fantatro fa samy hiteny ahy hoe diso avokoa ianatreo!nefa mb

1. mijajika ( 28/09/2006 17:18)
(l)za dia efa manambady niteraka;tena niharitra ny tokatrano ary tena nanompo vady hoy ny fiteny teo@mpisipa ihany no tena nnahitako mamy be zany fa rehefa tena nivady dia tsy dia hitako loatra;lava be ...fa nitia olonkafa aho efa manambady koa tena tiny aho za tia azy ka nefa hitako koa fa tiny ny vadiny za anefa tena mirespecter n'azzy hoe manambady ary tsy raisiko hoe rafiko ny vadiny zany hoe raha misy zavatra ataony @ vadiny ka hitako hoe tsy mety diamanioro azy aho mba tsy hanaovany izany aminy!taty aorina anefa dia lasa niteraka taminy ahoizay ...lava e! fa fhatramin'izao dia tiko izy tena tikosaingy aleoko tsy mifanerasera aminraha tinao mahalina anao ny tantarako dia valio aho
novalian'i robyh ny 06/11/2006 19:50
2. fasaly ( 28/09/2006 17:43)
raha azoko tsara ny voalzan'i mijajika dia oul efa manambady indry no manana amant iany koa, ary nahazo uzaza tamalay amant! (vadin'oul izany????:roll:)
dia inona anefa no tena olana, fa hono wa? fatatr'ilay vadin'i sipandry ve ny fisiandry sa.....?
raha fatanlay tompombady mantsy de mety hankarary azy ka aleo hajnona mitsy ny fiarahana na dia hoe mifankatia aza nareo sa aon ozy ndry????
3. Fiffi ( 28/09/2006 17:47)
mijajika: hummmm ! de tsy aiko fa mba mahita ahato koa nareo zany an! raha mba ohatra hoe niaraka kely fotsiny ohatra ! heu??tratran'ny fankam-panahy de mba jerena ny zavatra nitranga fa de niteraka t@ le vadin'olona ? :roll::roll:
4. mijajika ( 28/09/2006 19:37)
fasaly:

raha azoko tsara ny voalzan'i mijajika dia oul efa manambady indry no manana amant iany koa, ary nahazo uzaza tamalay amant! (vadin'oul izany????:roll:)
dia inona anefa no tena olana, fa hono wa? fatatr'ilay vadin'i sipandry ve ny fisiandry sa.....?
raha fatanlay tompombady mantsy de mety hankarary azy ka aleo hajnona mitsy ny fiarahana na dia hoe mifankatia aza nareo sa aon ozy ndry????

ie!tsy misy mahalala na ny ahy na ny azy ka!fa izaonyzanakombola misy vavy iray lahy no hitambaranayfa tena efa 3taona izao fa ten hendry be no manapahaizana be!fa ysy fantatro faizy koa tia ahy be ery

5. fasaly ( 28/09/2006 20:19)
de hono wa tsy manenjika andry ve klou ny eritreritra mahita anlay zanak'i raika lahy ao antrano indrindra amzao efa lehibe izao?????
de tsy kobo ny tena vadindry ve lay zaza hoe tsy azy......avanture be mitsy zany knou!
dia inona anefa ny olana ????? ny antony hametrahandry ny sizé ity...??? sa te hifampizàra ny aventure vita fotsiny:wink: hummmm! mahery indry ka..
6. mijajika ( 28/09/2006 22:19)
:(:(:(:(
Fiffi:

mijajika: hummmm ! de tsy aiko fa mba mahita ahato koa nareo zany an! raha mba ohatra hoe niaraka kely fotsiny ohatra ! heu??tratran'ny fankam-panahy de mba jerena ny zavatra nitranga fa de niteraka t@ le vadin'olona ? :roll::roll:


ilay fitiavana anie tsy nifananinae!samy nisedra olana mafy dia nifakahita dia nifankaty!tsy hita e! diso ve ary ny tena olana dia vao nitsaika kelikaly ilay zaza dia nitady vola izahay hoe andao esorina fa ohatry ny tsy nahita nefa diaz olona milalao vola izy talohan'izay i zea koa miasa diamanambola fatena sahirana koa ahotami'iodia nihalehibe ihany ny kibo
taty aorina aho vao ohatry ny naneninaka nef efa lehibe;fa izao rehefa lhb ilay zaza dia tsy manenina aho!
7. mijajika ( 28/09/2006 22:28)
fasaly:

de hono wa tsy manenjika andry ve klou ny eritreritra mahita anlay zanak'i raika lahy ao antrano indrindra amzao efa lehibe izao?????
de tsy kobo ny tena vadindry ve lay zaza hoe tsy azy......avanture be mitsy zany knou!
dia inona anefa ny olana ????? ny antony hametrahandry ny sizé ity...??? sa te hifampizàra ny aventure vita fotsiny:wink: hummmm! mahery indry ka..


ilay aoantrano tena nampafatariko mihintsikka nafeniko taloha dia ohatry ny manejika ahy ny heritreritro dia aleoko aloha nolazaina fa tia beazy ilay zaza no tiny be ka,fantany koa fa diso tanteraka izy ffa tsy tokony niteraka hoy izy ianareo;ka ilay izy aza tena hoe @fotoana tsy tokony hipetrahany no nipetraka koa!ny antony nametrahako da mba tsy hoe te hitantara ny enventure za fa ilay hevitra mihintsy satria tena d'un coté za naenina nefa tsy haiko e!
8. soanja ( 29/09/2006 04:40)
Soap opera be zany tantara izany. Tsy misy ifanomezantsiny fa efa vita sady nahazo zaza . Ny zaza dia sarobidy foana na avy aiza na avy aiza.
Tsy azoko izany no tena ilana hevitra sa ve mba te hitantara indry sy hizara izay mba manahirana ao an-tsaina ao?
Ny hany azoko ambara dia hoe raha ny fitiavana dia tsy ho lany eto ambonin'ny tany. misy foana olona vaovao mety ho tiana. D'efa roboka vao maika tia be sady mety hampanaonao foana. Ny fanafodin'izay dia ny fisorahana ny tsy hitragan'ny olana. Zany hoe lesona ny fiainana dia ka raha nahatsiaro lavo dia miarena fa raha mahatsapa ianao fa mampandry conscience izany dia atao ahoana fa izay isika olombelona. Samy manana ny valeur (moral sy sosialy) napetrakan-tsika amin'ny atao hoe fiainana.
9. fijo ( 29/09/2006 04:47)
rehefa nampahafantarinao ilay ao antrano,dia efa afaka olana izany ianao.izy rahateo tsy niolana ka dia tsy misy tsinye.fa aza asiana zandriny intsony i bozy an.eo vao tena olana
10. Fiffi ( 29/09/2006 05:35)
rehefa tsy sarotiny aloha ny vadinao de zay no tena essentiel eh! soahiany aza izy fa mba tsy nandray an'io ho ratsy fa mba nananatra anao .
Fa ny zavatra mampiheritreritra ahy zao de ny marina marina hiany ary na ho haingana na ho ela tsy maintsy hivoaka ny marina ka hoy aho hoe rehefa tonga io fivoahan'ny fahamarinana io ka ho fantatrin'le vadin-rainjanakao io de ahoana ?
11. fasaly ( 29/09/2006 06:00)
ka arabaina zany fa milamina be ny tantara:wink::-*
12. xxx ( 29/09/2006 07:46)
milay kosa zany zistoire zany:°)
13. adidy ( 29/09/2006 08:40)
Ny manitikitika ahy dia nony fantatry ny vadinao ilay tantara dia ahoana ny relation-nareo ao an-trano? Satria ianao niteny t@ voalohany hoe nanompo, nisy fotoana tsy nandeha ets...Netinety kokoa ve izao ny fifandraisanareo? Inona ny ho avy eritreretinareo ho an'ny tokantranonareo sy ny @ ilay zaza? Ny antony mantsy dia any aoriana any rehefa samy tezitra na ny tsy ampoizina dia velona ny fifandatsana dia na ilay zaza aza mampalahelo?
Ny teneniko anao dia izao, misy ny fanenenana fa ilay natao no tokony ho nenina fa ilay zaza rehefa eo dia tiavina fa tsy sitrapony izany fa sitrapon'ny lehibe! Araka ny tenin'ny namana teo aloha hoe soa lavo hahay hamindra!Dia tsinjovy koa ny vody andro merika @ mety ho fihetsiky ilay tena rain-janakao raha fantany ny marina any aoriana!
14. xxx ( 29/09/2006 09:37)
Ohatry ny misy tsy azoko ilay tantara : Lazainao fa
tsy misy mahalala na ny ahy na ny azy ka kanefa avy eo indray lazainao fa nolazainao ny vadinao ao an-trano ??? Inona no tena marina ?
15. soanja ( 29/09/2006 16:16)
Inona aloha le atao hoe "Manompo" e? Raha manasa lamba sy mipasoka ary mahandro sy mikarkara tokatrano ve zah de manompo raha tiana be ilay vady ao an-trano? Sa ve efa mihena ny fitiavana dia izay vao mivadika izay le teny.
16. mijajika ( 29/09/2006 19:00)
soanja:

Inona aloha le atao hoe "Manompo" e? Raha manasa lamba sy mipasoka ary mahandro sy mikarkara tokatrano ve zah de manompo raha tiana be ilay vady ao an-trano? Sa ve efa mihena ny fitiavana dia izay vao mivadika izay le teny.

ny vadiko an tena tiko;tonga ao antrano an za no mikarakara ny sakafo nefa za miasaalohan'ny miasa nfa tsy tiany izany hoe mpiasa no manao sakafo ;za na mandroaza izy dia miantsoahy hokosehana;ny sakafonyna vita azany couvert ka misy zavatra ataony na mijery tele dia haterina @plateau ny sakafony faizaho sy ny ankizy no miaraka na miteny azaza hoe tsy mety izany dia tsy maintsy ny azy no marina ;raha ohatra indray izy manao sipa fa tantarainy ahy daholo zany hono ny lehilahy fa izy hono mba tsy manafuina amiko fa raha tsy mazaka hono dia andana manambady pasitera,raha ohatra ka diso mamay loatra ny skafo omena azy dia mpamosavy hono fa vary mamay dia homena azy ny opa amin'izay tsy lazaina intsony midaroka raha vao mamaly fa be famalina hono aoka ny hoe hisaraka efa fiteny isanandroizany no niaretako ary tena tsy zakako na ny hamonotyten

17. mijajika ( 29/09/2006 19:02)
xxx:

Ohatry ny misy tsy azoko ilay tantara : Lazainao fa
tsy misy mahalala na ny ahy na ny azy ka kanefa avy eo indray lazainao fa nolazainao ny vadinao ao an-trano ??? Inona no tena marina ?


tsy misy mahalala hoe miaraka izahay nanyahy nanyazy fa nolazaiko ny vadiko hoe tsy zanany iofa zatsy niteny hoe an'i rakoto e!
18. mijajika ( 29/09/2006 19:06)
adidy:

Ny manitikitika ahy dia nony fantatry ny vadinao ilay tantara dia ahoana ny relation-nareo ao an-trano? Satria ianao niteny t@ voalohany hoe nanompo, nisy fotoana tsy nandeha ets...Netinety kokoa ve izao ny fifandraisanareo? Inona ny ho avy eritreretinareo ho an'ny tokantranonareo sy ny @ ilay zaza? Ny antony mantsy dia any aoriana any rehefa samy tezitra na ny tsy ampoizina dia velona ny fifandatsana dia na ilay zaza aza mampalahelo?
Ny teneniko anao dia izao, misy ny fanenenana fa ilay natao no tokony ho nenina fa ilay zaza rehefa eo dia tiavina fa tsy sitrapony izany fa sitrapon'ny lehibe! Araka ny tenin'ny namana teo aloha hoe soa lavo hahay hamindra!Dia tsinjovy koa ny vody andro merika @ mety ho fihetsiky ilay tena rain-janakao raha fantany ny marina any aoriana!

izahay sy lay vadiko ve? TSY MISARAKA NAHOE DIVORCE akory izahay nefa tsy miaraka koa fa dia samy ao antrano miresaka tsara ohatry ny mpinamanabe tsy miara manao firaisana koa aloha e!fa ny hoe hiverina na iza naizy ohatry ny samy tsy matoky !izany

19. mijajika ( 29/09/2006 19:09)
Fiffi:

rehefa tsy sarotiny aloha ny vadinao de zay no tena essentiel eh! soahiany aza izy fa mba tsy nandray an'io ho ratsy fa mba nananatra anao .
Fa ny zavatra mampiheritreritra ahy zao de ny marina marina hiany ary na ho haingana na ho ela tsy maintsy hivoaka ny marina ka hoy aho hoe rehefa tonga io fivoahan'ny fahamarinana io ka ho fantatrin'le vadin-rainjanakao io de ahoana ?

dia tsy anjarany indray no manaszava any na hiteny aza za hoe izany no niprovoqueran'ny vadiny dia tsy maninona izany!

20. Belle ( 29/09/2006 22:05)
Ohatran'ny tantaran'adala izany ny fiheverako ilay fiainanao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086