Ho lany Pierrot raha milatsaka eo!

1. labomba ( 09/10/2006 09:19)
... tsapan'ny mpitondra tokoa izany. Ka izany no mahatonga azy ireo manao ny ainy tsy ho zavatra anakanana an'i pierrot tsy hiditra an'i madagasikara.
Nefa raha tiana ho samborina marina izy, maninona raha asina miditra mba ho raisimpotsiny?
Ohatrany mataotra iany anie ravalo zany e? Sa aona ozy nareo? Mahana amin'ny nataony ravalo fa tsy nahavita nininona tsinona ...
novalian'i manantsoa ny 15/10/2006 15:48
2. fijo ( 09/10/2006 09:37)
raha tena jerena ve ny isan'ny vahoaka ao tamatave,dia firy % no nilahatra nankeny antseranana,
3. vakiniadiana ( 09/10/2006 09:49)
Manakorontana sy mitarika adim-poko fotsiny iny e
4. lapino ( 09/10/2006 09:57)
Fa angaha moa i Pierrot afaka milatsaka hofidiana e? Ny situation-ny eo anatrehan'ny lalàna ve ahafahany milatsaka?
5. prime ( 09/10/2006 09:57)
labomba> ny hoe hahalany an'i pierrot d nofy2 izany... ny hoe hamelàna azy hiditra indray hosamborina dia efa programan'ny fitsaràna ny @ izany... fa misy "paramètres" ngezabe mbola mivesatra noho ireo dia ny fiarovana ny ainy sy ny korontana hiseho raha tafiditra izy... ka tsy aleo indray izy aloha ho any fa hanavesatra vahoaka @ fahoriana mianjady aminy fotsiny?
6. Fiffi ( 09/10/2006 10:04)
O! ry labomba an! nga hono paiso daholo ny Malagasy no handeha hifidy azy kosa ? @ fomba ahoana no hahalany azy ? raha tsy inona koh!
7. xxx ( 09/10/2006 10:59)
tena lany mitsy pierrot raha milatsaka eo ka fa any tsiafahy na ao antanimora a ! lanin'ny kisoa :-D:-D
8. prime ( 09/10/2006 11:46)
:°):-D:-D
9. piste ( 09/10/2006 14:12)
Aza be resaka fa matoa sakanana tsy hiditr a izy dia atahorana izay. Mba misaina ho'aho fa aza dia fanatisma ohatr'io. Tsy ny Ra-FAnjakana ihany ve no namoaka didy hisambotra azy, tsy uzy ireo ihany ve no nandefa miaramila maro be teny @ aeroport, kanefa hafa indray no lazaina rehefa avy eo. Amiko dia tahotra no ambadik'ireny fihetsika ireny.Ridicule !
10. prime ( 09/10/2006 14:34)
piste> Mitombina ny lazainao raha jerena @ saina sy fo tsotra ny zava-misy... d tena marina tokoa hoe matahotra angamba...
Fa raha dinihina lalina dia mitombina kokoa iny fanapahan-kevitra iny :
- fiarovana mba tsy hisian'ny korontana (mba tsy hisian'ny rà mandriaka mety hiitatra adim-poko)
- fiarovana ny fananam-bahoaka sy ny ainy
- fiarovana ny ain'Ingahy Pierrot Rajaonarivelo

Fa na ireo antony ireo fotsiny aza dia maneho fahamalinana tanteraka ho an'izay nandray fanapahan-kevitra... Ka aza d etim-po fotsiny fa jereo amin'ny ankolafiny rehetra...

Marina fa efa manao faux pas bdb ny fitondràna, fa mandrak'izao tsy misy @ ireo mpanohitra manana "crédibilité" hi-"dénoncer" ny zavamisy marina fa ny mpandainga sy ny mpangalatra no miteny...
11. mandrindra ( 09/10/2006 15:32)
io dia vinavina daholo. efa iaraha-malala fa olona voaheloka i pierrot ka tsy afaka milatsaka. na mametraka ny atontan-tarataasy ilaina eny amin'ny hcc aza izy izao dia tsy maintsy ho lavin'ny hcc. noho izay tombatombana daholo izany.
fa iza moa no efa nanao sondage miaraka amin'ny echantillon representatif ny mpifidy malagasy ka afaka ny hilaza hoe iza no ho lany eo, na iza no hifandona amin'ny fihodinana faharoa ?? sa vetsovetson'ny analyse perso daholo dia samy afaka milaza hoe i x na y no ho lasa filohampirenena??
12. xxx ( 09/10/2006 15:52)
izy samy AREMA aza tsy mifanaraka @ izay candidat-ny ka aiza koa no hahalany an'i Pierrot eo
13. Stone ( 09/10/2006 16:18)
Ny valiny aloha dia tsy holany izy. Atahorana ve hoy ianao? Ie, atahorana hanankorotana. Ary manana moyen hanakaramana olona koa ange ilery e, firy milliard moa ny vola azony tao @ douane?
14. xxx ( 09/10/2006 17:36)
piste a ! pierrot nge @ zao efa lany e ! miandry izay hidirany fotsiny sisa e ! :°)
15. xxx ( 09/10/2006 19:14)
Tsy hoe tsy lany ihany fa tsy tafiditra candidat akory
16. lapino ( 09/10/2006 19:28)
Tsy nitohy niady hevitra intsony labomba, dia manjary tsy misy ady intsony ilay hevitra ... :{
17. lagoon ( 09/10/2006 21:38)
@ 2012 angamba vao possible izany nofin'exilés izany.
18. Stone ( 09/10/2006 21:47)
Ka rizalahy exilés volontaires ange nanimba infrastructure, Fa tsy mba tia tanindrazana ohatran'ny an'ny olona.
Apoahay ny pont hoy Deba, dia gejao ireo antananarivo ireo, dia iny tokoa fa nanao ry José kely sy ny tariny. Izany ve dia mba tena polytechnicien?
19. xxx ( 10/10/2006 00:56)
Mamangy @ fahoriana aloha ry PieroLabomba , fa tsy maty fo aman'aina tao ambalamanasy! Mbola aiza ny hanjo anla?
20. fiderana ( 10/10/2006 13:40)
alefaso aty Ivato dia ho hita eo....., ny aty tsy miditra @ izany indrindra manimba fananan'olona, naninona izao raha tsy nazera ilay paneaux pub n'olona ,pierrot no tsenaina dia ny panneau pub no noravana, tsy mahay politika izany fa mitarika korotana, milamina ho'aho , dia hitan-tsika eo izay hatahotra ao aoriana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0508