Lehilahin'Antananarivo

21. sipagasy ( 27/10/2006 08:34)
mmhhh dia aiza izany ilay fomba fiteny hoe raha tiana ny vady ny rafozana no tsinjovi-mandeha???
22. papala ( 27/10/2006 10:09)
efa mba hitan'i millenium ve reo solution reo o!

manantsoa>soloy avy atsy COMORE ndray hono rehefa tsy mahazaka e! marina ny azy =((=((=((=((
23. pissoa ( 27/10/2006 12:24)
manantsoa:

izany ve dia itarainana . Miàla raha tsy mazaka ary soloy lhl avy atsy comores fa hiadana be ianao amin'izay.
:-D:-D:-D:-D:-D


24. booboo ( 27/10/2006 12:25)
:-D:-D:-D:-D
25. millenium ( 27/10/2006 15:19)
Manahoana daholo aloha e!
Nareo toa manome tsiny daholo,kanefa dés la première fois nahita ahy ny RAD ndrizareo dia tsy tiany aho e,ary tonga dia napetrany hoe tsy manambady ny zanany raha tsy tafita @fianarana ireto zandriny manaraka, na koa mahazaka miantoka ny fiainan'ireo sy ny fianarany,en plus fantatrareo ny toetran'ny lhl malemy eo imason'ny RAD e!nareo indray ve no hatoro izany ary misy olona namako any ivelany izy mipetraka c'est la même chose,olona hafa fantantro ny azy indray dia ny rafozana roa mihintsy no misisika ao an-trano nefa chambre iray no hiarasa-monina ary maro koa ireo vehivavy milatsaka temoignage @ radio don bosco mitaraina mombo an'io,mba jereo koa ao @ forum wanadoo fa maro tokoa ny discussion momba an'io ao(lhl avy ao tanà ny la plupart)DIA VELOMA ALOHA FA REHEFA MANARAKA INDRAY
26. booboo ( 27/10/2006 15:23)
k'efa hoe aza manao safo be mantsina hoe kouh !
27. pissoa ( 27/10/2006 16:26)
hihihi !
28. Fiffi ( 27/10/2006 20:56)
millenium:
Nareo toa manome tsiny daholo,kanefa dés la première fois nahita ahy ny RAD ndrizareo dia tsy tiany aho e,,en plus fantatrareo ny toetran'ny lhl malemy eo imason'ny RAD e!
hummmm !! somary mahagaga ahy hiany zao zavatra lazainao zao ry xxx an! ohatran'hoe tsy fitiavana zany no fahitako azy ! Aiza ve de hoe vao nahita anao t@ voalohany ny RAD-n'le bandy tondé hitanao hoe tsy tianao ry zareo ?

Raha mba miteny zany ireo RAD ireo hoe tokony vita aloha ny fianaran'ny zandriny de midika ve zany hoe tsy tianao avy hatrany ry zareo ?
De ahoana koa zany lhl malemy eo imason'ny RAD-ny zany ?

Raha nalemy eo imason'ny RAD-ny io vadinao io an ! mino aho fa tsy nanambady anao izy sady hoe ozy enao tsy tian'ny RAD-ny ianao ! tsy logika mihintsy ange zany zavatra lazainao zany eh !

Melemy eo imason'ny RAD-ny ny vadinao sady tsy tian'ireo RAD-ny ireo ianao de nanaiky hiany nefa ry zareo hanambadiany ny zanany anao ? heu...:wink::roll:


29. simplex ( 27/10/2006 21:21)
Fiffi:
somary mahagaga ahy hiany zao zavatra lazainao zao ry xxx an!

:roll::roll:

ity misy secret kely hoan'i Millenium:

* misaina kokoa ny vehivavy noho ny lehilahy: fanaka maranitra ozy izy :°)
* "un homme n'a pas vraiment de principe,..."

a toi de jouer ;-)

:-*:-*

PS: ne pas en abuser:-P
30. Fiffi ( 27/10/2006 22:11)
simplex: inona akia no mahagaga andry tahak'zao ? zah koh aza mba gaga koh !
31. simplex ( 27/10/2006 22:26)
:D
natomboka t@ hoe "Hoy i Millenium" d avy eo natao hoe hoe "xxx" :°)

sao d mba misy xxx mandende any andohan'i Fiffi ? ;-):°):-D

:-*:-*
32. Fiffi ( 27/10/2006 22:30)
hay tokoa ? de midika ve zany hoe misy xxx mandehandeha ao an-dohako ? http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4541246a4dbd3
33. simplex ( 27/10/2006 22:38)
:-D:-D:-D
iza no mahita?
xxx anie ony ze andalovany tsy mahita tory doly e :°)
34. xxx ( 28/10/2006 00:59)
Za aloha lhl avy eto Antananarivo fa tsy manao izany ny fianakaviako eh.
Kanefa kosa efa naheno tahaka an'io mihitsy aho. Naman'ny dadako mihitsy no voan'io. Tamin'izay indray dia nifamadiaka kely ny resaka fa ilay ramatoa no nitondra ny fianakaviany ho velomina ao an-trano, ary ilay ramatoa tsy avy ao Antananarivo fa ilay rangahy no avy tao. Nifindra monina nankao Antananarivo mihitsy ry zareo.
Mety sendra io mihitsy angamba i Millenium. Ny eto Tana nge ka efa fangaron'olona be dia be eh.
Zay aloha ny zava-misy, fa ny tiako valianareo dia hoe inona no atao? Izao koa mantsy misedra io olana io amin'ny sipako, avy eto Tana koa izy.
35. sipagasy ( 28/10/2006 06:49)
mmhhhhh kay ve efa norarana ianareo no nivady ihany e!!! tssssss dia mahazakà izany kouuuu, avy any aminay misy teny hoe ny ana-dray amandreny raha tsy mahavoa mahafanina mahavoa mahafaty!!!!!!!!
36. boubounezy ( 28/10/2006 07:34)
sô ary dé mba tsy tinao lotra ny vadinao ka itanao atraminy avany satry ny vadinao avy any tana oz enao; tsy itako lotra mantsy ny idirany lé pblmnao @ vadinao sy ny ma avy any tana azy.
fa ra tena mandinika lé lazainao za zao dé lé izy avy any tana ny tena olana @nao fa tsy lé fiainana misy @nareo lotra. enao marina ngah tsy gasy???
37. Fiffi ( 28/10/2006 10:56)
fa inona hiany aza ity resaka olona avy ao Tana ity ry xxx isany ? Tsy hitako hoe inona no hidiran'ny olona avy ao Tana @ blèm-nareo an! sa ve raha tsy avy ao Tana de zavatra hafa :?::?::?::roll::roll:
38. Zina ( 29/10/2006 01:28)
ny solution raha mifankatia nareo roa alaviro ny ray-amandreny mila miresaka na hivady na fianakaviana,
Un point c'est tout
39. Fiffi ( 29/10/2006 08:56)
Samoana:
millenium mivady no miady ka Antananarivo no voatorotoro:lol:
mahagaga ! mahazendana !


40. unjila ( 29/10/2006 17:43)
slt millenium tsy hoe manome tsiny anao akory izahay f'io le fitenin'ny olona hoe ""botry nilay asara ,jaly nitsakaraina " efa fatarao teny amboalohany mbola nidirana ,maro ny olona otran'io fa tsy hoe ry zareo lhl TANANARIVE fotsiny akory ,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4446