Salon de l'automobile 2006 .
41. bilakarenjy
(
28/11/2006 15:39)
io indrindra ry Fiffi a!.Mbola kofa kely izay no tompon'izy io ka tena mikojakoja tsara ilay fiara lery e!,sady fan koa
44. bilakarenjy
(
29/11/2006 15:40)
Io nissan 350z io koa ry Fiffi toa ao anatin'ilay F&F 3 fa somary gris ilay izy fa ity ana ity http://www.leblogauto.com/images/nissan_z33_350z_version3_1.jpg indray fotsy
52. bilakarenjy
(
30/11/2006 12:40)
le aiza no milay ry Fiffi ? Fiaranao tery ambony tery anie ireo no namboarina kely fotsiny e!,fa ny la cle no tsy hitako ny nanaovako azy .
54. bilakarenjy
(
30/11/2006 16:18)
saingy tsy ahy ireo ry Fiffi fa nofinofy fotsiny ny ahy mijery ireto izy sady fakana feeling fotsiny no fieritreretana sao mety mitongilana ihany ny vintana ka mahazo ihany.Tsapatsapa vodin'akoho io .............
58. bilakarenjy
(
30/11/2006 20:57)
lasa lavitra be indray @ io ry Fiffi a!.Ary toa isika sy ianao sisa no tena mamelona ity dinika ity .Tsy maninona fa tohizo ny lalantsika e!,hitondra fiara hafa eto indray za ,fa mila garazy io fiaranao farany io ko.