strategie de BOYCOTT ny vita tiko no tsra apetraka

1. akama2006 ( 12/11/2006 17:16)
BOYCOTT no tsara atao satria ny monopole no miseho izao,boycott ny vita tiko satria vita ho ana olombitsy fa tsy ho any malagasy,avy eo boycott ny mbs sy ny zavtra rehetra mikasika ny tiko sy nychaine tiko!

raha io strategie io no apetraky ny tys tiany ra8n dia hivaha ho azy ilay monopole ary dia ahatsapa fa tsy ho tsy maty manota ra8 ka mety mba hanova famindra!
novalian'i fijo ny 17/11/2006 23:07
2. kitjo ( 12/11/2006 17:22)
hahaha...strategin'ny kely asa zany ry akama an

vita TIKO ho an'olom-bitsy hoy ianao ka olom-bitsy no hanao boycott dia hisy dikany ve izany?

dia hanao boycott aminy nefa dia ny an'iza izany no hovidiana? le jus 13000fmg ny litatra?

:-D:-D:-D:-D

d aiza no ahita feedmill ny tantsaha?
d iza koa no hividy ny vokany (soja-katsaka-ronono-voanjo sns) raha tsy hividy VITA TIKO , Vita Malagasy izy?
3. akama2006 ( 12/11/2006 17:39)
kitjo>> vita malagsy fa tsy vita ho any malagasy!

monopole ihany no antony ireo ra kitjo a!rehefa ho tonga ny fotoana hianjerany ny monopole dia ho hita eo ny tena fahaizana!ao anty monopole sty misy hitarafana fahaizan tsinona!enao ihnay tsinona no role ao koa!

manatena iznay izaho ,ilay andro iray hametrahan ny fanontaniana aminy mose 8 hoe nanomboka taminy taoan izao ianoa dia tsy nadoa vola honero ireto!!!!:lol::lol::lol: ahhhhh!lafatra! ankoatra ny valinkaftara ataon'izay tonga eo aminy fitondrana izay mbola sty ho fantatra mazava hoe iza!!!:-D:-D:-D izay vao manomboka ny sinema !
4. kitjo ( 12/11/2006 17:45)
mmhhh...za alo d tena mankafia vita TIKO..raha ny mpividy hitako koa dia toa gasy iahny

sao mba tsy gasy ary za ty kle :roll::?::idea:

tsy fahaizana? refa mande supermarche vahiny ireo dia bdb ny jus vita vazaha...na hafa vita gasy ihany koa....tsy misy mi-forcer mitsy eo @le rayon oe TIKO alaina..kanefa maninona no misy maka ihany?

hhmmmm...adala ko ireny ol reny! ttssss...tsy mba mi boycott otsan akama..hiihih
5. akama2006 ( 12/11/2006 17:54)
i akama aloha dia miboycott araka izay vitany e!fa tsy mety ilay izy raha tsy zaraina aminy be sy ny maro!efa misy ihany no mitovy aminy akama fa mbola vitsy iz ireo aloha !i kitjo izany aloha tsy ho akamanay satria i kitjo mirevy azy!:*:*:*

miandry fisian'izay hetsika izay isika!ohatrany GANDHI fa lazaiko aminy kitjo fa na iza na iza no eo raha manao izany ny rehetra tonga dia tsy misy sahy manao kinanga intsony!
izay ilay lazaina fahiny hoe aleo halan'andriana toa izay halam-bahoaka!
6. kitjo ( 12/11/2006 18:07)
ka inona aloha no tombotsoa amin'ilay izy e!

sa dia tsy faly fts d zay? hihihihihi

fa tsika mpiakama foana fa TIKO iany zany tsika no tsy mpiakama e..sa?

any @THB ndray ngamba..hahah
7. xxx ( 12/11/2006 18:08)
esory ilay monopole e!!!! tsy izay orinasa misokatra kely dia faizina rano sns akory tsy rariny kosa e!!! aiza ka izay rehetra aleha sy hitan'ny maso dia tiko tiko ppfffff izany ve ny demokratie??????? mbola ho ela kleeeeeee jereo ny frantsay e! misy appel d'offre sns fa tsy tonga dia ingahy chirac no tompon'ny rehetra annnnnnnnn mba alaivo tahaka ihany ny TSARA ataon'ny hafa e!!!! na koa US tsy an'ingahy bousy jiaby raha @ tanĂ na jereva fotsiny aza fa tsy lany ny antokony farany teo hihihihihihihi
8. kitjo ( 12/11/2006 18:13)
hahaha
manin manao xxx e?

tsitako ze olana amzany...manin ra feno TIKO ny tanana?
orinasa ohatry ny orinasa rht io..
manin feno THB madagasikara tsy tenenina

ny anareo alahelo diso toerana e!

Frantsay? reo ve no alaintahaka..?hahahha
azafadyyy! ny nataony hatrizay aza nanenenana...ndana enao rery manaraka azy...nareo sy Elia manko e...ry vatokely aza adino
9. lagoon ( 12/11/2006 18:16)
Mba mieritrereta ry zalahy a.Ny firenena sasany tsy manao orinasa agro-alimentaire aza efa maivoka hanaovan'i Danone sy Bekintana azy koa ny antsika malagsy io indray ve no potehina?
Ary inona koa ity resaka monopole ity e?
Socolait anga adinonareo?Nefa tsy an'i Ravalo akory io?

10. kitjo ( 12/11/2006 18:26)
ory hava-manana fts io ry lagoon an!
11. akama2006 ( 12/11/2006 19:17)
lagoon> tsy mahita izay maha gasy io aho aloha e!ankoatra ny hoe malagasy no miasa ao sy ny fomba fisehony ivelany angha fa ny foompisainana dia tsy hitako izay maha malagasy azy!donc tsy misy antony amiko io raha maty !

malagasy ve hamono ny orinasa ankolaka ny malagasy toa azy,malagasy ve hanao ampihimaba!:?::?:
12. kitjo ( 12/11/2006 19:26)
tsy lozika zany!
io ry akama ohatry ny Informatika an...

ianao ve hampiasa ordi ao dago dia oe tsy tinay io fa vita vazah sy ny foto-piasainana ao aminy?
santionany fts zany!

aza dia manaratsy be fahatany re e!

tsy tiako ndray enao amzay an!
13. akama2006 ( 12/11/2006 19:36)
kitjo> andray tsy tiano ve za?8O:o:D:lol::-D,nefa za izao efa mba faly be aminy kitjo!

ka ny ahy izany ny proncipeko dia izao,izaho tsy nasionalista,fa ny ahy rehefa tsy mifanaraka aminy zavtra lazaina ny atao dia amiko sty mila iny aho!ary tsy problema amiko mihintsy na maty na velona ilay izy!

izaho sty miaina ao anty passion ka hanao fitiavana tsy misy fetra fa ny ahy misy ny objectif rehefa tsy vita dia barakay! na vahiny aza no mahavita azy eo sty olana rehefa tratra ny tanjona!fa sty tazomina eo satria gasy etsy gasy reoa!NON!

tsy azo bizy any aminy kitjo intsony aho izany ko!:*
14. kitjo ( 12/11/2006 19:49)
hihihihi..biz vita malagasy miaraka @ parfum TIKO mits meko an akama! hahaaha

fa zao e, amiko aloha, aleo esorintsika mihitsy i ravalo, dia za raha mbola misy produit vita gasy ka tiako dia tsy mividy vazaha izany mitsy ah!

na za aty ivelany ary zao d manafatra foana: TIko, Gouty(biski BOLO), Bongou(lasary karoty, kobandravina, ravitoto, anana..), Taf (dite, kafe), Homeopharma( infusion le phyto reny, savony, shampoo, vahona, menaka fiorana Katrafay, ravitsara..), voamaina.., Dzama (rhum anaovana banana flambee, Punch coco, zao misy le cafe ndray milay be), SOcobis, Socolait (farilac,hahah,zay mampabotrabotra anah), macaron, caca pigeon...bdb e
kivy mitsy le ol mpankaty anateran mamanay boritra..hahaha

hitako aty dol ankamaroan'ireo afatsy ravitoto angamba fa dia hafa ihany ny gasy e!
amiko manokana zany an... ary reharehako mihitsy nny hoe orinasa malagasy na ao Dago no lasa lavitra sahy mifanandrina @ produits importes (nddray tsy gasy fa hafa kokoa le made in madagascar na orinasa vazaha aza raha tsisy gasy)

zay le lazaiko oe tsy misy idiran Dravalo sy politika le izy ho ahy mpanjifa (ze aferandry zareo any tsy rarahako)

zao anefa an...marina fa tena tiako fa tsy fitiavana be fahatany koa akory na hoe fankahalana ny vahiny...le Classiko orange iny zao tena tsy tiako d tsy vidiako fts na oe TIKO aza d aleoko mividy Fanta!

zay le izy
15. belaza ( 12/11/2006 20:06)
sady tsra lesy no mora ny vita tiko a, ary misy izay ilaina an tsy mena mitaha e
16. kitjo ( 12/11/2006 20:14)
io koa ilay oe mampanana ny tsy manana moa ny manana hanana ihany e

satria ny ankamaroan'ny tantsaha tsy velona raha tsy vidian'ny TIKO ny vokatra ka raha tsy misy ny mpividy dia ahoana?
ny manana mahazo @ ze ahazoany any dia mividy vita TIKO avy @ vokatry ny tantsaha
17. akama2006 ( 12/11/2006 20:20)
kitjo> misy fona ny alternative fa sty hhoe very raha tsy misy ity tik...tsy mila tonoina anrana intsony!
izany fona no nisy very raha sty isty very raha sty misy iroa fa nahona no ho very e!tsy misy very izany!

ny omby vavy nampidirina asaina vidiny tantsaha dia izay koa ny fika terena ny olona hanao izay azahona ronono sitrany ahay mora ny hiovianany ity tik.... azy dia mora jkoa ny hamarotana azy dia hoe mampanana ny tantsaha sy mpiompy nefa vidina aminy vidiny ambany ny vokatra dia avye tsy mahta aleha fa izy no mimonopoloe dia vita ketsa ry tantsaha sy izay sanana!

tsara be kosa aloha ny miconsomme vitagasy fa sty vita tik... e!za koa ohatrany kitjo izany fa ny tsy miditra aminy vavako sy ratsy laaz aty aminay dia ny vita tik....izany e!:lol::lol::lol:
18. sonwin ( 12/11/2006 20:28)
manonofy indray ny akama
19. kitjo ( 12/11/2006 20:31)
eeee....voa mafy nareo zany tsy misotro le tiko fruit le! marina e!
mba andramo miafina nge e..hhummm

ka iza ary no hividy ny vokany eo e?
sa tsy hamboly sy tsy hiompy tsony d aona? nde hangalatr'omby hiaraka amindry Pete?

ekonomia mihodina io, zareo mamboly d mivarotra @ TIKO, TIKO manao feed mill d zareo mividy hamahanana ny biby..oh zay le izy e!

ka le ombivavy tsy zaran Tantsaha aza ve misy anzay hampidirambola na ho an TIKO io na iza reehfa tsy maty antoka fts!
20. akama2006 ( 12/11/2006 20:43)
kitjo> ka iza moa no hanana 30.000.000fmg ?? jereo ny tatitra momba ny nividy ny omby anie dia ho hitanao e!ary ambonin'izay tsy omby gasy akory ilay izy ka avela hirenireny fa mila fikarakarana!ny toetsaina malagasy maro an'isa anefa sty amin'izay dia ahona!

izay no tsar ametrahana fanontaniana hoe ho an'iza marina ilay izy sa izay ilay hoe efa mba nanome ahy fa ry zareo no tsy nila mba hanaovna justification!

ohatra ny mitranga any aminy faritra SAVA ihany e!tonga ny vokatra vanila dia be vola ny gasy!any,dia inoa no vidiny sy hamidy aminy ,televizionin,radiokasety...etc...tsara be izany hoy nareo fa ny indro nama dia tsy misy electricite akory anie any aminy tanana misy azy e!

iza no diso main'izay tsy ilay karana mpivarotra ve ?sa ry zalahy nividy!mazava ho azy fa "L'IGNORANCE N'EST PAS UNE VICE" ary ny manadala ny adala no adala fa sty ny adala!

ka mba saintsaino ihany izay ry zareo dia jereo ny zavmisy fa tsy izay mamiratra rehetra akory dia volamena avokoa!:{

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0477