Salon de l'automobile 2006 .

61. Fiffi ( 01/12/2006 15:00)
hummmm....milay be izy zany an ! :)
62. bilakarenjy ( 02/12/2006 13:01)
omeko sopapa ve Fiffi e!
63. Fiffi ( 02/12/2006 14:43)
iƩ ! :)
64. bilakarenjy ( 02/12/2006 15:44)
made in japan izy aloha ......
65. Fiffi ( 03/12/2006 18:23)
hummmm....
66. bilakarenjy ( 03/12/2006 19:52)
grave kosa io kle !.
67. Fiffi ( 03/12/2006 20:55)
hummm....milay be an ! :)
68. bilakarenjy ( 04/12/2006 14:52)
Fiffi>tsy mety amiko; io fiara iray io kle .Tena tsy maintsy stars na aferista na olona classe vao manana an'io sady tsy azo apetrapetraka eny an'elakelatrano eny io fa tonga dia manjavona .
Aleo ihany io daba vitan'ny kely maso io ihany raha izao ko .
Raha tsy hoe :miaraka amiko angaha i Fiffi
69. Fiffi ( 05/12/2006 06:33)
aiza aloha le daba vita kely maso ho jerena ?
70. bilakarenjy ( 06/12/2006 10:44)
Fiffi>Io manga eo ambony io e! sady azo iafina ny hafainganam-pandehan'io mihoatra @ ity fiara mena ity .
71. Fiffi ( 06/12/2006 14:50)
Honda ve io ?
72. bilakarenjy ( 06/12/2006 16:46)
Vitan'ny honda aloha io e! fa misy anarany tena mahafinaritra be mihitsy ,sa omeko sopapa indray !!!!!
73. Fiffi ( 06/12/2006 17:58)
omeo ary le sopapa an ! :)
74. bilakarenjy ( 06/12/2006 18:56)
manomboka @ hoe : SKY....... ilay izy dia misy lettre sy chiffre avy eo dia izay
75. bilakarenjy ( 06/12/2006 19:42)
http://video.google.fr/videoplay?docid=8087007981142017293ary ilay sopapa ry Fiffi a!
76. bilakarenjy ( 06/12/2006 19:49)
http://video.google.fr/videoplay?docid=2348386817024391653&q=skyline
ary ilay izy e!
77. Fiffi ( 07/12/2006 12:45)
matanjaka be kosa lery zany an !
78. bilakarenjy ( 08/12/2006 08:50)
Toy ireny izany ianao rehefa mitaingina fiara matanjaka ry Fiffi koa maika fa io mena kely io no taingenana ..........,raha ianao no mitondra mety tsy handeha mafy aloha e!.sur an'izany za ,fa mi-parade fotsiny .
79. Fiffi ( 08/12/2006 16:55)
hihihih heu....mety manitsaka kely hiany kosa aloha an ! hihihih
Ary ity ?
80. bilakarenjy ( 08/12/2006 17:17)
tena manja be kosa e!.hoatran'ny hitako eto ianao ao anatiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1062