Soirée ao Vitry/Seine (Paris) ny 04 novembre 2006

161. fasaly ( 31/10/2006 13:14)
Fiffi:

O ! ry McFy aahhh ! hento madama de ça baigne klé hehehehe zah zao hiaraka @ rams koh fa taritiko de zay ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D


fiffi: ho an'ny tsy mtiondra vady zany ve de ça boummmm!:-D:-P:-D:-D
162. Fiffi ( 31/10/2006 19:38)
an3 kah ! lasa badaboummmmmmm :-D:-D:-D:-D
infinity: de misaotra mialoha an! fa misy firy hono no ho any ?
163. infinity ( 01/11/2006 18:23)
Fiffi: tsisy fisaorana e:D
Ny isan'ny ankizy (NAMANA)ho any alou tena tsy haiko hoe firy marina, fa ny table fotsiny no tonga dia reservé-ko.
164. Fiffi ( 01/11/2006 18:27)
milay zany kah ! =D=D=D=D
165. infinity ( 02/11/2006 21:49)
J-2
166. infinity ( 02/11/2006 21:49)
Kely sisa dia hihaona @ namana indray izany!
167. Fiffi ( 02/11/2006 22:01)
168. infinity ( 03/11/2006 12:09)
J-1 sisa :)
169. fasaly ( 03/11/2006 13:55)
J-0:-P
170. Fiffi ( 03/11/2006 20:54)
fasaly: loza ! loza fa.....nefa J-0
171. infinity ( 04/11/2006 12:14)
Jour J:D
172. Zina ( 05/11/2006 04:19)
mba lazao ny fiharahinareo eeeee, miandry zay miaraka @ sary hihihih
173. Fiffi ( 05/11/2006 09:42)
farany zay milay le soirée ! tena afam-po an!

infinity: =D=D=D=D=D tena makasitraka , ary tsy mahita lazaina fa de faly eh ! de rahoviana indray ny manaraka ? :):-*
fasaly: nilay akia iny an!:)
174. infinity ( 05/11/2006 13:25)
FISAORANA:

Tontosa soa aman-tsara ny lanonana "MISAOMA en FETE 2006", koa dia fisaorana mitafotafo no atolotray ho an'ireo "NAMANA" rehetra tonga nanatrika.
Isaorana manokana Fasaly, Fiffi sy..:D..., ary ny sisa rehetra tsy voatonona.
Tsy dia hita moa izay ambara fa dia ny "MISAOTRA TOMPOKO" no averimberina:D, ary "NY MANETSABE MBOLA HO AVY..!"

à bientôt..!^:^^:^^:^

Sim-J


175. Fiffi ( 05/11/2006 16:29)
infinity: tena nilay iny kah ! hummm ! hay misy namana tena manan-talenta be ato an ! hihihi fa de miandry ny manaraka indray zany an! :)
176. fasaly ( 05/11/2006 17:06)
infinity: msotra betsaka fa afa-po be kou an! de omeko biz be mitsy klou!:-*:*:*
de msotra foana tam rehetra:wink::-P:-P:-P hande foana raha mbola misy:-D:-D:-D sa ahoana fiffi8)
fiffi: hummmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmm! hay njy tena mandihy be thaka ireny!:wink:ny ahy ny valahana klou folaka mitsy e!;-)
177. Fiffi ( 05/11/2006 18:07)
fasaly:
hande foana raha mbola misy:-D:-D:-D sa ahoana fiffi8)
fiffi: hummmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmm! hay njy tena mandihy be thaka ireny!:wink:ny ahy ny valahana klou folaka mitsy e!;-)
fasaly: =))=))=)) taiza ndray zany mandihy be tahaka zany :roll::-D:-D:-D heu...mba mi-dance akia an! :-D:-D:-D:-D


178. fasaly ( 05/11/2006 18:35)
fiffi: hummmmm! hitako tsy nipetraka mitsy fa sur piste foana de mitady an'i......:roll::roll:foana:-D:-D:-D hitako tary ivelany be tary izy tamzà hody:-D:-D:-D kopy njy an! lol!
179. infinity ( 05/11/2006 18:49)
:-D:-D hitako tsara mintsy nareo nadihy be tao...dommage za tsy nisy fakantsary teny amiko...sinon...:-P! hihihi!
Mahafinaritra e! :-* :-*Bizz be koa!
180. Fiffi ( 06/11/2006 05:46)
infinity: kiiiii !!!! de nitsikilo fotsiny zany no nataonao an! nefa raha niakatra piste niaraka t@ nao angamba de asa fotsiny !! sa tsy zany akia ry fasaly ? :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091