Lehilahin'Antananarivo

41. Fiffi ( 29/10/2006 21:38)
zay indrindra manko !
42. Kadoda ( 31/10/2006 09:14)
Tokony hiova toetsaina mitsy tsika gasy @ ty racisme ty fa mbola tsy mety afaka foana.Aiza ka olana mahazatra @ fanambadiana ange izany de ampidirina @ resaka fiaviana, sa hoe fomban'ny Iarivo le izy? izay indray no tsy haiko. Za manambady lhl avy ao Iarivo fa izaho indray no misisika hoe aleo i Anona hianatra aty aminay fa tena sahirana nareo, za indray no tonga de mandefa fanampiana sns, fa ra izy mianakavy kosa alou tsy lasa e, aza manao izay tsy ho vita fa ny tokantrano aloha no voalohany, fa aza adino ny mifanampy satria tsy misy manana ny ampy. Courage e
43. manantsoa ( 01/11/2006 04:41)
tena mampihomehy ianareo . Mahita ireo lhln' Antananarivo dia tsy mahatan-damba fa misisika ny hiaraka aminy foana ary hanambady azy mihitsy .
rehefa resaka vady dia tsy azo sarahina aminy ny fianakaviana.
Na avy aiza na avy ny mpivady dia eo foana koa ny olana madinidinika an-tokantrano , ary indraindray miaraka amin' ny olana amin' ny fianakaviana .
Izany hoe fankahalana ny lhln' Antananarivo mihitsy ity resaka ity matoa taritina lavabe toy izao . satria misy foana hoy aho io tsy fifankahazoana io na avy aiza na avy aiza ny fiavian' ny mpivady.
Izao no tso-drano azon-dry zalahy angamba tamin' ny mariage-ny ! MAHATANTESA HATRAMIN' Ny FARANY Ö ! ....
raha tsy izany dia naka lhl tatsy Comores efa ela.
44. Fiffi ( 01/11/2006 06:41)
manantsoa:
Izany hoe fankahalana ny lhln' Antananarivo mihitsy ity resaka ity matoa taritina lavabe toy izao .
zay indrindra manko ! maharikoriko mihintsy ity racisme ity ! hita mihintsy fa racisme le izy !! Nareo ve efa mba naita na nandre hoe nisy vhv nanambady heu....olona avy @ faritra hafa de andeha hitaraina tahak'zao ?


45. robyh ( 06/11/2006 19:06)
Mbola tsy haiko indray zany ,vao2 @iko soa fa fantako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0984