Lehilahin'Antananarivo

1. millenium ( 26/10/2006 12:43)
Mba toroy hevitra aho:ny vadiko dia lehilahy avy ao Antananarivo,ny fahitako ny politique ny fianakaviany dia te-hovelominay ato an-trano izany hoe hipetraka hiaraka aminay ka te-handidy ny tokantranoko fotsiny izao (na fitaizana zaza na fomba fitondrana tokantrano na ara-bola sns....)ary tsy ny ahy ihany fa izay olona manambady olona avy ao tanà ao.Inona no azo atao @izany?
novalian'i robyh ny 06/11/2006 19:06
2. mimich ( 26/10/2006 13:12)
Tsy azo atao safobe mantsina oh zany izy io hoe rehefa avy atsy sy avy aroa ,de zao sy zao no ataony . fa ny tranga iainao fotsiny no tokony harosonao amin'ny namana ahafahana manome vahaolana.
3. kelly13 ( 26/10/2006 13:15)
ny hava-tiana tsy hiaraha-monina retsy a!
4. booboo ( 26/10/2006 13:25)
Tsy azo atao safobe mantsina oh zany izy io hoe rehefa avy atsy sy avy aroa ,de zao sy zao no ataony . fa ny tranga iainao fotsiny no tokony harosonao amin'ny namana ahafahana manome vahaolana.


eka ouz !
5. Fiffi ( 26/10/2006 13:26)
millenium:
Mba toroy hevitra aho:ny vadiko dia lehilahy avy ao Antananarivo,ny fahitako ny politique ny fianakaviany dia te-hovelominay ato an-trano izany hoe hipetraka hiaraka aminay ka te-handidy ny tokantranoko fotsiny izao (na fitaizana zaza na fomba fitondrana tokantrano na ara-bola sns....)ary tsy ny ahy ihany fa izay olona manambady olona avy ao tanà ao.Inona no azo atao @izany
Mino an'zany ve ianao fa nohon'ny antony hoe lhl avy any Antananarivo no mahatonga azy hanao an'zany ? satria manko tondé voalaza tsara hoe avy any Antananarivo le lhl !


6. Aino ( 26/10/2006 13:44)
tsy dia hoe lehilahy na Tana retsy fa asakasaky ilay olona ihany io hoa tsy izy rehetra raha tsy diso aho satsia mba tao ihany no nihainana ka mbola tsy de natsikaritra aho!!
Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 26-10-2006 15:15:00
Lohateny : Re : Lehilahin'Antananarivo
ny hava-tiana tsy hiaraha-monina retsy a!

marina izany!!
ary fianananao ilay izy ka izay mampety azy na mety aminao hatao satsia tokatrano nao io.
7. fiderana ( 26/10/2006 15:32)
millenium >> fa ianao aloha avy aiza? tsy avy eto Dago? hotran'ny tsy dia marina loatra io aloha fa raha izaho aloha tsy hanao izany velively,fa rehefa manam-bady izany dia mahazaka tokan-trano mandao ny RAD , ny havana , ary izaho dia lhl avy eto Iarivo mihitsy tsy mbola haiko izay ho vadiko raha ho avy aiza na ho avy aiza, rehefa mifankatia tsara dia izay, fa aza dia hatao hoe ny lhl avy aty Tana izany fa ny vitsy no mety ho hitanao.Mahaiza mifampiresaka ianareo mivady dia ho hitanao fa hazava aminao na aminy ny tanjona tianareo hotratrarina ary ngaha ny vadinao manaiky izany ho bakoin'ny olona izany?.
8. dailynews ( 26/10/2006 15:51)
marina izany, ny tranga izay misy aminao dia mino aho fa tsy ny maha avy ao Tana ilay olona fa sendra ianao no tratrany dia lasa nobangoinao tokana ilay izy. fa na izany aza dia desolee raha izany no nitranga. reseo lahatra ny vadinao fa noho ny fitiavanao azy dia tsy tianao hisy ny olona izay hanelanelana aanreo fa manjary manimba ny tokantrano. havantiana hono tsy hiaraha monina.
lazao azy anefa fa tiaanao ireo havany ireo saingy mba tsy hahasimba ny fihavanana no hiarovana azy dieny izao na handaminana azy dieny izao mba tsy hiharatsy ny fandehanjavatra.
mahereza millenium !!(l)
9. Samoana ( 26/10/2006 16:09)
millenium mivady no miady ka Antananarivo no voatorotoro:lol:
10. paingotra ( 26/10/2006 16:38)
millenium:

Mba toroy hevitra aho:ny vadiko dia lehilahy avy ao Antananarivo,ny fahitako ny politique ny fianakaviany dia te-hovelominay ato an-trano izany hoe hipetraka hiaraka aminay ka te-handidy ny tokantranoko fotsiny izao (na fitaizana zaza na fomba fitondrana tokantrano na ara-bola sns....)ary tsy ny ahy ihany fa izay olona manambady olona avy ao tanà ao.Inona no azo atao @izany?



tonga dia apetraho ny fitsipika, tokatranoko ity koa izaho no manapaka, tsy miteny ratsy olona fa atao mazava fotsiny ny fitsipi-dalao.
11. soanja ( 26/10/2006 16:48)
Ianao sy ny vadinao no mandindy ny tokatranonareo kah. Izay le principe. Ny hoe Antananarivo sns dia aza mora halemana manizany fa tsy mitombina izany. na aty andafy aza dia misy olona mitady hilafika ihany.
12. pissoa ( 26/10/2006 17:03)
Samoana:

millenium mivady no miady ka Antananarivo no voatorotoro:lol:

tsy hita e :-D:-D:-D:-D:-D

13. nikopol ( 26/10/2006 17:07)
ary ohatran'ny tsara le ps we millenium rehefa tononona tsara a :-D:-D
14. Fiffi ( 26/10/2006 17:59)
millenium:
ary tsy ny ahy ihany fa izay olona manambady olona avy ao tanà ao.Inona no azo atao @izany?
hatramin'ny zay nihainako aho vao mba nahare an'zao zavatra lazainao ry millenium an! nga fantatrao daholo ny olona rehetra manambady olona avy ao Tana ao ? :roll::roll:


15. tslem ( 26/10/2006 18:26)
ngah tsy hain'i millenium lé hiran voangy oe :MAHITA MITADY.MAZAKA HAVAMBADY
16. fijo ( 26/10/2006 20:54)
millenium an,ny tsimihety koa rehefa manambady ny zanany lahy,dia ny reniny(renin'io zazalahy io)no mitantana ny rehetra ao antrano.
mankanesa ao antsohihy fa ho hitanao tsara izany.
17. unjila ( 26/10/2006 21:19)
lehilahin'antananarive ,ra_manana ianao manomeza ,ary ra-tsy zaka de soloy tsy avy ao à tana retsy an
18. Zina ( 27/10/2006 03:41)
aza manaiky lembenana ry millenium an. resaho ny vadinao
19. manantsoa ( 27/10/2006 04:55)
izany ve dia itarainana . Miàla raha tsy mazaka ary soloy lhl avy atsy comores fa hiadana be ianao amin'izay.
20. Fiffi ( 27/10/2006 07:59)
manantsoa:
izany ve dia itarainana . Miàla raha tsy mazaka ary soloy lhl avy atsy comores fa hiadana be ianao amin'izay.
zay indrindra manko an ! de diniho koa io nolazain'i fijo io !


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.803