asa aloha fa be ny tantsaha no manana ilay omby ry akama an! marina e!

ny toe-tsaina malagasy tsy amin' izay hoy ianao, fa ngah nisy toetsaina malagasy nieritreritra internet zany taloha? fa refa eo io ka mahasoa...inona moa ny olana ampiasana azy?

misy ny kiraro vita gasy fa reehfa tsy mety aminao d mividy importe enao..oh zay koa ny omby na vary na menaka...aiza ilay olana?
22. akama2006 ( 12/11/2006 20:52)
ka ny omby vita gasy dia mety tokoa fa tsy misy fanatsraana mba ahazahona vokatra tsar kokoa!ireto omby nafarana dia mety hanome ronono betsaka fa araka ny lazaiko firy stara amin'ireo tantsaha no afaka hivelona aminy!ary raha hivelon ihany mila omby firy izany vao rentable?

battreie vrio,tsy misy izany any nama satria ny olona resahiko anao sty mivezivezy eo antlaha matetika na sambava fa arehefa misy fotona sy antony vao miakatra vile ary ny virio koa fiy no hampiasa izany ary rehefa lany dia tsy maintsy miverina any aminy ville micharger na mividy vaovao!sa diso izay!:°):°)
23. lagoon ( 12/11/2006 22:20)
Sao dia mba ireto kandida 13 ireto no boycotter-ny vahoaka ka safotra eo i akama e!
Ny an'ny malagasy izao dia izay mahavita ihany,ny an'ny akama dia henjehina izay tafita.Tsy azoko ilay toe-tsaina ry akama a?
24. bazylou ( 13/11/2006 00:03)
Ny sain'ny sasny anie efa voavidy ka rehefa tsy le8 dia hikombaka izy e!!
25. Robert ( 13/11/2006 02:48)
Ndao tokoa BOYCOTTÉ-na ny entana vokarin'ireo orinasa monopole?

Tiko, STAR(THB), SACIMEM(Good look, boston,...),...

Ny maromaro iany ny gasy no efa manao io BOYCOTT io nefa tsy fidiny ny aza satria tsy manambola hividianana an'ireo entana ireo.

Diniho tsara iany anefa ny zavatra atao ry zalahy..
Fa olona firy no tsy hanana asa raha hikatona ireo orinasa ireo.

26. kitjo ( 13/11/2006 05:31)
Ndao tokoa BOYCOTTÉ-na ny entana vokarin'ireo orinasa monopole?

Tiko, STAR(THB), SACIMEM(Good look, boston,...),...


fa satria?

ny chocolat Robert ko ve? hihii

d ny an iza no hanina?

kely saina!
27. besoiiin ( 13/11/2006 06:34)
akama> fa inona izany BOYCOTT???? toa tsy hain'ny vahoaka izany kou, ny vahoaka malagasy rehefa ande hiantsena dia izay mora sy tsara no vidiany kou, hiadivarotra aza mbola ataony kou mahita mora indray v ka ho laviny? toa impossibl izany projet an'ingahy izany kou, tsy credible ary tsy ho amorti-mintsy fa vao maika hampidikizo kou, kaozy tsy vao ialahy irery izao no resilahatra sy manao izany eto antany....
28. akama2006 ( 13/11/2006 10:36)
besoin> marina izany aloha e! kanefa raha mba mijey alavitra le vahoaka ,noana ,voatery mividy dia mahatsapa fa ny volany ihany no hanajainy olona azy!mody omeny sasany fampidinana vdina zavtra kely ohatra dia tonga dia hoe efa nampidininy mihintsy fa io no fidina fa milay!

lagoon> tsy hoe boycott sauvage akory no atao fa ireo na io scte hita fa mahazo faveur tsy misy limite mihoatra noho ny hafa kanefa tsy mitondra araka izay eo aminy fiainana ho takalony avantage azony!azavaiko!raha mividy yaourt eny aminy sisiny ianoa izany hoe ilay vita gasy izany dia 1/3 ny vidiny yaourt vitany tik....,kanefa raha ny lozika dia ny any tik....,no tokony ho mora satria izy no manan ny monopole à grande échelle ary izy no mividy aminy vidiny mora ny ronono vokariny mpamokatra!izany hoe maka tombony be mihoatra ny tombotsoa azony izy!amiko izany tsy azo ekena!ary ny loaza dia ny tombony azony eo ihany no hanajany sy anaovany tsipy kely ,fanampiana,dia faly ny tsy mahita sy marenina!
:!:

aiza ny fanampiana lazaina homena sy atao ho any entrprise malagasy? io izao raha mba misy mamaly nareo mirevy tik...,dia tena mba hisaorana be dia be!
29. kitjo ( 13/11/2006 13:20)
ny volany ihany hoy ianao no hanajany azy!

fa tokony ohatry ny ahoana kay?

zaraim-potsiny sa haka vola any @akama anomezana sakafo ny malagasy rehetra?

fa entana inona sy orinasa inona no hoe tsy aloa vola rehefa vidiana sa TIKO iany no andoavam-bola?
30. akama2006 ( 13/11/2006 15:09)
kitjo> tsy azonao ilay resaka!andraso averiko!

ny volanao nividiananao ilay zavtra lafo tsy araka ny tokony ho izy,izany hoe ny benefice be azony amin'izay no hanajany ireto olona!izay raha ny tokony ho izy dia tokony ho mora lavitra noho izay ary maharitra ilay vita tik....,satria raha ny avantage nomeny fanjakan azy depuis sy izao dia lozika raha mitsinjo ny olona mividy ilay izy izy,izay tsy iza fa ny maro an'isa tsy mahatakatra ny vita vahiny!:°):°) azony toi le kozy ???

ka ny dikan'izay dia tsotra na ianao omena dia manome koa na ohatrany tik....,omena dia mbola maka be koa!:^):^):^):^)ouuuuuuuuuuuuu!
31. kitjo ( 13/11/2006 15:29)
ianao mitsy no tsy mahazo ny fandehany

raha lafo be hoy ianao...mbola hividy iany ve ny olona fa tsy zay mora hafa no hovidiany?

tsy ianao iany koa moa no nilaza fa mora ny an tIKo satria mahazo tombony ao @ fitondrana

zao ndray lazainao fa lafo..aiza re zany e!

ilay volany ihany no hanajany ny vahoaka hoy ianao...tsy tsara ve izany?

toy izay oe orinasa vahiny mivarotra lafo d rfveo tsy hanajany ny vahoaka le izy fa entiny mivoaka le benefice

in iany re no atao anty akamako ty e
32. akama2006 ( 13/11/2006 16:03)
ny lafo be tiako lazaina ry kitjo dia ny vidiny izao a!lafo anie ny vidina yaourt sy ronono etc...ny tik... e!fa matoa ny olona mividy dia satria mora noho ny hafa ny azy! tsy azonao ?

nefa raha ny tokony ho izy dia tokony ho mora lavitra noho ny vidiny ziao ny azy satria nahazo tombotsoa manokana miatha ny hafa!

eny e!sarotra be tokoa aloha ny manaiky ny zava misy rehefa ao antiny ilay fitiavana manokana izay an!8)8)8)
33. kitjo ( 13/11/2006 16:52)
tsy oe fitiavana manokana fa jereo fts ny lojika hoe mora nohon' ny an hafa...

ny fanafodiny dia aza mihinana mihtsy aza na ndana mividy ireo lafolafo kokoa e!

zay aloha tsy adala ka hitanay fa misy mora d ande hividy ny lafo

hitanay fa misy vita gasy ka andeha hividy ny vita vazaha

hitanay fa tsara ka andeha hividy ny misy produit chimique na ratsy kokoa!

samy manana ny tiany marina e..ny ahy TIKO ny TIKO
34. akama2006 ( 13/11/2006 16:58)
kitjo> tiavo hoa i tik....!tsy maninona mihintsy ,liberte io!fa mamela anay kosa izany mba hanao fisarihana ny olona araka izay tratra tsy ihinana fa hanao boycott tanteraka ny vita tik....,satria mametsifetsy ny olona mitovy aminay ka dia ataonay mamy!sy ampinanay sakay!:P:twisted::twisted::-D:-D:-D:-D satria tsy tinay!fa be fika aminay!:-D:-D:-D:-D:-D:-D!

tezitra be izao kitjo!
kitjo mon amour!de toujours!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:*:*
35. kitjo ( 13/11/2006 17:24)
oadra
tezitra @ aoooona aza

kitjo tsy tezitra zany k...safidy malalaka io..
ohatra an'ilay hoe safidy manala hetaheta...classiko...
hahaha..safidy ozizy ka tsy tiako lotra le classiko d mividy STAR za satria omeny Safidy

d ots zay koa i Akama...kanefa enao mety vizaka eo fa ra tsisy sosy zareo hividy TIKO iany sady ao koa ny hatsarany!

anseeee
36. akama2006 ( 13/11/2006 17:32)
kijo> teneniko ihany i toi raha tanteraka izay fika izay!mety hisy kil ihany aloha fa ny andrasana dia ny farany monopole dia ho hitany toi eo ny decalage!:lol::lol:
37. kitjo ( 13/11/2006 18:17)
mety efa antitra be akia za amzany mety efa tsy mi forum tsony

amzany aza mety tsy hoe maty ny TIKO fa miova anarana fts...

za amzany mety efa antitra mila consommation produits TIKO 2 fois noho izao..sy ireo olona ahafa mitovy amiko ka mila doubler-na koa znay ny clients cibles an'ise!
38. akama2006 ( 15/11/2006 22:48)
titre:ravalo debout!

ravalo debout na i manana koa!
sefo beloha sy tena katisoa
ilay fitapitaka no anton'izany!
dia ity hoe, minoa fotsiny ihany!


handroso be hono ity gasikara8O
ka roa taona dia vita no nambara8)
nifaly sy nihoby ireto sanana:*:-*
nefa ny tena tsy misy programa!:^)

dia lany ihany ,fa par accident!
nizity izay tsy izy nividy avion
ireto gasy anefa vao avy nigrevy
ka mihevitena ho toy ny anjely!

hay ny tandroka sisa no tsy naniry:twisted:
fa fombany devoly avokoa no mitsiry:evil::evil:
naona izay tsy izy angaha izato izy!:{
ka mibosesika mihinana izay tsy izy!:-P

fa aza miala eo anie ry akama!
fa ho hitanla izany hoe ganagana!
henjehina sy atao telimoka
mety hiafara hatramin'ny vonomoka!

efa hita iny ny nahazo andradidy!^^
ka dia anjaran'ialahy no misafidy^^
mikeleza aina mba hanao ny tsara!^^
fa hangidy amin'ialahy rehefa tafala!^^

mpanoratra :Asa vita no ifampitsarana!
AVI
39. kitjo ( 16/11/2006 18:38)
nndrriii


raha ny talenta aloha dia anananao e!
bravoooo
40. akama2006 ( 16/11/2006 20:09)
kitjo> efa tofoka ny mahita ny afistony dia any sisa no manal vokona e!:lol::lol::*!

tsy mainsty hiala eo izy nefa na 5 taona lasa aza izany hoe afaka 10 taona,sty olana fa izay koa dia mihandry azy tsara mihinsty,raha mitetika ny hitsoka moa dia akory atao fa miankina ny eo aminy fitondrana io fa raha mbola tavela ao antanana ihany a!..........:lol::lol:dray!dray!dray! enga nie ry lanitra o!manasa tanan i pilato !sa isany voalohany hanejika gisa matavy!:} bizy kitjo a!:-*!aza matahotra fa ny nalainy ihany no alaina aminy ka!raha ampitomboana folo ny lanjany dia 1 sisa!:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0479