Vendrana ve isika ?

41. vale ( 16/10/2006 12:35)
:lol: ka mino ange za eh!:-D ..tsy mahazo resaka ndry!!:lol::wink:
42. vale ( 16/10/2006 22:00)
Fiffi: resaka nadeha tany @ RFI koa hoà io!!:wink: fa izany oe zay taty aoriany aky no tsy henoko intsony :), hay moa mbola gasy foana, bravo izany:D !
43. belaza ( 17/10/2006 11:31)
tsy de vendrana manahoana isika ka
44. ninih ( 18/10/2006 16:24)
ny gasy tena manana olo-manga maro be fa saingy matetika ny tafita mijanona any ivelany daolo!
45. soanja ( 19/10/2006 03:53)
ninih:

ny gasy tena manana olo-manga maro be fa saingy matetika ny tafita mijanona any ivelany daolo!

Ka raha miverina any Mada de naman'ny velomina indray koo. Aty ianao sady afaka manampy ny firenenao no mahavita tena koa. Fa tsy ho nampiasaina le atidoha. Asa anefa ho an'izay tsy mahalala/tia tanindrazana.

46. Fiffi ( 20/10/2006 15:11)
vale: ok akia an! :):-*:-*
47. ninih ( 23/10/2006 17:13)
fa le fanampiana anie toa tsy hisy vokanyaloha hatranm'izao e!
48. Fiffi ( 24/10/2006 09:09)
soanja:
Ka raha miverina any Mada de naman'ny velomina indray koo. Aty ianao sady afaka manampy ny firenenao no mahavita tena koa. Fa tsy ho nampiasaina le atidoha. Asa anefa ho an'izay tsy mahalala/tia tanindrazana.
soanja: fa ahoana kosa akia ? de raha miverina any dago zany de tsy havelon-tena sy tsy afaka manampy ny tanindrazana sady hoe velomina indray ? :roll: fa nga de tsy misy zavatra azo hatao mihintsy any ?

49. xxx ( 25/10/2006 15:37)
hihihi:lol:
50. Fiffi ( 25/10/2006 16:07)
tondé tsiky de ampy ve ry xxx ? :)
51. nolalaina ( 25/10/2006 19:09)
tsy vendrana zany tsika gasy éh!! mijery ny tsirairay eto zah zao dé tsy hitako mitsy zé vendrana eo!! :wink:
52. Fiffi ( 01/11/2006 18:49)
f'ita hoa eh !
53. kitjo ( 04/11/2006 15:51)
tsy novakiako daholo ilay izy fa ilay fanontaniana fts no valiako

tsy vendrana izany isika e!

sa?

fa raha atao test individuel oe mis Gasy mijoro eo jereo fa ny Gasy misaina nohon' ny hafa foana rehefa ilaina..nddray angamba kamo fts sy tsy te hieritreritra ny Gasy
54. kitjo ( 04/11/2006 16:01)
soanja

Ka raha miverina any Mada de naman'ny velomina indray koo. Aty ianao sady afaka manampy ny firenenao no mahavita tena koa. Fa tsy ho nampiasaina le atidoha. Asa anefa ho an'izay tsy mahalala/tia tanindrazana.

vendrana daholo zany ny Gasy any sady tsy mahavelon-tena?
tsy misy azo atao izany any fa aty ivelany ihany? kanefa ny sasany aty ivelany aza nge velona fa mitsipozipozy e...mihafy toy ny inona fa mizesta fts refa mba any dago hoe avy any andafy

misy azo atao foana any rehefa mikaroka ny saina raha tsy oe izy le vendrana tenenina ato @ le IQ..lol
55. soanja ( 04/11/2006 21:03)
kitjo:

Mandray vilana be zany ry Kitjo a, tsy niteny mihitsy aho hoe vendrana ny gasy. Fa ity teny ity no novaliako.

Voalaza ery ambony fa:"ny gasy tena manana olo-manga maro be fa saingy matetika ny tafita mijanona any ivelany daolo!"

Satria miankina amin'ny zavatra nianaranao no hahatafita anao any Dago na tsia. Ny fahitako ny ahy manokana moa zany dia tsy ahita asa mifanaraka amin'ny nataoko ka tiako raha any Dago fa dia izay le ho hovelomina aho raha izany any. Izany akory tsy midika hoe vendrana aho fa efa nitady aho fa tsy nahita le hampiasaiko le fahaizako mihitsy any. Aty aho sady afaka mampiasa azy, mamelona ny tenako sady mbola afaka mamelona ny hafa any Dago koa avy amin'io fahaizako io ihany.
Ka inona izany no mandaitra. Tsy aleonareo mba mihena iray ny isan'ny mahantra rehafa tsy any aho.
Ny olo-kafa tsy fantatro satria samy manana ny sainy io ary izay No hilazako hoe tsy voatery mipetraka any Dago IHANY akory dia mahalaza fa manampy an'i Madagasikara, fa n'aiza n'aiza de afaka mitia sy mikarkara ny tanindrazanao KOA ianao.

56. kitjo ( 05/11/2006 09:32)
eny e, ka tsy ny rehetra izany fa exeption ho an' ireo zay naka specialisation manokana tsy misy any Dago toy ireo manao aerospace, biomed sns fa ankoatra ireny filiere a haute technology ireny tokony misy atao foana a Dago
57. soanja ( 05/11/2006 20:22)
Ao dago alo misy atao foana fa le hoe hampiasainao ve le fahaizana nianarana no tiako tsindrihana eto. Tsy voatery amin'izany hoe tsy maintsy mody any Dago zany ny olona ka. Samy manana ny safidiny ho aiza avy ny tiany hiainana fa ny zavadehibe kosa dia ny fitiavan-tanindrazana.
Raha miezaka miala amin'ny fanomezantsiny ny hafa isika fa mirona kosa amin'ny fanomezana modely tsara ny hafa dia ahita fa hisy fivoarana i Madagasikara.
58. naughtyboy ( 20/11/2006 20:52)
sarotra amiko ny hanaiky we vendrana isika fa miresaka IQ test anie de olona matetika de manana tombony ny any @ tany mandroso vokatry ny tontolo manodidina azy fa ra ohatra ndray hakingantsaina de tsy misy ngamba zany hoe nateraka ho donto.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2625