fangatahana fanampiana

41. lost ( 16/10/2006 18:13)
Sipagasy>>>teneno izy ijanona eny ambony eny iany fa aza asaina milatsaka zany fa sao manimba tena @ tsisy dikany asa,misy parachute ngamba izy:lol::@
42. Fiffi ( 16/10/2006 19:51)
lost: aleo izy hanao zay tiany kosa eh!
43. sipagasy ( 16/10/2006 20:14)
mmhhh inay any i lost mba nilatsaka tena nody tany dago aho hifidy azy fotsiny dia niverina taty indray e!!!!!
44. Fiffi ( 16/10/2006 20:41)
45. kitjo ( 17/10/2006 17:35)
Fa tsy efa fantatra ve izany fa tsy ho lany?
Mbola aiza ty vola holaniana @propagandy...kanefa tsy hiverina

Tsy aleo ve mitady vola d manangana hopitaly iray ohatra ampahafantarana ilay Otrikafo mety ho tsaratsara kokoa aza. sa?
46. lost ( 17/10/2006 17:54)
sipagasy>> ataoko angamba fa mbola tsy misy mahalala izany antoko izany na dia efa ela2 iany ny niorenanay hoy ianao fa ny zvtr fantatro sy ny mba toroevitro d zao aza asaina mandany vola hilatsaka zany fa fandaniana izany farafaharatsiny ny maire tana na zay faritra misy azy alou tsapaina mba ahitana we aiza ho aiza ny fahafantaran'ny vahoaka ny antokonao fa aiza kosa nareo tonga d ho any @ avo nefa ny oul tsy mahafantatra anareo akory en + ny vola hirotsahana mbola tadiavina ka izany v tsy raha2 tadiavina fa zay no atao,fa farafaharatsiny aza prezida fokontany d miakatra tsikelikely eo ee!!
47. fijo ( 17/10/2006 21:08)
sipagasy an,marina fa nitovy tamin'ny japan isika tamin'izany,fa tadidio,fa i japan koa anie tamin'izany mbola tao anaty hiazina e???????aza hadino mihintsy izay.fanao ohatra mantsy io resaka mada sy japan fahiny io,saingy hadino,fa i japan,koa mbola maizina be tamin'izany.ary aza hadino,fa tamin'ny andron'i radama rainy isika,dia efa niar aniasa tamin'ny vahiny.ary nila foa io fanampiana vahiny io.za tsy miteny hoe tiako io,fa ilaina kosa.
48. fijo ( 17/10/2006 21:10)
sady izany hilatsapa nefa tsy voahomana izany ny vola hoentymiatrika ny ady,mampatahotra ahy,raha sanatria aza ka lany,satria ny tetikasa rehetra izany tsy hay akory hoe vatsiana vola avy aiza??????
49. sipagasy ( 19/10/2006 12:09)
mmhhh vatsiana vola avy aiza ahoana???? fa ny safira aondranareo io anie ka raha ny tera-tany tena MALAGASY ny mitavana aminy dia hanan-karena tampoka isika e! maro ny harena voajanahary ananantsika kannnn, mmhhhhh fa ny mpitrandraka azy no ry zanaky ny padesma sy mpitsongo dia ka "norma" be raha miodina ho an"olom-bitsy" ny vola fa tsy ho an'ny rehetra tahaka anay tsy mandady harona...
50. fijo ( 19/10/2006 22:10)
sipagasy an,mbola sarotra be izany,satria tsimaintsy mbola hanova rafitra rehetra enao.jereo fotsiny e.USA an,ry zareo ihany no mitantana ny harenany,nefa firy miliara de dolara ny trosany????????????
51. sipagasy ( 20/10/2006 08:08)
ka tsy ho USA 2 anie ny tanjona fa MADAGASIKARA 1 e! aloha e!!!! asoavy aloha ny an'ny tena kouuuu, diovy aloha ny trano izay vao ampandrosoy ny vahiny, fa raha mbola ry mpisolelaka sy ry pisodia isany sy ry zareo padesma fooona ny eo dia tsy hisy fiovana eo e!!!! ny palitao fotsiny no nivadika fa ny fomba fiady 1 ihany e!!!!! dia io anie ilay mila "fongarina" e!
52. kitjo ( 20/10/2006 18:49)
sipagasy> efa samy niezaka nanarina ireo harena lazainao reo daholo izay teo fa tena mbola sarotra

ireo zatra mihinana koa nga hanaiky hanome anao fts eo? ny mpitondra koa moa mba maka ho azy manokana izy rehefa eo zay vao ny ho any @ kitapombolapanjakana

ka tsy atokisako mihitsy aloha raha olona tsy manambola zany no milatsaka hofidiana e, rehefa tafiditra eo izy ny ho azy aloha vao ny ho anao...norme be zany rehefa eo alohanao le "cash" atakalo sonia raha tsy manana mitsy ianao tsy maintsy mila fond @fifidianana manaraka sns ary lojika...
53. tsangana ( 20/10/2006 20:58)
Ho an'i sipagasy mpiray tanindrazana malala , ianao dia niezaka nampahafantatra ny tsangan-kevitry ny otrikafo . Mety tsy nahazo an'ilay vola notadiaviny angamba ny fikambanana , fa nahazo "dokam-barotra" teto kosa .50 eo ho eo izao no mahalala ny fisian'ny otrikafo eto amin'ny serasera.Tsy efa zava-dehibe ve izay?
54. fijo ( 20/10/2006 22:09)
sipagasy an,tsara anie wa le tanjona e,iza moa no tsy te hanatanteraka izany.saingy nofy ilay izy raha ny rafitra ekonomika eran tany no asiana topimaso.
55. sipagasy ( 21/10/2006 14:57)
misaotra an'i Tsangana izany, fa mba ampitampitao ho an'ny taranaka fara sy dimby ny tsangan-kevitry ny OTRIKAFO izany e!

mmhhh hoy akia injy ry Kitjo hoe fitondrana nifandimby hihihih saika kofona aho fa iza moa ny teo hatrizay fa tsy ny zanaky ny PADESMA sns mpamadika palitao sy mpivarotra tanindrazana????? ka norma be ilay fisainandry zareo e!!!!!tsy mbola nisy zanaka MENALAMBA na VVS na tahaka izany teo ka hahitantsika tsara izany hoe FITIAVAN TANINDRAZANA izany e!!!
56. shanty ( 10/11/2006 11:30)
Sali daholo.
Efa mety tara loatra angamba ny valiteniko satria vao androany aho no niditra ato amin'ny serasera. Namana vaovao.
Fa tsy aleo tokoa ve ilay vola 10 000 euro vohangona mba entina hanampina izay tena mila azy sady tsy efa ampy ve ireo kandida miditra e!
Mazotoa daholo e!
57. xxx ( 12/12/2006 14:48)
Izay mihitsy no tena marina !!!

Tsy aleo ve hanorenenana trano ho an'ny mahantra na be antitra toa izay....

Ary raha hilatsaka hofidiana ihany izany olona izany dia tokony hanana farahafaratsiny vola entina hanaovana ny fifidianana.

Sinon, dia miandry @ 5 taona indray ary miezaka manangona sy manao propagande en amont.:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2142