Egyptiens

41. diamondra27 ( 19/10/2006 13:01)
aino: de mba ampiresahana koa ry zalah e:wink:
42. Aino ( 19/10/2006 13:16)
diams izhao anky dia nazoto niresaka taminy ary efa noraisiko tahaka ny zokiko izy nefa taty ahoriana manjeraka be ny fombany.
43. fasaly ( 22/10/2006 18:05)
diamondra: i zefalah tsy manin wa! na somary masika am vevavy aza izy:?:roll::-D hatreto am forum taloha ka hatrao am sary teo aloha ka treny am karajia:-D:-D au moins asehony ny toetrany fa misy tena tsy laitra e! aza tojo azy ireo iany wa marinééééé....:-D:-D zao miala tsiny aho fa raha vao avy ny ny manortra de tsy de mazoto trony......euhhhhh!
44. Aino ( 23/10/2006 17:12)
fasaly hihihihi, izaho mba miaritra ihany fa indraindray tena tsy zakako hintsony ilay izy kle!! mampiteniteny faona mihintsy.
45. diamondra27 ( 24/10/2006 16:10)
fasaly: le sasany mitsy no tena tsy revinjy zany e
Aino: nety ny nataonao ka! aleo tsy resahana tsony
46. Fiffi ( 24/10/2006 16:45)
de mba aiza daholo ary ireo namana avy any egyptes mba manantena hamaly eto ny aty eh! :):-*
47. fasaly ( 24/10/2006 17:01)
diamondra: ié zay mitsy ! zà ihany no mahalala ny ps njareo! efa voasakana dool ny hafany aloha e! fa izfalah akamako ka!:°)
48. Fiffi ( 24/10/2006 17:02)
fasaly: nga akia de tena grave be no nosakanandry daholo ?
49. Aino ( 25/10/2006 10:59)
Fiffi samy variana any ry zareo!!

fasaly eny tokotrany!!
50. prime ( 25/10/2006 13:22)
... saiky tsy voavaky... ouff:-D:-D
51. Aino ( 25/10/2006 21:44)
Mpandefa : prime [ Valio ] 25-10-2006 15:22:26
Lohateny : Re : Egyptiens
... saiky tsy voavaky... ouff

:-D:-D
52. prime ( 03/11/2006 10:16)
:-D:-D:-D
53. diamondra27 ( 03/11/2006 11:13)
gravy zany

andraso fa bedesiko ry zalah zany

za aloha tsy sahy nataonjareo e!tsara vintana za zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1362