adoption

21. mpanakiana ( 25/10/2006 09:24)
misaotra anareo nanampy ary mbola isaorako iany zay asosokareo eto;
Ny mikasika ny mpanangana ahy dia gasy ka any dago izy donc mety ny lalàna gasy zany no ampiasaina,
efa miresaka eto tsika fa tsy afeniko fa efa mikarakara ny fanovana ny anarako zay mandray ny anran'lay mpanangana ahy ry zareo zao ary toa ny fahafantarako azy toa tsy mandalo tribonaly !!
saotra
22. lost ( 25/10/2006 10:49)
Fiffi>> fa maninona ny niteneniko amiko ataoko angamba tsy mahadiso ahy ny miteny an'io fa itanao ny fiainana izao tsy misy mandè @ zany fahamarinana zany tsony fa aza avoaka ny devoly fa mbola tsy mifamaly tsika fa mifanazava fa ra ifamaly ento ary ny anao fa enoko fotsiny tsy dia tia manao an'zany aman'ol aho fa itako indrai2 ny famalinao olona otrany jadona b izany,zany we t hamaly an'lay fanontaniana ianao fa tsy misy hevitra avoaka d otrany teny maitsy no omenao tsy ito irery hoy aho fa maro2 izy fa ataovy lanjany iany ny zvtr tenenina fa misy zvtr kely fotsiny mahatohina ny sasany!!
Aza valina itsony ity fa ampio i mpanakiana otrany tsika 2 ndray no anao forum eto:-*
23. fijo ( 25/10/2006 21:38)
DS lalana gasy io,
mahagaga ahy izany fanovana anarana tsy mandalo tribunaly izany kle???????????
za izao mahalala frantsay nanagana ankizy gasy."adoption simple"de nafaraha le ankizy,fa tsy nahazo visa satria ny adoption simple tsy manme rohy aradalana ilay zaza.ka ny azon'ilay nanangana ato dia ny manampty azy arabola mba hamitany ny fianarany any.
ny fanovana anarana anie ka mila fangatahana amin'ny prokirera e?ka mahagaga ahy izany.
24. Fiffi ( 26/10/2006 05:13)
lost: na izany aza mbola :evil:

ds , fijo: ié ! somary mahagaga zany fanovana anarana tsy mandalo tribonaly zany an! De raha tsy mandalo tribonaly ve tsy ho vita moramora tsotr'zao fa andeha hiova anarana daholo zay....
25. lost ( 26/10/2006 11:06)
Fiffi>> elà ko ooo mba ao mo eee:-*
26. ds ( 26/10/2006 12:37)
Toa tsy mitovy izany lalàna resahintsika izany :-)
Toy izao no voalaza ao amin'ny
TENY MIDINA N° 001-MJ/KAB TAMIN’NY 18 JANOARY 1964 momba ny firaketana fiankohonana
And. 77 - Araky ny voalazan'ny andininy 1 ka hatramin'ny 6 ao amin'ny hitsivolana n° 62-003 tamin'ny 24 jolay 1962 momba ny anarana dia indray mandeha monja no azo atao ny fiovana anarana aorian'ny fahatrarana ny 21 taona.
Eo anatrehan'ny vavolombelona dimy no anaovana azy. Tsy maintsy atolotra ny mpiandraikitra sorapiankohoanana ny kopia na ny votoatin'ny sora-pahaterahana na ny didim-pitsarana misolo azy.
Anaovana filazana eo an-tsisin'ny sora-pahaterahana ny fanovana anarana.

fijo: io ohatra nomen'ialahy io fananganan-jaza iraisam-pirenena ka mety hafa ny fipetrany. Ny hoe tsy nomena visa indray dia tsy ara-dalàna amin'ny lalàna frantsay. Izaho mahafantatra gasy lehibe natsangana frantsay nahazo hatramin'ny zom-pirenena frantsay. Mahafantra olona iray koa aho (satria nangataka hevitra taty amiko) eo am-piandrasana fampiharana didim-pitsarana (exequatur) any Toamasina, rehefa avy natsangana frantsay ka naka ny anaran'ny mpanangana.

Fiffi: tsy ny tribonaly irery no afaka mampihatra ny lalàna. Ny fananganana tsotra sy ny fanovana anarana dia atao eny amin'ny mpiandraikitra ny sora-piankohonana.
Raha misy afaka manitsy an'ireo dia vonona ny handray aho :-)
27. Fiffi ( 26/10/2006 17:10)
ds: ka ny zavatra tsy azoko aloha an! de zao :

-Ohatra zao hoe te-hanova anarana ny olona 1 satria hoe "porcu" ny anarany , io aza de efa tsy maintsy handalovana tribonaly na ny procedure sady handohavana vola no mbola haharitra firy volana vao azo ? io ary zany vao hoe hanova anarana an! fa maika zany hoe fananganan-jaza ? http://perso.netpratique.fr/michel.martin47/genealogie/divers/changer.htm
28. Fiffi ( 26/10/2006 17:11)
sa io lalana gasy io nolazainao io ry ds ?
29. fijo ( 26/10/2006 22:30)
ds an araka io voalazan'ialahy io anie de mazava hoe:"tsimaintsy atolotra ny mpiandraikitra ny .... ny didi mpitsarana...."izany hoe tsimaintsy mandalo fitsarana io.
tsy hitan'ialahy angah ailay zazavavy kely gasy avy any diego nadeha tamin'ny tele???ny reniny nanambady vazaha,dia io vazaha io efa nanangana ilay zaza,efa vita mihintsy ny taratasy rehetra.nefa nony nafarana dia tsy nanaiky nanome visa ny ambasady any mada?
ao paris izao misy olona fantako avy any mahajanga koa ,aty izy mivady fa ny zanany roa samy tavela any,fa tsy nomena visa fa mila profo ADN hono.ka io lalana aty io anie any tsy raharahan'ny ambasady e.
aty frantsa raha hanova anarana izany mila mandalo prokirera.za ohatra diso ny anarana tamin'ny certificat ny nationaliteko,nefa ny tribunaly no nanome azy,fa tsioamintsy nangataka tamin'ny prokirera aho vao niova ilay izy.
30. kitjo ( 27/10/2006 11:06)
mmhhh..ahalalana zavatra eto!

fa mbola mieritreritra ilay hoe miova anarana za..mba ahoana re izany e! :roll:
31. ds ( 27/10/2006 12:56)
fijo:

ds an araka io voalazan'ialahy io anie de mazava hoe:"tsimaintsy atolotra ny mpiandraikitra ny .... ny didi mpitsarana...."izany hoe tsimaintsy mandalo fitsarana io.

Ny didim-pitsarana resahina eto io dia "jugement supplétif d'acte de naissance" izay manamarina ny fahaterahan'ilay hiova anarana raha tsy manana kopia izy.

tsy hitan'ialahy angah ailay zazavavy kely gasy avy any diego nadeha tamin'ny tele???ny reniny nanambady vazaha,dia io vazaha io efa nanangana ilay zaza,efa vita mihintsy ny taratasy rehetra.nefa nony nafarana dia tsy nanaiky nanome visa ny ambasady any mada?

Tsy ara-dalàna hoy aho araka ny lalàna frantsay fa ny consulat no manao didiko fe lehibe. Afaka manao recours saingy ny olona no tsy mahafantatra ny zony matetika.

aty frantsa raha hanova anarana izany mila mandalo prokirera.za ohatra diso ny anarana tamin'ny certificat ny nationaliteko,nefa ny tribunaly no nanome azy,fa tsioamintsy nangataka tamin'ny prokirera aho vao niova ilay izy.

marina tokoa izany.


32. fijo ( 27/10/2006 23:35)
ekeko le vavolombelona 5,fa le procedure dia ao amin'ny parquet no atao,ary avy eo iny entina eny amin'ny mairie satria tsimaintsy soratana amin'ny sisin'ny kopia.
le manova anarana koa anie ka tsy hoe tsy tiako rabe de izay e.fa misy antony ihany.
ohatra
izao vao fantako ny tena anaran'ny raiko.
na ohatra manelingelina ahy ny anarako.(papay ohatra)
izany hoe tsimaintsy amarinina ny antony hangatahana fanovana.
DS vao namariniko tamina avocat any mada io,ka tsy mety le avy dia any amin'ny mairie,fa tsimaintsy manaraka ny procedure civily ihany.
prokirera vao mairie.
33. pakopako ( 29/10/2006 21:19)
slt dôle za tsy mpandray anjara @ adihevitra eto loatra fa mamaky fotsiny mba adiko fa aleo handray kely ihany aho,marina ireo voalazan'ny fijo sy fifi ireo fa raha hanova anarana izany tsy maintsy tribonaly raha tsy mbola handalo risoriso indray angaha tsy haiko,
34. ds ( 30/10/2006 19:02)
fijo:

ekeko le vavolombelona 5,fa le procedure dia ao amin'ny parquet no atao,ary avy eo iny entina eny amin'ny mairie satria tsimaintsy soratana amin'ny sisin'ny kopia.

Tsy lojika raha efa misy didim-pitsarana nivoaka kanefa mbola ilaina vavolombelona 5 indray
vao afaka soratana eny @ mairie.

DS vao namariniko tamina avocat any mada io,ka tsy mety le avy dia any amin'ny mairie,fa tsimaintsy manaraka ny procedure civily ihany.
prokirera vao mairie.

Enga anie ka bôjo izany avocat izany ry fijo fa tena diso be izany fanamarinany izany. Averiko etsy ambany indray ny lalàna velona ankehitriny. Tsy izaho no namorona fa ao anaty code civil io ary azo hamarinina. Nanjary tsy nahatoky tena intsony aho ka voatery niantso an-dRabaina, izy anefa misotro ronona fa mbola mahatadidy an...

TENY MIDINA N° 001-MJ/KAB TAMIN’NY 18 JANOARY 1964 momba ny firaketana fiankohonana
And. 77 - Araky ny voalazan'ny andininy 1 ka hatramin'ny 6 ao amin'ny hitsivolana n° 62-003 tamin'ny 24 jolay 1962 momba ny anarana dia indray mandeha monja no azo atao ny fiovana anarana aorian'ny fahatrarana ny 21 taona.
Eo anatrehan'ny vavolombelona dimy no anaovana azy. Tsy maintsy atolotra ny mpiandraikitra sorapiankohoanana ny kopia na ny votoatin'ny sora-pahaterahana na ny didim-pitsarana misolo azy.
Anaovana filazana eo an-tsisin'ny sora-pahaterahana ny fanovana anarana.

Circulaire n° 788-MJ/CAB du 29 décembre 1961
relative à la tenue de l'état civil
(J.O n° 204 du 13.1.62 p.40)
(Modifications du 15 mars 1963 : J.O. n° 280 du 28.03.63, p. 833
et du 31mars 1964 : J.O. n°348 du 04.04.64, p.723)

90 (Modifications du 15.03.63) - L’attention des officiers de l’état civil est attirée sur les dispositions nouvelles de l’ordonnance n° 62-003 du 24 juillet 1962 (articles premier à 6) sur le nom. Les principales dispositions de cette ordonnance peuvent être ainsi résumées :
1° Le nom de chaque individu est celui qui est porté dans l’acte de naissance. En conséquence, le nom patronymique n’est pas obligatoire ;
2° Les changements de nom sont autorisés pour tout Malgache. Mais à partir de la majorité, il ne peut être changé de nom ou de prénom qu’une seule fois.
En conséquence, les déclarations de changement de nom seront reçues selon les prescriptions suivantes :
91 (Modifications du 15.03.63) a - Règles communes à toutes les déclarations
La déclaration doit être faite en présence de cinq témoins. En aucun cas, elle ne pourra être reçue s'il n'est pas produit à son appui, soit une copie ou extrait de l'acte de naissance de l'intéressé, soit un jugement supplétif en tenant lieu (art. 38). La déclaration est inscrite sur le registre contenant les changements de nom et non sur le registre des actes de naissance comme l'a prévu par inadvertance le législateur.
91 bis (Modifications du 15.03.63) b - Changement de nom d’un mineur
L’ordonnance n° 62-041 du 19 septembre 1962 (J.O.R.M. du 28 septembre 1962, p. 1989) a fixé à 21 ans la majorité civile.
Dès lors que le requérant a moins de 21 ans, il peut changer de nom autant de fois qu’il le désire, sous réserve qu’il y soit autorisé par l’un de ses parents (père, mère ou, à défaut, le parent qui selon la loi ou l’usage a autorité sur l’enfant).
91 ter (Modifications du 15.03.63) c - Changement de nom d’un majeur
Si le requérant a 21 ans ou plus de 21 ans, l’officier de l’état civil vérifiera au préalable si, après la date à laquelle il a atteint sa majorité civile, le requérant n’a pas déjà changé de nom.
Cette vérification peut être facilement faite grâce à la copie de l’acte de naissance de l’intéressé.
L’officier de l’état civil pourra toutefois demander tout renseignement utile au centre d’état civil du lieu de
naissance.
Tout acte portant changement de nom en violation de l’article 4, alinéa 2 de l’ordonnance n° 62-003 du 24 juillet 1962 (interdiction de changer de nom plus d’une seule fois après la majorité) fera l’objet d’une annulation selon la procédure prévue aux articles 47 à 54 de la nouvelle loi.
35. Fiffi ( 31/10/2006 21:32)
ity misy azo jerena momba an'io lalana io !http://www.educaloi.qc.ca/loi/citoyens/54/
36. Fiffi ( 31/10/2006 21:34)
http://www.educaloi.qc.ca/loi/citoyens/54/
37. fijo ( 31/10/2006 23:39)
DS an tsy azon'ialahy le izy.tsy milaza aho hoe vita ny fandalovany tribunaly vao mila ilay vavolombelona dimy.
ireo zavatra tanisain'ny lalàana ireo,dia conditions ahafahana manova le anarana.
-vavolombelona dimy
-antony mazava hangatahana fanovana.sns.
-indray mandeha ihany no hafaka manova.nsns
fa ireo rehetra ireo,dia eny amin'ny prokirera no hitondrana azy.ary ny didy mamela io fanovana io no entina eny amin'ny firaisana avy eo.hanaovana le dika anjorony.
tsy avocat naloha vola ireo nanontaniako ireo,fa promotion niaraka tamiko,fa ry zalahy any no miasa.rehefa misy olana momba ny lalàana gasy aho,dia manontany andry zalahy foana.ary bojo tokoa ka.
fanamarihana kely.raha aty frantsa no hanova anarana io.hafatsy hoe amin'ny fotoana hangatahano ny "certificat de nationalité"dia mandoha vola 15000ff.
raha amin'ny fotoana hanaovana fangatahan certificat de nationalité koa,ka hoatra hoe satria ny ray niteraka no antony hangatahana ilay maha vazaha,dia hafaka mangataka miaraka amin'iny enao ,ny haka io anaran'ny rainao io.
nen'i haja maradona ilay mpanao baolina gasy iny izao dia toa izay no nanaovana ny azy.
38. Fiffi ( 01/11/2006 06:57)
mpanakiana: bdb ireo voalaza ireo fa aiza enao zao ?
39. mpanakiana ( 01/11/2006 10:13)
Fiffi>> saotra fa eto iany aho ka!!
D mbola hisaorako ihany ianareo zay nanome sosokevitra eto!
Fa ny zavatra tiako anontaniana we ra ohatra vita ilay fanovana anarana izany(zany we mitondra ilay anaran'lay mpanangana aho)d ho alefandry zareo aty ialy dossier d inona no tokony ataoko ary inona daholo ny dossier ilaiko??
Misaotra mialoha ary mbola mankasitraka ny fahatsoramponareo
40. Fiffi ( 01/11/2006 11:12)
ka ianao ange tsy maintsy mankany dago @ fanaovana an'io eh ! fa nga ianao miheritreritra hoe ho vita fotsiny ohatran'zao io ? hatao par correspondance ve zany ?
De rehefa any ianao satria obligatoira kosa ny fanaovana sonia sy ny présence-nao de ho hitanao eo ny fandehany koh !
Sady rehefa any Dago enao ka vita soamantsara ny famindrana anarana de io anarana vao2 io no hentinao maka CNI frantsay .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.278