pianatra sy pampianatra
21. ninih
(
06/11/2006 14:58)
amiko aloha ny pihi-maso izany midika complicité e! ka raha sendra izany toa tsy hiako ze olana.
22. dailynews
(
06/11/2006 15:04)
isika malagasy aky no mampiasa io mipimaso io amin ny fomba roa a, na ilay olona mikoty na ilay olona iray miteny hoe complice ko ianao. izay aloha no fanatro fa mety mbola misy angamba
fa hitandry, ny olona aty ivelany, ny amerikana no fanatro...tia mipimaso ihany koa izy..fa mety midika fotsiny hoe mazotoa, na complice ko ianao sns. ..nanana mpampianatra aho teo aloha tia mipimaso amin ny mpianany tahaka izany koa izy isaky ny mihetsika. t@ voalohany aho gagagaga ihany koa fa nony avy eo hitako fa fanaony tamin ny mpianatra rehetra ilay izy. ary hitako ihany koa fa mpampianatra tsy izy irery ihany no nanao izany.

23. mandrindra
(
07/11/2006 10:44)
raha tena mba nilantsahambaratra amin'ilay mpianatra ny mpampianatra dia tsy hitako izay olana. satraia olombelona manampitiavana ihany koa ireo. fa raha ohatra navadik'ilay mpampianatra ho toerana fihazana ny lakilasy dia izay no tsy mety.
24. mandrindra
(
07/11/2006 10:45)
tohiny, tsy mety raha toa ka tsy ampy taona ny mpianatra. fa tsisy olana raha efa mazera satraia tokony ahalala izay ataony.
25. fanaina
(
07/11/2006 20:53)
ny fahazoko azy indray raha aminko dia mba tiany fotsiny ny mananiany any pianatra ko!!