Soirée ao Vitry/Seine (Paris) ny 04 novembre 2006

141. cutie ( 26/10/2006 09:56)
fasaly:-D:-D:-D:-D
142. vale ( 26/10/2006 12:37)
fijo:

hoany izany nareo,de tsarovy aho rehefa ao ampakana fafiny nareo e
fijo: ngah tsy hande?:wink: in ty fafiny:roll::roll::roll:


143. vale ( 26/10/2006 12:38)
cutie: jy hoà de mimémé fona na de......ndryyy:-*:-*:-*:-*:-*
144. cutie ( 26/10/2006 19:15)
vale na de manin:roll::roll::roll::roll:
145. vale ( 26/10/2006 19:30)
cutie: oka alou any @ hafatra aza e (fa manjary lasa manova sizé eto:°) )
146. cutie ( 26/10/2006 20:14)
ok mianjy za:lol::lol::lol:
147. vale ( 27/10/2006 10:19)
:-D:-D:-D ie :wink: efa any:-D:-D:-D:°)
148. cutie ( 27/10/2006 11:25)
hitako :-D:-D:-D:-D
mampatahotra njy :-D
149. vale ( 28/10/2006 20:07)
:-D:-D:-D:-D:-*:-*
150. cutie ( 28/10/2006 20:11)
hita koa :cry::cry::cry::cry:
151. vale ( 29/10/2006 14:40)
njyyyyyyyy:(:-*:-*:-*:-*:-*:-*
152. zandrikely ( 29/10/2006 20:41)
infinity : ka zao manko ny olona samy manana ny ra tiany , ka sao diso fanatenana eo , tsy misy resabe , fa tonga dia raikitra an , gasigasy aloha no tena tinay e , mihetsika fa sao ilay slow lavabe ireny dia avy eo valse 1 h , azonao ny tiko lazaina e
153. cutie ( 29/10/2006 22:54)
zandrikely :-D:-D:-D:-D:-D
154. infinity ( 30/10/2006 17:01)
:D
Zandrikely: hahaha, iny indray no tsy hitako marina!
Hifety sy handihy sy hifankahita sns...anie no aleha ao fa tsy hihaino hira e! :wink: Ny hira gasigasy ka manja, iny tsy azo adino mintsy;-)

Ny hira hafa koa torak'izay!
155. McFy ( 30/10/2006 20:58)
Infinity_: zà less mba te ho any na ny hahita an'là fotsiny aza ry zandry fa miankina @ madama ihany io. ho hita eo ihany less.
Fiffi; ho any ve là?
156. Fiffi ( 30/10/2006 21:56)
McFy: eka ouz ! :) raha tsy misy ny sampona an ! fa tokony efa mandry aloha io an! sa tsy zany ry fasaly ?
fijo: de tsy hahazo dité ndry zany ! :wink::-D:-D:-D
157. Fiffi ( 31/10/2006 06:39)
O ! ry McFy aahhh ! hento madama de ça baigne klé hehehehe zah zao hiaraka @ rams koh fa taritiko de zay ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
158. infinity ( 31/10/2006 12:55)
Dia efa hi-reservéko table manokana izany ianareo NAMANA izay ho any,miara-mipetraka, @ izay mba misy fotoana tsara hifankahalalana bebe kokoa sy hampisy bebe kokoa ny ambiansy e!:D
159. infinity ( 31/10/2006 12:57)
McFy, tongava dia ento koa ny madama koa inn indray moa izany! :o
160. fasaly ( 31/10/2006 13:12)
eka ouz! aleo ho ray latabatra dool ouz:wink::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3841