Hoy i Jesosy

1. LazaDaddy ( 07/11/2006 23:36)
Hoy i Jesosy: "Ho avy faingana aho amin'ny andro sy ora tsy ampoizinareo" (Daddy translation)

=> Raha mahatsapa tena fa Kristianina isika dia mino izany teniny izany ary miambina sy mivavaka mandrakariva. Izany tokoa ve anefa no ataontsika laharam-pahamehana eo @ fiainana andavan'andro?
novalian'i prime ny 27/11/2006 12:11
2. cutie ( 08/11/2006 00:43)
non:lol::lol::lol::lol:
3. ratonga ( 08/11/2006 01:07)
LazaDaddy:

Ho avy faingana aho amin'ny andro sy ora tsy ampoizinareo"



ho avy aninona hono ry touny an!!!:-D
4. LazaDaddy ( 08/11/2006 03:13)
tonga hitsara
5. Fiffi ( 08/11/2006 06:12)
LazaDaddy:
Hoy i Jesosy: "Ho avy faingana aho amin'ny andro sy ora tsy ampoizinareo" (Daddy translation)
=> Raha mahatsapa tena fa Kristianina isika dia mino izany teniny izany ary miambina sy mivavaka mandrakariva. Izany tokoa ve anefa no ataontsika laharam-pahamehana eo @ fiainana andavan'andro?
ho avy Jesoa @ andro sy ora tsy hampohizina ! tena misy dia misy anefa ny kristiana mihaina @ io ! inona nefa ny tena dikan'io voalaza io ? mivavaka.....


6. prime ( 08/11/2006 11:17)
miambina sy mivavaka... :wink:
7. caprio ( 08/11/2006 12:09)
Tsy misy adi-hevitra be io fa izay mino dia miambina sy mivavaka mandra-kariva,ary izay tsy mino dia aoka mba hivavaka ho azy ireo izay mino
8. prime ( 08/11/2006 12:15)
ady atrehina foana koa nefa izany miambina sy mivavaka izany an...
9. tsimiandravola ( 08/11/2006 21:42)
Salama!
Izao ary e:Satria amiko dia tsy nisy ara-tantara akory i Jesoa,noho izany tsy tonga ara-piterahana,tsy nisy ara-nofo,tsy maty ary tsy nitsangana sy tsy niakatra any an-danitra,noho izany dia tsy ho avy.
Efa ho 20 siècles izao no nilazany resaka toy izany fa mbola tsy tonga ihany ingahirainy.Akoho tsy naneno toy izay ve tsy lasan'ny kary ê!
Sa araka ny nolazain'i Elie tamin'ny mpanompo "baal":antsoy mafy ihany ny andriamanitrareo sao mbola resin-tory .I Jesoa kosa angamba mbola resin-tory ka tsy mieritreritra ny hidina.

Vangio ny vohikala http://www.geocities.com/tsinisijesoa/tsinisijesoa.html
10. cutie ( 08/11/2006 22:03)
:-D:-D:-D:-D:-D
11. ratonga ( 08/11/2006 22:07)
sady miésona beuuu :-D:-D:-D, dé izany hono no matonga ireny kotro-baratra ireny=))=))=))
12. cutie ( 08/11/2006 22:08)
:-D:-D:-D:-D:-D
13. nolalaina ( 08/11/2006 22:09)
:{ :{ :{ :{ :{
14. LazaDaddy ( 08/11/2006 23:10)
Saingy tsy tanterahina vetivety ny famaliana ny ratsy atao, dia izany no ikirizan'ny fon'ny zanak'olombelona amin'ny fanaovan-dratsy. Mpitoroteny 8:11
15. cutie ( 08/11/2006 23:31)
aza mamaly ny ratsy hono:lol::lol::lol:
16. Zina ( 09/11/2006 03:12)
LazaDaddy [ Valio ] 08-11-2006 00:36:00
Lohateny : Hoy i Jesosy
Hoy i Jesosy: "Ho avy faingana aho amin'ny andro sy ora tsy ampoizinareo" (Daddy translation)

=> Raha mahatsapa tena fa Kristianina isika dia mino izany teniny izany ary miambina sy mivavaka mandrakariva. Izany tokoa ve anefa no ataontsika laharam-pahamehana eo @ fiainana andavan'andro?


ny zavatra ataonao io dia efa mety mihitsy satria ianao miteny antsika rehetra ato @ forum fa ho avy tsy ho ela i Jesosy, nizara ny fahalalanao ny fatongavany ianao dia efa tsara. Ka izay mino dia mbola hino ary izay tsy mino dia tsy hino io dia Safidy ka anjaran'ny tsirairay mieritreritra na mbola ao ihany ilay fanahy masina manetsika ny fo...

Misaotra LD a
17. mika117 ( 09/11/2006 07:29)
ny dikan'ilay hoe miambena ;dia mila mivavaka faona tsy manary azy na aiza naaiza misy anao;fa raha ho avy Tampoka izy dia ianao no voavonjy ;fa raha toa kosa ianao mamotaoka na tao anatin'ny fijangajangana na vao avy nangalatra sns ...ka tonga tampoka izy ;dia eo ianao no raisina ;fa mahin'ny afo miaraka @ losfera eto @ ty tany ty ;fa zay niambina no mankany @ tany vaovao zay efa namboarina ho an'izay niambina:ka marina ny tenin'i caprio hoe: miankina ny tsirairay io na àgauche na à droiteny lalana ho alehany ;ka dia mazotoa mijery ny lalana sao tafintohana e
18. Fiffi ( 09/11/2006 11:09)
tena tsy azoko mihintsy nareo mivanitika sy miteniteny foana eto an! tsy mba misy fahamatorana mihintsy ve ? Fivavahana sy Finoana ange ny eto fa tsy Hatsika sy lalao eh ! manjary manala ny concentration raha mba te-hamaly fa mba hataovy matotra raha azonareo hatao eh !
19. Imahaka ( 09/11/2006 11:25)
20. booboo ( 09/11/2006 11:36)
re-8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5268