fantatro fa samy hiteny ahy hoe diso avokoa ianatreo!nefa mb

41. cutie ( 05/10/2006 17:22)
Ny fanontaniako fotsiny de, mbola miaraka ve nareo sy le vadin'ny zanakao ? Tsy le vady ao an-trano io a .
42. Tsytaitra ( 05/10/2006 19:11)
Miombonkevitra tanteraka @ Papala a,hoe manaova arts martiaux, mba ho fiarovana, na koa fanatanjahantena mba hampisokatra kokoa ny saina, ka hahafahan\'i Mijajika mandinika tsara izay fanapahankevitra raisina.
Raha hitanao hoe mahita equilibre tsara ve ny zanakareo, sady ianareo mivady efa mifandray tsara (hoatrin\'ny mpinamana) amin\'izao fotoana izao. Tsy aleo ve handrasana efa lehibe ny zaza vao misaraka ? Fa ny olana @ zay alo de lasa hoatran\'ny mihatsara velatsy eo imason\'ny ankizy nareo... Eritrereto tsara e...
Teny kely hatsipiko @ MR fotsiny dia olona roa no nifanaiky t@ fanambadiana hoe «ho tia sy hanaja anao mandritra ny andro rehetra iainako», ka raha ny iray ve efa tsy nanaja anio teny fatotra io dia ny ilany mbola hiaritra izany mandrapafatiny :-@
Izany oe tsy manome tsiny anizaniza alo a fa mety misy voa visé koa eto ka tsy maintsy miaro ny akama... Fampatsiahivana kely : taona enina sy roa arivo isika zao.
43. kanto10 ( 26/10/2006 00:14)
tay be indray zany, aza manody....diso ianao aloha raha ny hevitro manokana nefa amin(ny lafiny iray fitiavana mampanaonao foana ka asa tsy haiko aza manody sisa hoy aho
44. robyh ( 06/11/2006 19:50)
Tantara mahavariana nefa tsy manome tsiny anao aho solafaka @nyfiainana mpahazo ,ny nenina tsy maintsy misy nefa atao ahoana ,mahereza ;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068