Vendrana ve isika ?

21. LazaDaddy ( 12/10/2006 05:32)
Solitikabe> efa tsara lesy rehefa tsy mahay mamoron-dainga ah! hahaha!
22. Fiffi ( 12/10/2006 17:18)
tsy vendrana zany hoa eh!
23. Herimiafina ( 12/10/2006 21:24)
Inona kay no resahana ato fa donjona be zah de tsy mahatakatra ry zareo? lol :lol:

Misy gasy sinoa, misy gasy indoneziana, misy gasy nizeriana, misy gasy jiosy, misy gasy misy sinoa japoney misy afrikana fotsy, sns, Ka normale raha misy manana QI ambony misy manana QI ambany na ao anatin'ny firenena iray ihany aza. :-D

Ahoana ary no nahafahana nandrefy ny QI an'ny firenena iray, avy amian echantillon-na race pure ve? fantatra mazava ve ny fihavian'ny olona tsirairay anaty echantillon nandrefesana ny QI, nana ahoana ny fomba ni-zeneralizena ny Qi avy norefesina amin'ny vahoakan'ilay firenenena iray manontolo? Noraisina ve ny QI an'ireo izay mponin'ilay firenenana norefesina QI kanefa lasa nitady ravin'ahitra any amin'ny toerankafa any ivelany? izany izao no mahaliana ahy klé! :roll:
24. vale ( 12/10/2006 22:36)
ary ny gasy tokoa hoa toa tsy nanaovana fanandramana akory e( heuu norefesina QI e;-) ),mba misy firy ary ny ahy ao?:lol::lol::lol::°)
25. Solitikabe ( 13/10/2006 02:15)
Vale, nen'la ve tsy iray dia miampy voaniny roa eh. Tsy mila isaina intsony izany, sa tsy tadidy
26. Solitikabe ( 13/10/2006 02:16)
Adinoko ilay nihomehy eh, ahahahahahahahahahahahahahahahahahha
27. vale ( 13/10/2006 14:22)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))lasa misy voany zany zah,ihihihihihi, solitikabe, za ngah bandy:lol::lol::lol:, 1 ihany nenah =))=))=)):^)
28. Solitikabe ( 13/10/2006 17:34)
Hay, kay izany isika mitovy ihany koa
29. vale ( 13/10/2006 22:56)
:lol::lol: Solitikabe, noheveriko fa bandy kou indry :-D:-D :-*:-*, tena ambany be koa izany QI antsika 2 vavy izany :lol:...:wink:
30. Solitikabe ( 14/10/2006 03:40)
Ka isika anie mijery ambany ry vale, dia izay no maha ambany ny QI antsika eh
31. belaza ( 14/10/2006 07:48)
za lesy tsy vendrana izany, fa ny blem kely fotsiny de tsy misy zavatra haiko mihintsy, tena gaga amiko za ndraindray
32. diamondra27 ( 14/10/2006 08:11)
zao aloha ny zavatra hitako an!

mba mifanena @ vazah ihany aho fa hitako vendrana be noho ny gasy ry zareo.
Zeste fdotsiny no be fa rehefa atao ny comparaison de resin'ny gasy lavitra 'reo.

Miseho mahavita izy nefa résultat zéro

Ny gasy manana rapidité kokoa sy serieux @ travail-ny

zay ny fijeriko azy fa ny anareo no asa.
33. lapino ( 14/10/2006 09:00)
diamondra27, misy tena henjana ny vazaha ka!

Herimiafina, misy references le izy, mety ahitana ny antsipirian'ny fandrefesana angamba raha mazoto hifantoka ...
34. Fiffi ( 14/10/2006 09:11)
:)gasy ka manja hoa eh! milay foana fa sady tsy vendrana no tsy dondrona ! :)
35. vale ( 15/10/2006 13:47)
Solitikabe:

Ka isika anie mijery ambany ry vale, dia izay no maha ambany ny QI antsika eh
:lol: izany marina:-D:-D :wink:


36. vale ( 15/10/2006 13:53)
ny zavatra mba fandreako indray ry reto matetika ... dia rehefa misy ankizy nianatra tany m/car (mbola kely izany) ka tonga aty ivelany dia saika ao anatin'ny trois 1èrs élèves foana ry zareo , ary tena marina fa cas - ny zanak'i zokinay io(mba hanomezako porofo ny itenenako io!)! dia izany no no teniny t@nay hoe saika izay zanakin'ny namana gasy tonga aty koa hono ohatr'izany daholo, ... mbola io zokiko io ihany koa ..nahare t@ RFI fa ny zaza surdoué indd eto ambonin'ny tany hono zaza malagasy!!... efa ela izany an (tokony t@ taona 1996 tany ho any), fa @ izao mety efa lasan'ny sasany indray ny amboara!!:°)
37. Fiffi ( 15/10/2006 17:18)
vale: tsy tadidindry ve akia le ankizy nanala CEPE vao 6 taona ? vao t@ ity taona ity iny an! :)
38. vale ( 15/10/2006 19:39)
zany ve aky?:D hummmmmmmm !!
39. Fiffi ( 15/10/2006 20:34)
ié ! tsy aiko na mbola ao @ hoy ny gazety na tsia fa efa somary ela hiany io an! :)
40. Fiffi ( 15/10/2006 20:39)
vale: jereo ange ity an! http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m44978c06603b3
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1628