Ny vahoaka madinika tratra sy hanana porofo fa nangalatra aza samborina sy saziana hanefa sazy ( onitra sy gadra ) koa nahoana ny sasany no tsy hiharan' izany fa dia ny hoe avelao hilatsaka avelao hilatsaka foana no asesy.
Misy ny lalàna ary anjaran' ny fanjakana ny mampihatra izany.
Raha nadio izy tsy nanao sesi-tany ny tenany . Maro no anisan'ireo olon' ny fitondrana teo aloha tsy nandao ny tanindrazany satria natoky ny tenany fa nanao heloka .