adoption

41. ds ( 01/11/2006 12:22)
Ambelao man laolo fijo ay.
Ny lehiben'ny mpiraki-draharaha ao amin'ny fitsarana mihitsy no milaza fa tsy ao aminy (tribonaly) no anaovana an'io fa any amin'ny lapan'ny tanàna :-)
I mpanakiana voakasika voalohany amin'ity resaka ity koa nilaza fa toa tsy nisy namaky :
mpanakiana:
(...) efa miresaka eto tsika fa tsy afeniko fa efa mikarakara ny fanovana ny anarako zay mandray ny anran'lay mpanangana ahy ry zareo zao ary toa ny fahafantarako azy toa tsy mandalo tribonaly !!

Tsy hikalizy eto isika fa zavatra tsotra no azo hatao e.
Maniraka olona iray manatona ny mpiandraikitra ny sora-piankohonana (officier de l'état civil). Anontaniana azy ny fepetra rehetra ilaina amin'ny fananganana tsotra sy/na fanovana anaran'olon-dehibe. Efa ireo nomeko eo ambony ireo moa no mety havaliny fa fanamafisana no hilainareo tsy mino ahy :-)
Fanamarihana : raha aty Frantsa ny gasy no manova anarana. Izany hoe didim-pitsarana frantsay no nanova azy, dia tsy azon'ny mpiandraikitra ny sora-piankohonana gasy ny manavao io anarana io eo amin'ny kopia raha tsy misy didim-pitsarana gasy mampanankery ilay didy frantsay.
Fehiny :
Mitovitovy amin'izao ataontsika izao ny fifandresehan-dahatra ataon'ny mpampanoa lalàna sy ny mpisolo vava mandritra ny fitsarana. Amin'ny farany dia hoy ny filohan'ny fitsarana : araka ny didy (hitsivolana/teny midina) laharana izao, andininy izao dia... :-)
42. mpanakiana ( 01/11/2006 20:32)
Vao2 farany zao ndray no henoko @ lay ol mikarakara ilay ttasy we alefandry zareo aty @ consulat aty France ilay dossier d any iany no miandry ny valiny(dago)zany we ny valintenin-dry zareo aty Fr mandefa ilay récépissé any dago!Ka iny récépissé iny no tokony ho entina ao @ Ambassade ao dago,ka araka notenenindry zareo tsy ampidirina ao ilay récépissé fa manjary ela loatra fa alefandry zareo aty,ka araka nolazaindry zareo d olona manana ttasy no asaiko manatitra an'iny any fa ra za mitolotena sy sao voahadihady!
Ka hono wa mety v izay systeme zay? anaiky an'zany v ry zareo we tokon'ny tompon'ity dossier ity no tokony hanatitra azy aminay sa tsy misy olana ra araka ny fahafantaranareo azy??
misaotra mialoha!!
43. fijo ( 01/11/2006 22:44)
ds marina fa tsy hanao kalizy isika,fa samia mitana ny heviny.tsy izay ny olana fa momba an'i ity namana ity.
raha eto frantsa aloha,dia izao.
ny tribonaly hafaka handray ny taratasinao,dia izay tribunaly misy anao.ny olana dia tsimaintsy manana fanamarihana ianao,fa olona mipetraka eto frantsa aradalana,"izanyhoe manana taratasy"nefa io tsy misy,ka andramo hoe olona hafa no manatitra ilay taratasy.saingy raha sendra mpitsara sarotiny ka mitaky io karatra io,dia tsy recevable le dossier.
ny tsy azoko dia izao.
-le dossier inona no hoalefa aty frantsa????le fangataha fanovana anarana ve?sa le fangatahana fanjanahana?
44. mpanakiana ( 02/11/2006 08:25)
Fijo< ilay fangatahana fanjanahana no alefa aty ka.
D araka ny tenin'lay ol mikarakara azy d ry zareo no mandefa azy direct d misy récépissé tonga any dago d iny récépissé iny no alefandry zareo aty amiko anarahako an'lay dossier aty fa saingy tsy izaho no ho any fa ol manana ttasy ka mety ho etyu v zany??
45. Fiffi ( 02/11/2006 16:35)
ny zavatra mba aiko fotsiny aloha de zao :

-na inona no hatao na inona de tsy maintsy (obligatoire) ny présence-nao sy ny mpanangana fa tsy hoe alefan'ny mpanangana aty fotsiny ny dossier de zay ! hoe anjaran'le olona mpikarakara an'io sisa ?
46. lost ( 02/11/2006 18:37)
Fiffi>> ra ny fahafantarako ko alou ra mahita lalana lay mpikarakara tô tsy misy ilana an'lery any itanao iany ny dago in ny tsy vita any??
47. fijo ( 02/11/2006 22:36)
mpanakiana,
araka ny efa nolazaiko dia misy fetra ny fahafahan'ny tribunaly miasa.ka io fetra io efa voafaritry ny lalàna.dia ny toerana honena'ilay olona tompondraharaha.
raha eto frantsa ndry ka nisy taratasy dia azo natao teto io,saingy tsy izay le cas,ka manahy aho fa tsy hety io.satria na ny mpanangana,na ny hatasangana izany samy tsy eto,ny tribunaly akaiky indrindra raha izay ary competant dia ny ao la reunion.ka mety any io no azo alefa.
48. prime ( 03/11/2006 10:52)
ouff... namaky fotsiny ah... fa saiky tsy voavaky an...
49. Fiffi ( 03/11/2006 17:29)
ndryyyy :):-* de voavaky tsara hiany zany de mba ahoana ny hevitrao ?
50. fijo ( 03/11/2006 22:55)
voavaky rehefa vakiana ka
51. HESHA ( 09/11/2006 12:18)
8O8O8O
elaela ndray za vao namaky le tohiny ka tena saika very marina.
de nanahoana le izy ry mpanakiana a ? mba tantarao iza fandehan-javatra manaraka e
52. mpanakiana ( 09/11/2006 15:54)
D ny voalohanteniko alou d misaotra ny rehetra izay tsy nisorona nanome ny heviny,ka notapahako ny hevitro diany mbola tsy lasa lavitra ilay dossier
d nadaboko fa sao hanahirana ahy sy ilay mpikarakara!!Sa aona hoy nareo??
D mbola averiko iany ny fisaorana!!
53. fijo ( 10/11/2006 22:11)
raha aty aloha dia aleo izay e.ajanony fa aleo miandry elaela,fa vita foan aio taratasy io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4304