Salon de l'automobile 2006 .

21. Fiffi ( 14/10/2006 10:06)
cutie: hummm ! numéro firy akia io ?
22. booboo ( 14/10/2006 10:14)
ny ahy ilay Ford S-Max io klou hatreto (tsy tadidiko hoe n° firy). zà tsy tia tôôbilina kely (mini cooper zany moa defa tsy jerene akory :-P) nefa tsy tia ilay glady beee tsy haninona tsy haninona reny koa.
23. Fiffi ( 14/10/2006 10:16)
booboo: hihihihi zah koa akia aloha tsy dia tena tia an'le kely loatra an! raha ngeza be loatra kosa aloha de ...
fa ny coupé aloha no tena mba tiako an! hummm décapo io ! hihihih milay an!
24. cutie ( 14/10/2006 19:27)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 14-10-2006 12:06:55
Lohateny : Re : Salon de l'automobile 2006 .
cutie: hummm ! numéro firy akia io ?

fiffi, tsy hitako tao ka :-D:-D:-D:-D
le natoron-jy ihany io no jereko teo
booboo,. malaza aty aminay ny mini cooper :lol:
25. Fiffi ( 14/10/2006 21:36)
cutie: de jereo akia fa feno n° io ambony io de raha manana fotoana ndry de haseseho le izy de hitandry ao zay tiandry kah! :)
26. cutie ( 15/10/2006 15:46)
jereko @manaraka, fa mikatso ny ordi-ko indraindray :cry:
27. Fiffi ( 15/10/2006 18:43)
ndryyyy :-*:-*:-*:-*
28. vale ( 16/10/2006 22:34)
Fiffi:

ny an'i mandrindra kosa ve tondé le otesy no ..:-Dfa tsy mba mankafy an'le fiara aloha no hatao !
Sady raha ho hentinao anaty fiara le otesy hummmm ! mila fiara milay be an! de le iza aloha no tianao tao eh ?
vale: ary ny andry ? le numéro firy ? :)
Fiffi : yiko dôly aky koh, toa tsarabe dôly, tena salon marina, fa raha samy hifidy zany de le notaingenan'ny tentatrice t@ îles de la tentation iny no tiko , le nadeha t@ vaovao e!:wink:


29. Fiffi ( 19/10/2006 05:56)
vale: ary tsy nahita an'zany indray akia zah an!
30. bilakarenjy ( 21/11/2006 16:42)
hafa ihany itony na dia tsara sy meva aza ny @ izao fotoana izao
31. bilakarenjy ( 21/11/2006 16:59)
32. Fiffi ( 21/11/2006 17:12)
bilakarenjy: tsy mivoaka akia le izy fa avereno an !:)
33. bilakarenjy ( 22/11/2006 13:38)
tena tsy mety mivoaka ilay izy ry Fiffi a!.Fa ahoana mihitsy kay ny fanaovana azy fa tena tsy azoko e!.Efa arahiko ny lazainy fa tsy misy mivoaka zany eo .
34. bilakarenjy ( 22/11/2006 17:26)
35. bilakarenjy ( 22/11/2006 17:27)
tsy mety mihitsy fa hazavao tsara ry Fiffi a!
36. Fiffi ( 26/11/2006 21:20)
bilakarenjy: rehefa nosokafanao le lien misy ny sary tianao de klikeo eo @ io lien io de lasa mangamanga de re-klikeo droit indray de copier .

Hidio tanteraka le lien satria raha tsy hidinao io de lasa tsy mivoaka le izy avy eo !

de eto @ forum hanoratanao io ! klike droit de "coller" de alefaso . de zay ...
37. bilakarenjy ( 27/11/2006 16:44)
http://www.tuning-auto.com/pages/photos/view.php?photo=belfort085 fa mbola manitra be itony sady mateza roritina tsara no tsy mety lany manja
38. bilakarenjy ( 27/11/2006 16:55)
ity http://www.tuning-auto.com/pages/photos/view.php?photo=peugeot050no saika alefako dia iry no lasa .Tsy maninona fa samy kambana ireo fa saingy ilay mena no tena asan-tanan'ny tompony ny ankamaroan'ny zavatra nampiany sy novany t@ ilay fiara .
39. bilakarenjy ( 27/11/2006 20:03)
http://www.tuning-auto.com/pages/photos/view.php?photo=peugeot018 ilay mena kely
40. Fiffi ( 28/11/2006 15:31)
bilakarenjy: ity ve ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0932