taizan-drenikely

1. patrick2002 ( 24/10/2006 18:47)
Mba inona no mahatonga anareo vehivavy ,tsy mahatanty mitaiza zanaky ny ex ny vadinareo eh!
Ny marina dia tsy hoe tsy mahatanty mitaiza fa mitaiza ihany fa tsy manao @ fo izany hoe mampivelatra an'ilay zaza am-pitiavana (fo) ,ara-pahalalana (saina), ara-batana(sakafo) ,ary fanahy :?::?::?::?:
2. Fiffi ( 24/10/2006 19:41)
nefa raha tena tiana le vady de tokony mandeha ho azy io fitiavana io an ! sady nahoana kosa no hoe tsy tiana le zaza ? zaza tsy manan-tsiny ange io eh !
3. titis ( 24/10/2006 19:44)
Rehefa tiana ny rainy dia tiavina kosa le zanany fa tsy atao an'izany kosa e!sady tsy ny vehivavy rehetra ange no manao an'izany e!
4. andry08 ( 24/10/2006 19:58)
Tsy mbola sendra izany aloha aho fa tokony hotiavina ihany ilay zaza satria efa eo koo!
5. cutie ( 24/10/2006 20:09)
tsy miditra @ zany alou za e
toa ho sarotra amiko ny hitia zanak'oul zany :lol::lol:
6. fasaly ( 24/10/2006 20:23)
zà klou tsy anisanzany ry patrick fa aza manahy an!:wink::°) zà tia zaza be ka tiko aby refa zaza:°)
7. cutie ( 24/10/2006 20:28)
fasaly sambatra:lol::lol::lol:
8. Zina ( 24/10/2006 21:05)
ho tiana ho tiana ihany fa io ko mi-dependra an'ilay zaza indrindra raha lehibe....sarotra fa tsy hoe tsy tiana ry Patrick2000 a
rha mbola kely ilay izy dia bien sur mora mihitsy..
9. vale ( 24/10/2006 21:06)

patrick: ny zaza tsy manan-tsiny kouuu, tsy ny vhv rehetra kosany moa eh! :?, ny mahatonga azy hanao an'izany alou mety any @ le renin'ilay zaza fona ny sainy angamba:?: :roll:
10. patrick2002 ( 24/10/2006 21:23)
cutie:

tsy miditra @ zany alou za e
toa ho sarotra amiko ny hitia zanak'oul zany :lol::lol:



F'angaha moa ry cutie misy zanak'alika hotiavina :roll::roll: zanak'oul daholo anie no tiavinao eh! hazavao fa tsy azoko
11. patrick2002 ( 24/10/2006 21:24)
Fiffi f'angaha mety misy mpivady tsy mifankatia:?:
12. cutie ( 24/10/2006 21:29)
F'angaha moa ry cutie misy zanak'alika hotiavina zanak'oul daholo anie no tiavinao eh! hazavao fa tsy azoko

zanak'oul hafa tsy naterako zany e :lol:
13. patrick2002 ( 24/10/2006 21:31)
ka inona no mety tsy hitiavanao azy ,fa inona no heloky n'ilay zaza ,nga moa fidiny ho azy ,ny lehibe anie no manao hadalana fa tsy izy mihintsy eh!
14. cutie ( 24/10/2006 21:33)
tsy le zaza mitsy ka
fa za mitsy , tia tena za :-D:-D:-D
15. patrick2002 ( 24/10/2006 21:35)
:roll::roll:ka tiavo ary ilay zaza dia roahy ny rainy eh:-D:-D
16. cutie ( 24/10/2006 21:39)
:-D:-D:-D:-D:-D
17. cutie ( 24/10/2006 21:41)
Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 24-10-2006 23:35:07
Lohateny : Re : taizan-drenikely
ka tiavo ary ilay zaza dia roahy ny rainy eh

fa manin no roahina le rainy :roll:
18. Fiffi ( 25/10/2006 05:34)
patrick2002:
Fiffi f'angaha mety misy mpivady tsy mifankatia:?:
justement ! tsy azonao le izy an! hoy aho hoe :
nefa raha tena tiana le vady de tokony mandeha ho azy io fitiavana io an ! sady nahoana kosa no hoe tsy tiana le zaza ? zaza tsy manan-tsiny ange io eh !
satria matoa mivady ny mpivady de mifankatia zany de raha hivady ry zareo de efa anisan'ny fanenkena sy fitiavana ny zanakin'ny andaniny na ny ankilany !


19. sasa ( 25/10/2006 05:36)
ny an'ahy aloha raha mbola eo ny reniny d tena tsy vitako le mitaiza an'le zaza, tsy mety ny zaza manao trano 2 izany fa manjary maditra mantsy, d aleo izy ho any am reniny ihany aloha raha mbola kely, sady en plus koa za hanana ny zanako d tsy maintsy izy naterako aloha no priorité-ko,fa raha sanatria ka efa tsy eo tsony ny reniny d raisiko ho adidy izy,fa saingy kosa raha maditra d tsy maintsy tenenina sy a hitsy.
20. Aino ( 25/10/2006 06:11)
raha izhao dia mbola tsy tratra ny reninkely.
fa raha any ahoriana any kosa aloha lasa toy izany aho dia ho tiaviko ny zaza fa tsy nisy fahadisoana natao ary efa izay aza ny anjarany ny hipetraka hiaraka aminao ko hande hatao ahoana indray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2752