Litorjia

41. pissoa ( 24/10/2006 19:50)
zozefa:
ny tsy azoko ain'ilay litorjia de izao: taiza Izy (Andriamanitra io) no nilaza fa rehafa mihira de mitsangana? rehefa hamaky ny evanjely de mitsangana, na rehefa miteny an'izao ny mpitarika de tsy maintsy izao no avaly azy? sns

# Ny tsy azoko amin'i zozefa indray dia taiza Izy (Andriamanitra io) no nilaza hoe manorata eto :-w:-w:-w:-D

# Sao miteny Andriamanitra - fa tsy amin'ny fomba tian'i zozefa hitenany fotsiny ? Matetika mpahazo ny "baibolista" mantsy izany - ary mety mahazo ny tsy baibolista ihany koa :-D:-D:-D

Betsaka ny asa sy ny ezaka + vavaka ataon'ny mpandalina/mpanomana ny Litorjia (sy atao ho azy ireo) mba hitarika antsika hiaraka ho amin'Andriamanitra ny Litorjia. Miteny amin'ny alalan'ireny rehetra ireny Andriamanitra ; ary tsy manda na mitsipaka ny maha-zava-dehibe ny ao anaty akory ny Litorjia. Isan'ny kendrena amin'ny asa + fandalinana teneniko etsy ambony izany. Fa raha tsy ao amintsika io esprit hoe miaraka io fa variana amin'ny maka seul isika - dia tsy ho azontsika ny Litorjia - fa fombafomba fotsiny no hitantsika ao aminy.
42. belaza ( 24/10/2006 21:00)
ny litorjia dia rafitra narindra mba hitorina ny tenin Andriamanitra, ary aminy anarany irery ihany no hanantanterahana anizany rehetra izany(litorjia)
43. prime ( 25/10/2006 10:43)
:wink:
44. LazaDaddy ( 26/10/2006 07:43)
zozefa:
fa le hoe rehafa miara-midera Azy ianareo de izao no tsy maintsy tenenina sy averimberina
Iza izany ry Zozefa? Sao kosa dia sanatria marenina na very tadidy ny "ivavahany"?
zozefa:
izao no tsy maintsy fihetsika atao rehefa miteny an'izany teny izany
mba mi-charme izany ry zalahy leiroa a! hahaha!
45. pissoa ( 26/10/2006 11:37)
LazaDaddy =))=))=))
46. pissoa ( 26/10/2006 11:40)
Iza izany ry Zozefa? Sao kosa dia sanatria marenina na very tadidy ny "ivavahany"?

Ka no manome voninahitra ny ivavahanao ianao isan'andro ... ngah izy marenina sa very tadidy ka tsy tadidiny le ndre mande iny :-D:-D:-D (sa tsy manao an'izay isan'andro :cry::cry::cry::-D )
47. prime ( 26/10/2006 12:56)
:-P:-D:-D:-D
48. rrgmt ( 28/11/2006 14:11)
Ny fanavaozana dia tokny hatao :
1) Ho an'ny tenantsika aloha, mila manaiky an'i Jesoa ho Mpanavao ka ho Tompon'ny fiainako ary ho tia ny teniny hanehoako ny fitiavako azy
2) fanavaozana ny litorjia mba ho fitarihana indrindra ny tanora, ka hira mihetiketsika sy maredona nefa mampientana ny fo, mitory ny fitiavan'Andriamanitra. Tsy hoe tsy izany akory ny taloha fa hamafisina
misaotra
http://membres.lycos.fr/rrgmt01:)
49. prime ( 29/11/2006 09:21)
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0884