élimination physique an'i Ra8
41. akama2006
(
30/10/2006 19:30)
ziany an!volany manokana an!aminy fomba ahona moa no ahafahany manan liquidite be ohatra izany? nefa 5 taona lasa izay tsy nadoa hetra amina miliara?mba milaza hoe lesy olona iray tafavoaka izany!
:D tsy fantatr'ialahy akory aza ny olana mahazo ny orinasa malagasy izao ka hoe tafita!raha tsy hoe akamny maitre angaha,izay indray dia tafita be mihintsy ,ary maro izy ireo no nahavita trano 5,6,orinasa etc...,nefa ny karama tsy ahafahan mipermetre anao iznay!!!!
aza misioka hoa raha tsy tafavoaka ny ala fa na ny kely indrindra eny aminla aza mety ho esorina!
aevrina fa raha olona misaina sy mba manan fahendrena dia ny modestie no aseho na manana toa ny inona aza,fa izay fanahy hendry izay tsy ananay ra8 izay!dommage!
izay no tsy hitovizany tampohany vao nanana sy ny olona efa nanana hatr'izay!
nareo moa ty maka tahaka air force one etc...,dia mba alaivo tahaka ny nataony LULA tany bresil e!modeste ary tena niasa ho any vahoaka,ary manompo vahoaka fa tsy miterikiho manao bikany musolini sy le iray iry ....!tsy afaka mampiditra sary aho fa tiako ho hitany namana eto ny comparaison amin'izay!mety tsy mitovy ny ideologie ,fa kosa ny fisainana dia iray ihany,MISEKOSEKO,sy tia Mampiseho fa rôle,nefa bandy ihany kanefa!

42. besoiiin
(
30/10/2006 19:39)
:D:D olona miasa v less izy dia tsy hanambola a! tsy ampahafirin'ny chiffre d'affaireny akoury izay avion iray! ary efa kobondrangahy mou??? sigle TIKO no natao lokony! donc tsy natao hanaovana propany fotsiny iny dia izestiavana fa avy dia hiasa ho an'ny orinasany avy eo! misaina izy an...:D
43. akama2006
(
30/10/2006 19:43)
inona le misaina amin'izany lesy? tsy lozika ve izany!sa ny an'ialahy atao aminy sigle any bebenareo dia rehefa avy eo dia atao aminy anaranla?:D
44. besoiiin
(
30/10/2006 19:55)
avereno any @le eliminatio phyzik le kôzy fa tezitra eo ndray ny kil e.... ny olona tsara wa misy mialona foana, tsy hita izay hanonganana andra8 d zay sisa no mba hitandry kanosa atao
45. akama2006
(
30/10/2006 20:01)
efa novaliko anie e!andraso ataoko kopie kole le izy aza satria enao tsy namaky!
tenagasy>tsy hitako izay maha marina ny hoe misy hamono izy!cinema no betsaka!tsy izy hamono izy satria tsy misy dikany ny famonoana azy,adala asolo adala ve !
io ary o!valio amin'izay

47. akama2006
(
30/10/2006 20:19)
?????? tsy nanana dada angah ise fahiny no haverina foana le dada???? anontanio mamanla hoa fa tsy possible tany mada ny in vitro izany fa any ihany ny dadanla !
49. besoiiin
(
30/10/2006 20:37)
aty iany ngeh ny dadako e! ary mba modia kely lisany mianaka aty @tanana e! lasa déphasés any tsy mahita ny fivoarana eto
50. akama2006
(
31/10/2006 10:11)
ka hifanatry tava aminy izany dadanla izany ve lesy tsy hampatahotra,kozy tsy le mpanakenda sa mpaka fo izany;
jereo aza ilahy ity midadada ko mainka fa tonga any za lazainla fa za indray no dadanla!:D

51. ronaldo09
(
31/10/2006 10:41)
Sarotra be ny manamarina izany resaka izany,nefa tsy azo lavina fa mafy ny fitadiavan-tseza.
fa ny fanontaniako dia izao:Maninona rehefa Tsalo no mitondra eo dia sabotage sy korontanina,nefa rehefa tanindrana na zanaka Padesm dia tsy asiana olana?
:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:Mba moramora ihany ry akama rehefa miresaka !Izay rehetra nitondra teo alohan-DRavalo dia voakorontana avokoa ,tsahivo tsara ny tantaran'i Madagasikara:I Tsiranana naongana (18 May 1972),i Ratsiraka naongana (1991),i Zafy Albert tratran'ny fampiatoana (04 0ctobre 1996),niverina i Ratsiraka dia mbola raikitra indray ny gidraka .Dia inona no mahatonga an-drangahy miteny hoatry izany ???Amiko aza mifanohitra amin'ny zava-misy io zavatra noteneninao io .
Avadiho im-pito ny lela alohan'ny hiteny an!!!
53. rakaroka
(
31/10/2006 14:36)
"Tout est possible!..."
Fa rehefa tsy mbola tonga anie ny fe-potoananao dia
tsy maty foana ka!...Dia mahazo mananararaotra ny mpiray tanindrazana sy ny fahefanao... Fa une chose est sure: "Misy fetra ny zava-drehetra" ary tsy voatery hoe olon-kafa ilay noeritreretina hamono no
namosavy fa possible tsara mihitsy hoe "source de sa destruction" ny olona iray.
'Za manoratra d'une seconde à l'autre mety ho fary noho ny zava-maro tsy ampoizina: "Possible ho an'ny rehetra izany ary mitombina koa ho an-dRa8". Donk tsy voatery hiandrandra 5 taona lava!...

55. tezitra
(
31/10/2006 15:30)
rainy ton sujet est bidon;
Un président dia ménacé d'elimination phisique foana, satria comme ça; jereo BUsh,jereo poutine, jereo chirac, ny papa ray masina, tony blair, kabila, sasou ngessou (congo), boni yayi(benin), gbagbo (côte d'ivoire), etc...
Tsy prezidam-pokotany akory izy ity
TEZERA NEFA AZA MANOTA ARY AZA ATAO TRATRAN'ny 04/12 NY HATEZERANAO

56. Stone
(
03/11/2006 00:44)
Tsy izy irery io fa ny President rehetra sy ny olo malaza dia atahorana hisy hamono dodoly. Ka tsy hitako...
57. fijo
(
03/11/2006 23:53)
kitjo,hummmm efa miha tara aminy ko ndry izany an.tandremo.
izay fahamarinan'ity resaka ity tsy haiko,fa ny fantako,dia mitady ny hevitra rehetra la frantsa hialany eo.(vonoina ,sa korontanina ,sa ahongana ?tsy hay