Dingana lehibe
21. bilakarenjy
(
08/11/2006 19:17)
rariri>dia misaotra anao nandray ny fanontaniana ary mankatelina dia ahavita dingana lehibe sy ho tojo amin'ny tanjona iriana e!. ao tsara ,oyeeee
23. rariri
(
08/11/2006 23:46)
efa zava-dehibe amiko tokoa ny fisaoranao ry bilakarenjy.
efa dingana lehibe tokoa no efa vita na mbola lavitra ary ny tanjona.
Ps: tsy moramora ny manao zavatra.
:arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow:
efa dingana lehibe tokoa no efa vita na mbola lavitra ary ny tanjona.
Ps: tsy moramora ny manao zavatra.
:arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow:
24. tslem
(
09/11/2006 08:17)
rariri:
Raha olona iray no tsy tia, mitotoa koba hatavy; fa raha ny be sy ny maro no tsy tia, misotroa tsingala ho faty.
dia tsisy andevina zany refa maty d aôna koa?izy retra retra aza efa tsy ti v d handevina anah eo;tsy aleo manao rekôsiliasiô :snif:
25. degree
(
09/11/2006 09:34)
mba mitadiava indray zavatra atao moramora e! toy ny Mihinana fotsiny aza !=))=))=))
26. rariri
(
09/11/2006 16:17)
ary toa lasa aty amin'ny hatsikana ilay sujet tena matotra be!!!
:arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow:
:arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow:
28. kala
(
10/11/2006 14:07)
:oops::oops::oops:
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
tsy mahay manao rarinteny sy kabary ô!
posy aloha tamin'iny :wink:
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
tsy mahay manao rarinteny sy kabary ô!
posy aloha tamin'iny :wink:
29. bilakarenjy
(
13/11/2006 18:50)
dia tsy maintsy mbola hitady dingana lehibebe kokoa indray izany fa mbola lavitra be ny tanjona ka dia tongava @ ilay tanjona ary e!.
Tadidio fa tsy moramora ny mandingana ny efa voadingana fa mnajary mamingana.
Ka dia herezo izato dia fa mbola tsy taza-maso ny ho aleha e!.Ho tsara mandroso dia mitohy mankany mankany hatrany e!
Tadidio fa tsy moramora ny mandingana ny efa voadingana fa mnajary mamingana.
Ka dia herezo izato dia fa mbola tsy taza-maso ny ho aleha e!.Ho tsara mandroso dia mitohy mankany mankany hatrany e!
30. Bakobako2
(
25/11/2006 15:44)
Dia tohizo ny aleha zany dia ny sisiny aleha. . .
tena vo koa a namaky le dinika hatraminy farany,
nahomby ny tetika. :-D :-D :-D :-D :-D
tena vo koa a namaky le dinika hatraminy farany,
nahomby ny tetika. :-D :-D :-D :-D :-D
