Soirée ao Vitry/Seine (Paris) ny 04 novembre 2006

181. Fiffi ( 06/11/2006 06:04)
infinity: bebe hiany ny namana karajia tao an!
fasaly: heu...lasa GDC tampoka teo zah klé ! :-D:-D:-D
182. fasaly ( 06/11/2006 06:35)
fiffi::-D:-D:-Dtaiza no nahalalanjy hoe namana karajia????? zà tsy nahalala na iray aza:?:-D:-D
183. Fiffi ( 06/11/2006 07:40)
fasaly: henoko tery à buffet tery akia io an! :-D:-D:-D
184. andry08 ( 06/11/2006 11:21)
salut i Fiffi,tsara rehefa faly injy an!:*:*
185. fasaly ( 06/11/2006 12:42)
fiffi: kou tsy mbo nomena sopapa zà:wink::-D:-D:-D
186. fasaly ( 06/11/2006 12:48)
andry08: zà kou mbo faly de tsy mba omenjy biz veuh?:?
187. Fiffi ( 06/11/2006 15:38)
fasaly: ka henoko teo fotsiny akia ioan ! sady zah koh aza tena variana be t@ le GDC koh ! :-D:-D:-D:-D
188. Fiffi ( 06/11/2006 15:38)
andry08: :):-*:-*:-*
189. fasaly ( 06/11/2006 17:07)
fiffi: in njay zany gdc:-D:-D:-D
faly nahafatatra anjy klou zà e! tsy miova mitsy kay njy fa otran'ny miresaka aminjy ato am forum ihany:roll::-D:-D:-D:-D:-D milay ka! :-D:-D
190. Ralay ( 06/11/2006 17:22)
Mba asehoy ny sarin'ny namana izay tany @ soirée ho jerenay e. I Fiffi ohatra tsy azoko antsaina mintsy hoe manao ahoana ary zany fiffi nationaly sera² zany :lol:
191. Fiffi ( 06/11/2006 17:46)
fasaly: heu....fa tokony hiova ahoana akia zah ? :roll::-D de faly nahafantatra anjy koa akia zah an! de iny zany izany hoe Fiffi be resaka ato @ forum zany akia an! :wink::-D:-D:-D
Ralay: naninona nefa no tsy tonga tany eh ! de mba niaraka ni-dance daholo klé ! :-D:-D:-D sady tena nilay be le izy an!
infinity: bis ! bis ! bis ! bis ! :)
192. andry08 ( 06/11/2006 18:19)
fasaly: bizz koa injy fa faly:*:*
193. Zina ( 06/11/2006 18:45)
aiza aloha ny sary mba ho jerena e...
194. Fiffi ( 06/11/2006 18:59)
195. infinity ( 06/11/2006 22:49)
Fiffi , fasaly..ndao ndray haverina ary dia atao ho an'ny namana rehetra e, o^o!!
Raha mahita toerana nareo dia za mazoto :D sa aona?
196. infinity ( 06/11/2006 22:50)
Fiffi inn marina zany GDC ??
197. infinity ( 06/11/2006 22:52)
Ny sary ao @ moramora.fr misy fa tsy dia hita tsara!!!
198. cutie ( 06/11/2006 22:54)
sary tsy de hita tsara ve no aseho anay :cry:
199. Fiffi ( 06/11/2006 23:17)
infinity:
Fiffi inn marina zany GDC ??
infinity: "garde de corps" akia io an! :( heu....na de tena hafaliana moh tsy nisy otran'zany ! ny fahafinaretana tetsy andaniny , nahafinaritra ny ambiance , tena afa-po , faly nahita anao , nahita ny namana , fasaly sns...saingy nanomboka t@ 3ora sy sasany teo de :(:( fa somary nisy olana ka :( na izany aza nanao zay nahafaly hiany an !
De andao haverina zany iny fa raha zah aloha de partante an ! :) BIS ! BIS ! BIS ! eh !!! :)


200. infinity ( 07/11/2006 00:17)
:D Fiffi : za koa anie mahay manao GDC e !!:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089