élimination physique an'i Ra8

21. besoiiin ( 29/10/2006 11:58)
dadan'lisany ôôôôô:D
22. akama2006 ( 29/10/2006 13:02)
ahahahahah! besion izany anie manana olana aminy ity dada ity mihintsy e!tsy nanana ray angaha ise niteraka !tsy possible anefa hoe ny mamanareo irery no nikotrika tao!iza aza no dadany besoin o!(ankamantatra)
23. besoiiin ( 29/10/2006 13:12)
valio less ny fanontaniana ry akama fa aza miodikodina eo ialahy a! raha tsy nisy ny zanadambo wa dia efa taiza isika ohatra izao????
24. akama2006 ( 29/10/2006 13:19)
besoin> tena midelira ianao izany!za anie niteny hoe misaotra ny zanadambo e!ary eto resaka elimination physique fa tsy le sujet atsy intsony!

izay aza le nahiko hoe mila jerena akaiky ny toetsainareo akamny maitre fa tena raha sanatria tsy lany eo io,tena matahotra aho ny hisiany adala mamaeno arabe!aza hitako anie izany ry lanitra o!
25. kitjo ( 29/10/2006 13:56)
sipagasy> ka na misy halabato na tsy misy dia resaka zero virgule ve d alahelovana kosa...efa fantatra ange fa ho lany iany izy na tsy ho atao aza ny fifidianana e, juste ahitana tarehimarika fts ny fifidianana raha ny fahitako azy

fiffi>hihi, iiee..nanao jogging d kaskety..za ary mbo gaga..hahaha
26. lune ( 30/10/2006 08:34)
Miarahab antsika namana rehetr,rah ny amiko ndray dia tsotr,famoana an' ra8 v no vaolana ampandroso ity firenen-tsik'ity,d zay olona hisolo azy v afaka vita zay zavatra nataony teo tsy mino kos ako e.
samia mamisavisa ry namana rehetr.
27. kitjo ( 30/10/2006 08:38)
lune> tongasoa e

zay ndrindra manko e!

za aloha ts mahatoky an' iza n'iza ankoatrany e!

vita mandat ray fanindroany izy vao afaka hitsara azy tanteraka fa mbola tsy ampy lay teo na izany aza efa misy ny hita mivaingana kosa!
28. akama2006 ( 30/10/2006 09:27)
kitjo>>> ka inona moa no nanaovana ny mandat ho 5taoan fa sty 10 taona avy hatrany?
29. kitjo ( 30/10/2006 11:02)
ho an' i ohatra an' ireo 13 ambiny ohatra!
ny an Zafy ary latsaka!

io lazaiko oe tsy ampy io akory tsy hoe ho an'izay ho prezida rehetra fa ho andRavalo iany :)
30. akama2006 ( 30/10/2006 12:07)
eny e!tsy ampy hoy ianoa,fa matoa natao 5 taona,dia misy antony fa tsy nataotao foana io!natao hamitana ny programanao nandaniana anao ilay 5 taona!

fa ny fanontaniana tsara apetraka angamba dia ny hoe:inona moa no tena programany ra8?
31. prime ( 30/10/2006 12:28)
rainy sy rabaradaka> ahoana indray ity resabe nareo mitsam ity e...
32. kanto10 ( 30/10/2006 12:47)
akama2006>ny programandra8 ve no tianao ho faantara? fampandrosoana haingana(lafiny rehetra)
33. akama2006 ( 30/10/2006 13:59)
dia inona no fomba ho entiny manarina izany! tsy programa iznay fa loha hevitra,ary mila fanatatra ny fomba sy fitovana entiny man tanteraka izany!izay izy vao programa!raha sty izany dia mitovy aminy parasdisa ny sasany!
34. tenagasy ( 30/10/2006 14:17)
Mankamamy!
Fa fikasan'ny sasany hamono an'i Ravalomanana ve no resahina eto sa inona eh? Izaho ve no voa sa "ianareo"? :?:
Sa kosa sao dia misy voairaka handrava ny ady hevitra sasany koa eto? ((JUDO ve rangahy no hatao, ry zalahy miboridana tanteraka no miakatra tatami! tsssss 8O :(
Raha tsy izany ary dia aleo mba hajaina izay loha-hevira, dia raha misy hafa ho dinihina anie malalaka tsara izay hanokatra vaovao e!
Misy fiteny avy any atsimo izay mahalaza tsara an'izany saingy somary mandratra sofina kely ka tsy holazaiko feno, "manao hoe: aza "mande.. resaka" :^)
Mirary soa!
35. akama2006 ( 30/10/2006 14:33)
tenagasy>tsy hitako izay maha marina ny hoe misy hamono izy!cinema no betsaka!tsy izy hamono izy satria tsy misy dikany ny famonoana azy,adala asolo adala ve !
36. besoiiin ( 30/10/2006 17:34)
:D hay v adala dôlo reo e! lova avy any @dadanlisany io afa zatra mieliminé
37. tenagasy ( 30/10/2006 18:22)
Mankamamy!
Tsy fidirako @ sanginareo fa noheveriko hoe ny hadalàna anie no lazain'i besoiiin hoe lova e!!! 8-) :-D
Mirary soa!
38. besoiiin ( 30/10/2006 19:06)
io elimination physique io ngeh ka efa maro ny tranga teto @firenena a! aleo ihany mailo e! ramalina aza hono mifehy azo tokana
39. akama2006 ( 30/10/2006 19:07)
besoin>< ka marina anie lety izany e!ra8 olona adala,raha tsy adala ve lety hividy roplanina hanoavana propagandy neha ny 75% ny gasy ohatra azy tsy mahita ohanina sa elahy hiteny hoe miasahy indray?tsy mandoa hetra satria prezida!tsy atao ankety ny bianco satria prezida,...!befa tsy masina fa olombelona ohatra ny rehetra.

ny olona izao manana asa formel 1 ary informel 2 na mihotra miaraka aminy afera kely etsy dy eroa satria,tsy avela ny ra8nla hanao zavatra ny olona fa izy irery ihany no mitantana ny baolina!lazao ny mifanohitra aza,ahona no ahafahany malagasy manao investissement nefa ny taux bancaire 16 à 20%!? en plus mbola mandoa vola be koa rehefa hanafatra fitaovana hampiasaina,NEFA SLOGAN NY HOE VITA MALAGASY IHANY,lazao ary porofoy aminay vendrana aza raha diso izany fa raha marina dia meteza ialahy fa adala ny ra87 nla!mba nisy kitapon'enatra aza dia tsy nampidirina ireto fiara atao fitanterana;izay no hilazako hoe adala.ny adala no misesika ihany fa ny hendry mody voky!
40. besoiiin ( 30/10/2006 19:19)
manambola izy ko tsy hividy avion, ary volany manokana iny fa tsy volampanjakana kou inona no idiran'ny vahoaka @zany? ra8v less no mividy avion d ialahy no tonga fofona, zony malalaka izany kou!!! mazava wazy fa miasaha raha te ho tafita tahaka azy. ary raha taux bancaire! io daholo zao no iainan'ny gasy manao investissement rehetra, maninona no maro no tafavoaka???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081