Mankaiza ny Kristianina rehefa maty?
21. Ilo
(
16/10/2006 13:01)
Lioka 16:
22 Ary maty ilay malahelo, dia nentin'ny anjely ho any an-tratran'i Abrahama; ary maty koa ilay manan-karena, dia nalevina;
23 ary raha nijaly tao amin'ny fiainan-tsi-hitaizy ka niandrandra, dia nahita an'i Abrahama teny lavitra eny sy Lazarosy teo an-tratrany.

22. Zina
(
16/10/2006 15:46)
Ny kristianina rehefa maty dia ny fanahiny mankany amin'Andriamanitra ary ny vatany miandry ny fitsanganana @maty.
marina izany
Ka ilay fanahy io anie no tena olana amin'ny ra-olombelona e...
Inona io fanahy io?
Nefa efa mazava tsara fa io fanahy io dia ilay fofon'iaina nomen'Andriamanitra tamin'ny namoronana an'Adama sy Eva.
23. prime
(
17/10/2006 12:09)
Izaho mbola mametraka ny adihevitra aloha @ hoe "kristiana", fa tsy ny anarana no mampiakatra any an-danitra na tsy mahalasa any fa ny finoana ao amin'ny tsi'11... ka ny filazàna hoe ny kristiana dia miakatra any an-danitra toa hummmm... mila mitandrina an...
Ny hoe fanahy dia efa voavaly tokoa, fa an'Andriamanitra io... ilay fofon'aina nomeny...
fa ny rà na ny aina koa dia antsoina hoe fanahy, ary io ilay antsoina koa hoe fanahy mety maty
"fa ny rà no aina" Deo. 12:23
"Fandrao ho reraka eo anatrehako ny fanahy, dia ny aina izay nataoko" Isaia 57:16...
ary ny endriky ny fanahy farany, mbola mety maty koa dia ny mikasika ny saina sy ny tadidin-tsaina ary ny fo rehetra (mémoire) satria miara-levona @ nofon'ny olona... Matetika ny olona atao hoe tsara fanahy dia ny olona tsara saina, madio fo, be famindram-po...
Fa ny hoe maty koa mbola manana sary sy hevitra hafa maro dia maro raha ny soratra masina... fa asa raha ny hoe maty nofo no tian'i mbelo ambara...

24. mbelotavao
(
18/10/2006 03:54)
Inona no tiana ambara @ hoe Kristianina eto?
Ireo rehetra izay mino fa Kristy no mpamonjy azy .Koa rehefa manao ny adi-hevitra izy eto dia ny tenin’Atra no tena manandanja ( Ny Baiboly izany ) .
Ahoana indray ny @ resaka fanahy ?
Raha tsorina dia izao no tena tiako ambara . Raha tany ampiandohana Gen 2:17 < Fa ny hazo fahalalana ny ratsy sy ny tsara dia aza ihinanana ; fa @ andro izay ihinananao azy dia ho faty tokoa ianao > Rehefa latsaka tao anaty fahotana ary Ra-Olombelona dia tsy maintsy maty. Nefa amin’izao fotoana izao dia maro ny Kristianina no milaza fa mbola tsy maty tanteraka ny olona fa mbola misy ny fanahiny izay mandehandeha any ankoatra any, izay manamafy ny laingan’I Satàna tany ampiandohana hoe: “Tsy ho faty tsy akory ianareo”
Ny asam-pamonjena izay nantaon’ I Kristy tety an-tany dia ny hanàla antsika @ fahafatesana satria hoy Izy < Izaho no fananganana ny maty sy fiainana ; izay mino ahy na dia maty aza dia ho velona indray > Koa raha ekena fa tsy tena maty ny olona fa mbola misy ny fanahiny izay mikatsaka paradisa any ambadika any dia manafoana tanteraka @ asam-pamonjena izay nataon’i Kristy ( Izany hoe tsy Kristianina izay milaza izany ) . Miala tsiny aho raha henjana ny fomba hilazako azy fa izay no fahazoako azy .
Fehiny:
Sal 89:48 Seoly = Fasana

25. Ilo
(
18/10/2006 11:16)
Marina izany!
Maty ara-panahy ny olona rehefa mbola tsy manana an'i Kristy;
Lasa olom-vaovao izy avy eo rehefa nandray ny famonjena: nateraka indray.
Jak 5:20 "aoka ho fantany fa izay mampibebaka ny mpanota hiala amin'ny làlan'ny fahadisoany dia hamonjy fanahy tsy ho faty sady hanarona heloka be."
Ary rehefa maty, ilay olona izany hoe niala ny ainy dia tsy misy fifaneraserana amin'ny velona intsony fa asan'ny satana ireny raha misy.
Jesosy izao t@ nitsangana dia niteny fa tsy matoatoa Izy akory izany hoe misy ny matotoa!
Lioka 10:39 "Izahao ny tànako sy ny tongotro, fa Izaho no Izy; tsapao Aho, ka jereo, fa ny matoatoa tsy mba manana nofo sy taolana, tahaka izao ahitanareo Ahy izao."

26. prime
(
18/10/2006 12:13)
Mbelotavao> Misaotra fa mazava tsara...
Fa ny fanontaniako indray ary dia hoe, rehefa maty (nofo) ve izany ny olona dia maty koa ny fanahiny?...

27. mbelotavao
(
18/10/2006 18:43)
Prime> Mba hazavao kely hoe ilay hoe< Maty nofo > fa tsy mbola fantatro tsara ? Misaotra
28. Zina
(
18/10/2006 18:45)
prime a
ka ny olona mantsy dia ilay fanahy io misy dikany betsaka dia izay no taritin'ny olona hilazana zavatra hafa.
ireo lazain'i Ilo sy mbelotavao dia no izy
oy i mbelo:
Izany mihitsy tsy fantatr'ny ny olombelona fa asan'ny satana io mba ho confus isika.
oy i mbelo ko oe:
Tsy maintsy lazaina ny marina tsy mila adoucissena zany na avadibadika ka. ka marina ny nataonao:wink:
maty dolyny rehetra ny fofonain'aina izay nomen'Andriamanitra no lasa miverina any aminy...
ka ny olona mantsy dia ilay fanahy io misy dikany betsaka dia izay no taritin'ny olona hilazana zavatra hafa.
ireo lazain'i Ilo sy mbelotavao dia no izy
oy i mbelo:
Nefa amin’izao fotoana izao dia maro ny Kristianina no milaza fa mbola tsy maty tanteraka ny olona fa mbola misy ny fanahiny izay mandehandeha any ankoatra any, izay manamafy ny laingan’I Satàna tany ampiandohana hoe: “Tsy ho faty tsy akory ianareo”
Izany mihitsy tsy fantatr'ny ny olombelona fa asan'ny satana io mba ho confus isika.
oy i mbelo ko oe:
Miala tsiny aho raha henjana ny fomba hilazako azy fa izay no fahazoako azy .
Tsy maintsy lazaina ny marina tsy mila adoucissena zany na avadibadika ka. ka marina ny nataonao:wink:
29. prime
(
19/10/2006 10:47)
Zina> d izay mihitsy no ilazàko hoe tsy maty daholo satria ny fanahy, ilay sombiny avy amin'Andriamanitra, ilay fofon'aina miverina any Aminy, Izy tompony, fa tsy maty...
Mbelotavao> Marina ny voalazanao fa fitak'i satàna ny filazàna fa misy fanahin'olona mbola mieloelo eto an-tany...
Ny amin'ny hoe maty nofo dia mizara roa :
- ny iray dia ilay efa voazavanao mikasika ny ota avy amin'i adama sy eva ka ilazàn'Andriamanitra fa maty raha vao mihinana... izay raha ny tena fototra dia manambara sahady fa ny tsy fankatoavana an'Andriamanitra, ny fandikàna ny teniny, ny fiainana ao anatin'ny ota dia efa manambara fahafatesana sahady na dia mbola velona manam-pofon'aina aza ilay olona... ary tsy maintsy ho faty hody vovoka indray...
- ny faharoa da mazava ho azy fa ilay vatana mangatsiaka nialam-pofon'aina...
Ny hoe fanahy dia efa voavaly tokoa, fa an'Andriamanitra io... ilay fofon'aina nomeny...
fa ny rà na ny aina koa dia antsoina hoe fanahy, ary io ilay antsoina koa hoe fanahy mety maty
"fa ny rà no aina" Deo. 12:23
"Fandrao ho reraka eo anatrehako ny fanahy, dia ny aina izay nataoko" Isaia 57:16...
ary ny endriky ny fanahy farany, mbola mety maty koa dia ny mikasika ny saina sy ny tadidin-tsaina ary ny fo rehetra (mémoire) satria miara-levona @ nofon'ny olona... Matetika ny olona atao hoe tsara fanahy dia ny olona tsara saina, madio fo, be famindram-po...
Mbelotavao> Marina ny voalazanao fa fitak'i satàna ny filazàna fa misy fanahin'olona mbola mieloelo eto an-tany...
Ny amin'ny hoe maty nofo dia mizara roa :
- ny iray dia ilay efa voazavanao mikasika ny ota avy amin'i adama sy eva ka ilazàn'Andriamanitra fa maty raha vao mihinana... izay raha ny tena fototra dia manambara sahady fa ny tsy fankatoavana an'Andriamanitra, ny fandikàna ny teniny, ny fiainana ao anatin'ny ota dia efa manambara fahafatesana sahady na dia mbola velona manam-pofon'aina aza ilay olona... ary tsy maintsy ho faty hody vovoka indray...
- ny faharoa da mazava ho azy fa ilay vatana mangatsiaka nialam-pofon'aina...
30. Zina
(
20/10/2006 03:13)
prime a ie
Zina> d izay mihitsy no ilazàko hoe tsy maty daholo satria ny fanahy, ilay sombiny avy amin'Andriamanitra, ilay fofon'aina miverina any Aminy, Izy tompony, fa tsy maty...
31. mbelotavao
(
31/10/2006 03:44)
Misaotra antsika rehetra izay nandray anjara !!
Ho fehiny izay rehtra izay dia izao izany: Ny Kristianina rehefa maty dia tahaka ny fahafatesan'i Kristy
-Matory ao am-pasana
-Mitsangana avy @ alalan'ny herin'Atra rehefa tonga izy.

32. prime
(
31/10/2006 10:31)
mbelotavao> aza mbola fehezina aloha fa mbola misy tsy mazava ny tianao ambara... satria Kristy tsy maty natory tao am-pasana... ny vatany voafantsika teo @ hazofijaliana no nitoetra tao ampasana fa Izy nidina nankany @ fiainan-tsi-hita (hadesy na helo) nandritry ny hateloana... ary mbola misy fanoharana sy fanambaràna maro nataon'i Jesosy fa ny olona rehefa maty dia misy toerana itoeran'ny fanahiny...
34. mbelotavao
(
31/10/2006 17:06)
prime>> Tsara raha mba entinao eto izany teny nolazain'ny J.K izany hodinihintsika.Misaotra ...
35. belaza
(
31/10/2006 17:56)
mankaiza hoe ny kristianina rehefa maty?
mbelotavao>rehefa maty aho mamaly anao, satria za kristianina!!

36. prime
(
02/11/2006 10:46)
mbelotavao> manasa ary aho mba ho vakiana avy aloha ireto teny voalaza ireto raha manam-potoana vety2 ianao (ampahany ihany ireo) :
lioka 16:19-31
apokalipsy 20:13-14
marka 8:31
marka 9:31
jaona 2:19
lioka 23:39-44
nomery 16:30
ohabolana 15:24
amosa 9:2
lioka 16:19-31
apokalipsy 20:13-14
marka 8:31
marka 9:31
jaona 2:19
lioka 23:39-44
nomery 16:30
ohabolana 15:24
amosa 9:2
37. mbelotavao
(
10/11/2006 04:02)
Prime >> Mizara efatra avy hatrany izany ilay toko sy andininy nomenao teo ireny :
1- Nom 16-30 ; Ohab 15:24 ; Amosa 9 :2 dia miresaka ny mikasika ny seoly izay tsy inona akory fa fasana ihany .Ny Baiboly Katôlika no manambara azy tsara eto: Jaoba 17:13 sy ny Sal 89:48 < Iza no velona tsy hahita fahafatesana ; ary zovy no hahafaka ny fanahiny @ herin’ny fahafatesana >
2- Ny resaka hatelon’andro Mark 8 :31 ; 9:31 ; Jao 2:18 izay fotoana naha tao am-pasana an’i J.K fotsiny.
3- Ny resaka hadès izay hita ao @ Apok 20:13-14 sy Liok 16:23 izay midika ho fiainan-tsihita @ teny Gasy dia fintinina ao @ Salamo 6:5 hoe : >
4- Ny Liok 23:43 hoe:

38. prime
(
10/11/2006 12:22)
Mbelotavao> misaotra anao... ndeha arahiko ny fizaràna 4 ambaranao...
Raha ny fizaràna voalohany ambaranao dia milaza ny seoly tokoa na ny hadesy... tontolo iray hafa tsy ety ambonin\'ny tany io ary tsy misy ifandraisana rahateo intsony @ fiainana eto an-tany fa tsy fasana velively... ny fasana hafa#ny fianan-tsi-hita hafa...
\"Tahaka ny rahona misava ka levona, dia tahaka izany koa, izay midina any amin\'ny fiainan-tsi-hita* tsy mba hiakatra intsony;[Heb. Sheola]\" Joba 7:9
Fizaràna faharoa, ny hoe nahatao am-pasana an\'i Jesosy fotsiny... d inona ry mbelo no nataony tao fotsiny nandritra ny telo andro sy telo alina be izao? naka aina ve?
Fizaràna fahatelo, ny hoe hadesy izay voalaza ao @ apokalipsy dia tsy fasana no ilazàna azy fa fiainan-tsi-hita ary @ teny grika izy dia voafaritra mahitsihitsy kokoa hoe seola na helo... ka tsy normal ve raha tsy hisy fideràna intsony any?
Fizaràna fahefatra, raha resaka virgule fotsiny dia diso izany ny nanoratra ny baiboly? \"Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hihaonanao amiko any Paradisa.\" Lioka 23:43 tsy azo ahitsihitsy @ fomba famaky sy ny virgule ny hevitry ny baiboly... ny @ hoe aza mbola manendry ahy... ho an\'ny velona no tsy nahazo nanendry an\'i Jesosy fa Izy kosa angaha moa niteny an\'ilay jiolahy an\'izany... no sady rahateo tsy misy teny manambara hoe te hanendry na hikasika azy ilay jiolahy...
Fa ny tsy noraisinao nefa anisan\'ny teny marina sy feno mikasika io fiainan-tsi-hita io dia ilay nambaran\'i Jesosy mikasika ilay mpanan-karena sy Lazarosy mahantra niara-maty ka nidina tany @ fiainan-tsi-hita...
« Nisy lehilahy manan-karena anankiray niakanjo volomparasy sy rongony fotsy madinika sady nanaram-po fatratra isan\'andro tamin\'ny fahafinaretana. » (Lioka 16:19)

39. prime
(
10/11/2006 12:28)
Lioka 16:19-31 : "19 Nisy lehilahy manan-karena anankiray niakanjo volomparasy sy rongony fotsy madinika sady nanaram-po fatratra isan'andro tamin'ny fahafinaretana. 20 Ary nisy olo-malahelo ferena anankiray atao hoe Lazarosy napetraka teo anilan'ny vavahadiny; 21 ary naniry mba hihinana izay latsaka avy tamin'ny latabatr'ilay manan-karena izy, fa ny alika kosa no avy* ka nilelaka ny feriny.[*Na: ary ny alika koa dia avy] 22 Ary maty ilay malahelo, dia nentin'ny anjely ho any an-tratran'i Abrahama; ary maty koa ilay manan-karena, dia nalevina; 23 ary raha nijaly tao amin'ny fiainan-tsi-hita* izy ka niandrandra, dia nahita an'i Abrahama teny lavitra eny sy Lazarosy teo an-tratrany.[*Gr. Hadesy] 24 Ary izy niantso ka nanao hoe: Ry Abrahama raiko ô, mamindrà fo amiko, ka iraho Lazarosy mba hanoboka ny tendron'ny rantsan-tanany amin'ny rano mba hampangatsiaka ny lelako; fa fadiranovana aho eto anatin'ity lelafo ity. 25 Fa hoy Abrahama: Anaka, tsarovy fa ianao efa nahazo ny zava-tsoanao tamin'ny andro niainanao, ary Lazarosy kosa ny zava-dratsy; fa ankehitriny izy no ampifalinay . ary ianao kosa no fadiranovana. 26 Ary mihoatra noho izany rehetra izany, misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala ety, ary ny ho afa-mita hankety aminay izay eny. 27 Dia hoy izy: Mangataka aminao ary aho, ry raiko: mba iraho Lazarosy hankany amin'ny tranon'ny raiko 28 fa manana rahalahy dimy aho), mba hilaza tsara aminy, fandrao mba ho tongay amin'ity fijaliana ity koa izy. 29 Fa hoy Abrahama taminy: Manana an'i Mosesy sy ny mpaminany izy; aoka hihaino ireo izy. 30 Fa hoy kosa izy: Tsia, ry Abrahama, raiko; fa raha misy miala amin'ny maty hankany aminy, dia hibebaka izy. 31 Fa hoy Abrahama taminy: Raha tsy mihaino an'i Mosesy sy ny mpaminany izy, dia tsy hety hino izy, na dia misy mitsangana amin'ny maty aza."
40. mbelotavao
(
13/11/2006 03:30)
Prime a ..
I Abraham sy Lazara ve izany efa any an-danitra?
Mba hazavao tsara hoe inona no nataon'ny J.K hatelon'andro tao am-pasana fa tsy fantako ?