Agnostika

41. Zina ( 16/11/2006 04:10)
aleo ndry ity averina fa tena tsara
xxx [ Valio ] 10-11-2006 23:27:40
Lohateny : Re : Agnostika
Izaho koa ry zina dia mitovy hevitra aminao, tsy te-hihaino ny marina izy ( tsinmiandravola io)fa mbola tsy nisy nanjo azy. Ny fandripahan'Andriamanitra ny zavatra rehetra dia efa voasoratra ao anaty baiboly, ary ny hoe hitsangana tsy ho ela ny anti-christ dia efa eo izy io, manasa ny sain'ny sasany ary mamela ny satana hamoha ny vavahadin'ny fony. Moa tsy fantatrao fa ao anatin'ny fahoriana sy fangirifirina no mitady Azy isika, raha tsy misy mahazo ny olona aiza izy no hitaraina sy hivavaka?Aoka isika hivavaka hoan'i tsimiandravola fa tsy fantany izay hataony
42. xxx ( 16/11/2006 08:15)
tsimiandravola:

LazaDaddy:

Andao hajanona amin'izay ito adihevitra ito fa asan'i Satana. Miala tsiny @ izay tohina fa tena asan'i Satana ito mba handrebirebena izay mareforefo.
Vao tsy ela akory aho no niresaka ny fomba fanompana sy fitenenan-dratsy ara-pomba kristianna ,dia io indray ,ary io sahady fa miseho indray ny porofo.Voaozona sy voaompa ho satanika izay tsy mifanaraka amin'ny fisainan'ny kristianna.Kanefa raha atao ny raisonnement mitovy amin'ny an'izy ireny dia izy mihitsy no satana satria satana=accusateur et adversaire.Ka iza no adversairen'ny fahamarinana sy ny fahazavantsaina?Ary iza no accusateur fa tsy i LD sy ny toa azy ???
Tsy izay milaza azy mahafantatra an'izao fivavahana rehetra izao no atao hoe mpanompon'Andriamanitra. TSIA!
(Daddy translation)
Miala tsiny aho fa tsy nilaza na niseho ho mpanompon'andriamanitry ny Kristianna mihitsy.

Marihiko koa fa ny resaka atao amin'ny kristianna dia miafara amin'ny toy izao foana satria ry zareo dia efa manana an'IREO OMPA VARIRARAKA "pret à cracher" IREO.Ka izy ireo dia efa voasoratra ao amin'ny Baiboly fa tsy foronina intsony.

Amin'izay indray,tsy vitan'ny ompa ihany fa mbola ao koa ireo "incitation au meurtre" isan-karazany ,sy ny fanavakavaham-bolon-koditra sy fanandevozana (resaka taranak'i Cham =mainty voaozona ho andevon'ny taranak'i Jafeta=fotsy...).

Allez!Défendez-vous!:-D




Rehefa miaro tena ry Zina dia mamaly ny adihevitra â!

43. prime ( 16/11/2006 12:15)
Mila hoentina amim-bavaka i tsimiandravola... :)
44. majesty ( 16/11/2006 12:16)
tsimiandravola:miombon-kevitra aminao aho fa mety mahalala izay voalazan'ny soratra masina ianao ary mety efa nandinika tany ho any,fa tadidio fa na i satana koa aza ange mahay soratra masina e,tahaka ny nataony t@ Jesosy raha nalainy fanahy izy,dia tenin'Atra no nampiasain'i satana fa saingy aholany amin'izay itiavany azy izy :D
45. Zina ( 16/11/2006 15:10)
Rehefa miaro tena ry Zina dia mamaly ny adihevitra â!

hiaro tena amin'innn zany ko dia tena tssss
ka efa mazava be io ko inn tsony no ampiana amin'ilay izy..:roll:
46. prime ( 17/11/2006 13:09)
Ny tena olana amin'ny lazain'i Tsimiandravola tsy hoe tsy nisy Jesosy Kristy fa hoe tsy mino ny fisiany...
47. Fiffi ( 18/11/2006 17:55)
tsimiandravola:
OMPA VARIRARAKA "pret à cracher" IREO.Ka izy ireo dia efa voasoratra ao amin'ny Baiboly fa tsy foronina intsony.

Allez!Défendez-vous!:-D
mahagaga ahy zany Baibilinao zany ry tsimiandravola an! Defendez-vous @ inona ? Tsy hainao ve le vavaka hoe "Johova no mpiandry ahy ...Tsy hanan-java-mahory aho......


48. prime ( 22/11/2006 10:32)
Mampalahelo marina ianao ry tsimindravola...
49. xxx ( 25/11/2006 05:39)
Misy 66 no isan\'ny TT sy TV Mosesy no nomen\'Atra hery hilaza antsika ny niandohan\'izao tontolo izao ary ny andro nanoratany azy 1445-1405 BC( before Christ) na talohan\'I Kristy, voasoratra koa izany ao anaty TV ohatra ny Gen 12:3 dia tantaran\'i jesosy ao amin\'ny TV Gal 3:16,29.Ahoana no misy daty, ahoana no voasoratry ny mpaminany ao amin\'ny TT taloha fa ho avy mesia ary dia tanteraka izany ao amin\'ny TV Alaivo indray ary ny TV izay nosoratan\'i Matio 60 AD( after his death)taorian\'ny nafatesan\'i Jesosy.Mitantara an\'i Jesosy ilay mesia,mpanjaka Mat 1:1 izay hita ihany koa ao amin\'ny TT Gen 12:3, Da 9:25-26,Mat 1:23 izay hita ao amin\'ny TT Isa 7:14 Faminaniana fa hiteraka zazalahy izy 700 taona talohan\'ny nahaterahan\'i Jesosy. Raha zavatra noforonina ny baiboly dia tsy olona samihafa no hanao sy hilatsahin\'ny fanahy masina. Naka fanahy ianao ry TSI....fa nanopo an\'Atra tamin\'ny fonao tant
50. prime ( 27/11/2006 12:30)
ity xxx anareo ity koa aloha tsy dia mendrika loatra fa hajaina satria fahafahan\'ny tsirairay...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2161