élimination physique an'i Ra8

1. rainy ( 28/10/2006 22:11)
Marina dia marina amin'izao fotoana fa tena misy mitady hamono élimination physique an'i Ravalomanana alohan'ny faran'ny taona 2006. Efa vonona daholo ireo mpikarama anady.
novalian'i fijo ny 03/11/2006 23:53
2. Zina ( 29/10/2006 01:20)
dia mampalahelo mihitsy ka izay manao sy manatsara ny tanindrazana dia vonoina daholo
3. lagoon ( 29/10/2006 02:15)
rainy:

Marina dia marina amin'izao fotoana fa tena misy mitady hamono élimination physique an'i Ravalomanana alohan'ny faran'ny taona 2006. Efa vonona daholo ireo mpikarama anady.



Sarotra be ny manamarina izany resaka izany,nefa tsy azo lavina fa mafy ny fitadiavan-tseza.
fa ny fanontaniako dia izao:Maninona rehefa Tsalo no mitondra eo dia sabotage sy korontanina,nefa rehefa tanindrana na zanaka Padesm dia tsy asiana olana?

4. manantsoa ( 29/10/2006 04:11)
Asan' ny maizina izany mandatsak'ain'olona izany ry zalahy a ! Izay mvonona hanao izany sy ny mpomba azy no tena nanao pacte tamin' i Satana.
Samy ho tsarain' ny tantara eo e.
5. kitjo ( 29/10/2006 05:20)
eeehhh..
manao fiadin' ny kanosa izany!
raha mahasahy dia atreho fotsiny ny fifidianana sy ny valiny

fa za alina tena vao nanofy an Ravalo oe nifanena taminy teo Faravohitra ande hono izy avy nanao tennis d izy rery mande tongotra..hihi..:-Dtena marina!
6. Fiffi ( 29/10/2006 07:02)
kitjo:
fa za alina tena vao nanofy an Ravalo oe nifanena taminy teo Faravohitra ande hono izy avy nanao tennis d izy rery mande tongotra..hihi..:-Dtena marina!
:-D:-D:-D de nanao tenue ve ? de nitondra rakety ? :-D:-D


7. besoiiin ( 29/10/2006 07:28)
kitjo> :-D:-D:-D mampamangy any aminy any raha mbola nofisindry izy @ manaraka e:-D:-D
rainy> dia mbola hisy sahy hanao izany v @ zao andro mazavab zao??? mety possibl iany alou e! satria film efa nande zany
8. rabaradaka ( 29/10/2006 07:41)
Misaotra rainy tamin'ny namoahanao an'iny hevitra iny. Tena marina ny voalazanao, ary isika tokony ho mailo koa. Misy tsiambaratelo tiako ho fantatrareo mpiserasera ity : misy afrikana 3 lahy sy frantsay iray tadiavina fatratra ankehitriny fa atahorana ho voakarama hamono ny Prezidantsika. Ny EMO Nat dia efa manao izay ho afany.
9. sipagasy ( 29/10/2006 07:46)
kitjo:

eeehhh..
manao fiadin' ny kanosa izany!
raha mahasahy dia atreho fotsiny ny fifidianana sy ny valiny

fa za alina tena vao nanofy an Ravalo oe nifanena taminy teo Faravohitra ande hono izy avy nanao tennis d izy rery mande tongotra..hihi..:-Dtena marina!



mmhhh raha ho fifidianana tsy misy hala-bato moa mampaninona e!!!!! fa TSY hisy izany velively any akory , mampalahelo e!!!
10. besoiiin ( 29/10/2006 07:56)
sipagasy> f'angah mou izato izy efa zatra mpanao no mahana sahady e???? talou zany rasipa a, efa hafa ny ankehitriny.....
11. besoiiin ( 29/10/2006 07:59)
baradaka> tena possibl zany an! ary mety hiafara @ zay io satria tsisy solution ahafahana miditra eo @ fitondrana hatreto afatsy ny elimination,
12. colar ( 29/10/2006 08:03)
ra8 ko nge alo ,maka fahavalo ol lotra e, tsy matanty kianina fa avy de GADRAO ZE MITABATABA,otran tsy asiny sira daol ny retra fa de we vitako rery ty e,zao ka miala tsikelikely daol,ekena fa mikandra ra8 fa tokony tsy atoky tena lotra,hevitro zay an
13. xxx ( 29/10/2006 09:47)
dia raha maty moa izy dia maninona ; izy maty ,hifanarahany aminy fitsarana any an-danitra iny fa le ateraky ny fahafatesany no tsara jerena.toa lazaina fa te hamono azy daholo izay olona adala sy hendry rehetra ity,ilay zalahy nitondra basykely iry moa dia vao afaka andro vitsivitsy nefa tsy misy eritreritra ny hamono ,sinema no betsaka.sa mijery filma be kosa angamba nareo ry zalahy an!ohatra le hoe the sentinel.
14. sipagasy ( 29/10/2006 10:02)
besoiiin:

sipagasy> f'angah mou izato izy efa zatra mpanao no mahana sahady e???? talou zany rasipa a, efa hafa ny ankehitriny.....



lol aza mampihomehy e!!!! TSY ZATRA IZANY NY ATY ary ny ahy aza lazaiko aminao fa ny FOTOK'HEVITRY NY OTRIKAFO NO TIAKO FA TSY TSANGAN'OLONA TAHAKA NY ANAREO E!!!!!
15. sipagasy ( 29/10/2006 10:04)
xxx:

dia raha maty moa izy dia maninona ; izy maty ,hifanarahany aminy fitsarana any an-danitra iny fa le ateraky ny fahafatesany no tsara jerena.toa lazaina fa te hamono azy daholo izay olona adala sy hendry rehetra ity,ilay zalahy nitondra basykely iry moa dia vao afaka andro vitsivitsy nefa tsy misy eritreritra ny hamono ,sinema no betsaka.sa mijery filma be kosa angamba nareo ry zalahy an!ohatra le hoe the sentinel.




hihihi ka tsara ofana tany zamerika ve tsy hijery film hihhi, mety ho mpanao film koa nefa annn iza mahita!!!!
16. lagoon ( 29/10/2006 10:23)
sipagasy:

kitjo:

eeehhh..
manao fiadin' ny kanosa izany!
raha mahasahy dia atreho fotsiny ny fifidianana sy ny valiny

fa za alina tena vao nanofy an Ravalo oe nifanena taminy teo Faravohitra ande hono izy avy nanao tennis d izy rery mande tongotra..hihi..:-Dtena marina!



mmhhh raha ho fifidianana tsy misy hala-bato moa mampaninona e!!!!! fa TSY hisy izany velively any akory , mampalahelo e!!!



Io izao ilay valin-teny efa vonona ny anao.Rehefa resy dia lazaina fa hala-bato nefa ny fifidianana aza ity mbola afaka 1 volana.:-D:-D
Rehefa matahotra ny ho resy dia mi-abandonner e!Asaivo mialà ny kandidà-nao.

17. besoiiin ( 29/10/2006 10:36)
sipagasy> ny mpanao iany no mahana ka, sa v hamosavian'ny heritreritra izato izy??? :lol::lol: io ngeh ilay we experience vecueeeeee :-D:-D:-D sa v lasa mpaminany sandoka izato indriako ???:-D:-D:-D mahafantatra dieny mialoha fa misy alabato??
lagoon> harakao ilay izy...:D:D
18. rainy ( 29/10/2006 10:37)
hoan'i soiiin : ho valin'ny fanontanianao hoe mbola misy ve izany amin'izao andro efa mazava izao? Ny valiteniko dia hoe tsy nisy olona tsara ambina hoatran'ny Kennedy fa voatifitra ihany izy tamin'ny farany. Hafa tsy ireo maty tao afrika sy ny hafa koa.
Ny teto amintsika dia akaiky dia akaiky ny nahazo an'itompokolahy Ratsimandrava.
Tsy ny andromazava no manakana ny fahavalo fa ny fialonana.
19. besoiiin ( 29/10/2006 10:59)
rainy> marin'zany! tsy kely lalana tokoa ny ratsy an...
20. akama2006 ( 29/10/2006 11:29)
eny tsy kely lalana ny ratsy ary ny miseho ho zanak'onry no mazana amboa dia be...iza ary io o!(ankamantatra)!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.08