Egyptiens

1. diamondra27 ( 16/10/2006 15:58)
mba manimanina an-dry zareo Egyptiens toa an'i zefalah za zany.
Ohatran'ny mamindra be le virusn'i Aino:-P:-P
2. cutie ( 16/10/2006 16:06)
Gaga be za nahita an'le titre we Egyptiens
hay ve gasy egyptiens le alelovan-jy :lol::lol::lol:

jerijereo ao @ tsaty ao izy e :lol:
3. Fiffi ( 16/10/2006 17:11)
i zefalahy mihintsy ve no halelovandry sa iza sy iza zany Egyptiens zany ? :D
4. diamondra27 ( 16/10/2006 17:14)
fiffi:ry zefalah sy ny namany akia a!

cutie: ngah mikarajia ry zalah? Ndraso aloha jerena zany. Miala tsiny nandiso fanantenana akia a!
5. Fiffi ( 16/10/2006 17:15)
ka iza hoa satria tsy fantatro koh ! :)
6. diamondra27 ( 16/10/2006 17:16)
:oops::oops: adino le ps
7. cutie ( 16/10/2006 17:26)
cutie: ngah mikarajia ry zalah? Ndraso aloha jerena zany. Miala tsiny nandiso fanantenana akia a!

ie :lol::lol::lol:
8. Fiffi ( 16/10/2006 17:27)
de natao fotsiny hoe egyptiens ? :-D
9. simplex ( 16/10/2006 18:11)

ary ra manonofy an'i Egypt v azo ekena :°):oops:;-)

:-*:-*
10. cutie ( 16/10/2006 18:11)
:-D:-D:-D:-D:-D
11. diamondra27 ( 16/10/2006 18:26)
simplex: mba te-hanao voyage any e!
De mba ho any @ pyramide d'egyptes e
12. simplex ( 16/10/2006 18:32)
13. Fiffi ( 16/10/2006 19:45)
de hoe :D ve de ampy ? :)
14. simplex ( 16/10/2006 20:46)
15. vale ( 16/10/2006 21:28)
cutie:

Gaga be za nahita an'le titre we Egyptiens
hay ve gasy egyptiens le alelovan-jy :lol::lol::lol:

jerijereo ao @ tsaty ao izy e :lol:
:-D:-D, cutie, ié:lol::lol::lol::°):°)


16. vale ( 16/10/2006 21:30)
simplex:


ary ra manonofy an'i Egypt v azo ekena :°):oops:;-)

:-*:-*
:lol:... ary raha manonofy mômy tampoka:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:wink:


17. cutie ( 16/10/2006 22:13)
Mpandefa : vale [ Valio ] 16-10-2006 23:28:33
Lohateny : Re : Egyptiens
Hoy i cutie:

Gaga be za nahita an'le titre we Egyptiens
hay ve gasy egyptiens le alelovan-jy

jerijereo ao @ tsaty ao izy e

, cutie, ié

:wink::wink::wink::wink::wink::wink:
18. diamondra27 ( 16/10/2006 23:30)
:-D:-D:-D

mba serieuse kosa v za t@ity ndray mitoraka ity de ataonareo an'izao?:lol::cry::cry:

vale: za aloha ndeh ho any mihitsy e!
azo atao tsara ny manonofy ka!
19. vale ( 17/10/2006 10:28)
zà matahotra mômy ky ah! :?, fa milay rhf tsy matahotra nge eh!:)
20. Aino ( 17/10/2006 17:47)
diams hihihi hay ve ry zalahy no mahamanina andry io? izhao indray dia efa leo!!
inn anky ilay virus izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2232