Dingana lehibe
1. rariri
(
07/11/2006 16:33)
Voalohany indrindra dia misaotra anareo nametraka ny fanontaniana, mankasitraka tokoa.
samitsara e! ho lasa lavitra ary iriana ho tonga @ izay sahaza azy daholo.
:arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow:
ps: aza adino ny mividy labozia ry joziane.
samitsara e! ho lasa lavitra ary iriana ho tonga @ izay sahaza azy daholo.
:arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow:
ps: aza adino ny mividy labozia ry joziane.
novalian'i Bakobako2 ny 25/11/2006 15:44
5. kelly13
(
07/11/2006 19:47)
rariri>nga tratran'ny panne d'electricité hono ???? hahahaha
ilay fanontaniana tsy misy fa fantany fa tsy maintsy misy hiteny eto hoe "inn le fanontaniana"
=))=))=))=))
ilay fanontaniana tsy misy fa fantany fa tsy maintsy misy hiteny eto hoe "inn le fanontaniana"
=))=))=))=))
6. degree
(
07/11/2006 20:37)
tsy panne électricité izy ka fa efa fantany i"fiffi" hametraka fanontaniana aminy dia nisaorany mialoha
zany ka mpaminany an!!!!!!!!!!!:-D:-D:-D=)):-@
zany ka mpaminany an!!!!!!!!!!!:-D:-D:-D=)):-@
10. rariri
(
07/11/2006 21:04)
Raha olona iray no tsy tia, mitotoa koba hatavy; fa raha ny be sy ny maro no tsy tia, misotroa tsingala ho faty.
Faly tokoa aho nametraka ireo fanontaniana ny sasany.
:arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow:
Faly tokoa aho nametraka ireo fanontaniana ny sasany.
:arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow:
13. fanaina
(
07/11/2006 21:51)
Mpandefa : degree [ Valio ] 07-11-2006 22:34:25
Lohateny : Re : Dingana lehibe
Fa angaha misy olona be fialonana an-dr rariri kosa e??????
eny hoa.
19. kelly13
(
08/11/2006 15:44)
hahahahaah ka zay le izy ry fiffi a, tsisy fanontaniana mipetraka zany :)
rariri tokony tany @ hatsikana sy lalao no nataonao ty kou :p
rariri tokony tany @ hatsikana sy lalao no nataonao ty kou :p
