pianatra sy pampianatra
1. Aino
(
03/11/2006 20:24)
raha pampianatra kay ny mazana mipi-maso any pianatrany dia mba ahoana ny eritreritrareo?
novalian'i fanaina ny 07/11/2006 20:53
6. Aino
(
03/11/2006 22:19)
Lohateny : Re : pianatra sy pampianatra
de mahazo zéro....
:-D:-D soa ihany fa tsy ahazo zero aho hihihi
7. fijo
(
03/11/2006 22:22)
aty frantsa dia io ihany no antony iray ahafahana miradier mpampianatra raikitra.
8. cutie
(
03/11/2006 22:59)
Mpandefa : Aino [ Valio ] 03-11-2006 21:24:58
Lohateny : pianatra sy pampianatra
raha pampianatra kay ny mazana mipi-maso any pianatrany dia mba ahoana ny eritreritrareo
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
10. papounette
(
04/11/2006 06:13)
Aino:
raha pampianatra kay ny mazana mipi-maso any pianatrany dia mba ahoana ny eritreritrareo?
Tsy mety!!!!!GRRRRRRRRRRR§:evil::evil:
11. miangalyandria
(
04/11/2006 06:36)
TSY AZO ATAO IZANY FA MAHAVOAROAKA TSY HO MPAMPIANATRA INTSONY !
Mpampianatra tsy mieritreritra kosa izay manao an'izany sady tsy mahatsapa tsara angamba hoe inona ary aiza no toerany :twisted::twisted: no omeko azy.
Mpampianatra tsy mieritreritra kosa izay manao an'izany sady tsy mahatsapa tsara angamba hoe inona ary aiza no toerany :twisted::twisted: no omeko azy.
13. miangalyandria
(
04/11/2006 07:44)
Fiffi >>> Miakatra be mihitsy aho ry Fiffi fa tena ny sehatra iasako tsinona io sehatra io ka raha mpiara-miasa amiko no manao an'io dia tsotra ny valiny : miakatra conseil tsy misy hatak'andro !!!!
14. belaza
(
04/11/2006 07:53)
tsy maninona indray zany amiko satria matetika le mpianatra mihitsy no mitsolatsolana eny alohandramose!!
15. Aino
(
04/11/2006 12:35)
Mpandefa : belaza [ Valio ] 04-11-2006 08:53:49
Lohateny : Re : pianatra sy pampianatra
tsy maninona indray zany amiko satria matetika le mpianatra mihitsy no mitsolatsolana eny alohandramose!!
io koa dia marina!!
ka raha hiaraka koa aza ry zareo any ho any maninona moa,sady ilay pampianatra mbola tanorakely no sady mbola tsy manambady,iza hintsony koa no mahalala raha miaraka any ambadika any koa aza izy ireo.
16. Aino
(
04/11/2006 12:36)
tsy izhao aloha ilay voapika maso ah, fa sendra tazako faona rehefa mipimaso any ilay ray izy,izaho koa moa lava maso rahateo:-D
17. Hubert
(
04/11/2006 14:00)
tandremo ary sao de lasa vavolombelona raha sanatria ka :wink: le afera aino, fa henjana beue! ny hanapotika carrieren'ol izany; nefa atao ahoana indray no hangina am'zvt toa izany?8O
18. miangalyandria
(
04/11/2006 14:29)
Hoy i Belaza
Ka na misolantsolana eny alohan-dramose aza izy dia rehefa tsy tokony atao dia tsy atao. Betsaka anie ny ankizy vao manomboka any amin'ny garabola dia efa tia ny mpampianatra azy dia ahoana izany. Amin'ny mahampanabe dia tsy tokony, asaivo mifindra fianarana na andrasana ho vita ny fianarany vao manao an'izany sy raha hoe hiaraka aminy.
Ary io tsy misy hoe ramose sy madama fa samy mahazo daholo izay mpampianatra manao an'izany, raha tsy ampy taona moa lay ankizy dia vao maika lalina.
Aoka izay fa be menomenona eto aho :-D:-D:-P
tsy maninona indray zany amiko satria matetika le mpianatra mihitsy no mitsolatsolana eny alohandramose!!:
Ka na misolantsolana eny alohan-dramose aza izy dia rehefa tsy tokony atao dia tsy atao. Betsaka anie ny ankizy vao manomboka any amin'ny garabola dia efa tia ny mpampianatra azy dia ahoana izany. Amin'ny mahampanabe dia tsy tokony, asaivo mifindra fianarana na andrasana ho vita ny fianarany vao manao an'izany sy raha hoe hiaraka aminy.
Ary io tsy misy hoe ramose sy madama fa samy mahazo daholo izay mpampianatra manao an'izany, raha tsy ampy taona moa lay ankizy dia vao maika lalina.
Aoka izay fa be menomenona eto aho :-D:-D:-P
19. Aino
(
04/11/2006 19:50)
Aoka izay fa be menomenona eto aho
marina tokoa anie ny teninao fa tsy hoe be menomenona eh!!
nefa matetika moa tsy maintsy misy faona na anao inn ianao na anao inn.
20. mirana5
(
05/11/2006 20:09)
Aino:
raha pampianatra kay ny mazana mipi-maso any pianatrany dia mba ahoana ny eritreritrareo?
MPIANATRA sy MPAMPIANATRA no mba soraty aloha:oops::oops::oops: