fantatro fa samy hiteny ahy hoe diso avokoa ianatreo!nefa mb
21. soanja
(
30/09/2006 00:21)
mijajika:
soanja:
Inona aloha le atao hoe "Manompo" e? Raha manasa lamba sy mipasoka ary mahandro sy mikarkara tokatrano ve zah de manompo raha tiana be ilay vady ao an-trano? Sa ve efa mihena ny fitiavana dia izay vao mivadika izay le teny.
ny vadiko an tena tiko;tonga ao antrano an za no mikarakara ny sakafo nefa za miasaalohan'ny miasa nfa tsy tiany izany hoe mpiasa no manao sakafo ;za na mandroaza izy dia miantsoahy hokosehana;ny sakafonyna vita azany couvert ka misy zavatra ataony na mijery tele dia haterina @plateau ny sakafony faizaho sy ny ankizy no miaraka na miteny azaza hoe tsy mety izany dia tsy maintsy ny azy no marina ;raha ohatra indray izy manao sipa fa tantarainy ahy daholo zany hono ny lehilahy fa izy hono mba tsy manafuina amiko fa raha tsy mazaka hono dia andana manambady pasitera,raha ohatra ka diso mamay loatra ny skafo omena azy dia mpamosavy hono fa vary mamay dia homena azy ny opa amin'izay tsy lazaina intsony midaroka raha vao mamaly fa be famalina hono aoka ny hoe hisaraka efa fiteny isanandroizany no niaretako ary tena tsy zakako na ny hamonotyten
Hay zay voa mazava kah. Indry anie tsy nanazava an'io fa ny aferan-dry tary no tena nomendry anay e. Raha io no fahitako azy dia tsy nahay nifidy vady indry zany. De tsy ho hitandry mialoha ve ireo toetrany ireo teo ampisipana?
Ny hany azoko hambara dia hoe rehefa tsy mifankatia aleo misaraka toy izay mijanona eo dia samy mifanome laginina dia ny ankizy no tena mitondra faisana mijery ny hadalana toy izany. Amiko ny fanabeazana no alohan'ny zava-drehetra. Ka raha modely ratsy no hitany aminareo mivady dia mampalahelo. Rehafa hisaraka mantsy dia azo hazavaina aminy tsara hoe tsy nety ny fiarahanay sy dadanareo fa samy tia anaroe nefa izahay ka ny mety dia izao sy izao... fa tsy hoe samy hanao izay saimpantany eo de ny ankizy no victimes. Lasa fitiavan-tena tafahoatra manko le izy raha izay. Misaotra nizara.
22. fijo
(
30/09/2006 04:55)
mijajika,fantaro fa na iray trano aza ny mpivady ka tsy manao firaisana intsony,na tsy miresaka intsony dia azo heverina ho toy ny misara toerana izay.ka dia azo atao ny mangataka divorce noho io antony io.ka saino ihany
23. adidy
(
30/09/2006 08:34)
Efa tsy fitiavana intsony ange izany fa fiaraha-mononina sisa satria zany ramose efa mitantara ny fiainany miaraka @ sipany moa ianao izany efa manana sipa hafa dia araka ny voalazan'ny rehetra hoe tsy aleo ve misaraka tsisy maratra fa ny ankizy fotsiny no lasa vavolombelon'ny fiarahana hafahafa satria izay no mamolavola azy hoe sy heveriny hoe"normal" sy "référence " any aoriana any! Aza miteny hoe mbola kely zareo, fa tsisy zay tsy hitan'ny ankizy
24. MR
(
30/09/2006 19:17)
Slt,
Sendra mba niditra teto aho dia nahita ilay «discussion» dia mba hanambara ny eritreritro. Tena tsy norme le tantara, samy mahay nareo mivady. Tokantrano efa voahosihosy ny anareo ary tsy maintsy hiparitaka na ho ela na ho haingana,ny ankizy no hampalahelo nohon’ny tsy fandinihan’ny lehibe. Raha izaho ianao aleo mifampi-tsodrano satria na Andriamanitra aza tsy hitsodrano ny tokantrano feno fijangajangana toy izany. Tsy miaro ny vadinao aho sanatria, fa ianao io no tokony hisaina, raha nekenao ilay teny tamin’ny mariazy hoe «ho tia sy hanaja anao mandritra ny andro rehetra iainako» dia tsy nanao izany ianao na inona antony na inona, fa niezaka nanova azy, eny fa na dia namono anao aza izy. Asa raha fantatrao ilay teny hoe «sambatra izay mahafoy ny ainy ho an’izay tiany», raha toa anao daholo ny vhv aleo milatsaka ho Mompera. Miala tsiny raha manohina anao ny teniko saingy ny marina amiko no nambarako.

25. zamazama
(
30/09/2006 19:42)
mamaky ilay tatra za , mamaky ny olona miresaka ato , ireo mpitsikera sy mpanome tsiny , tsy eo @ ilay toerana nareo fa enjana io , misy fetra ny zavtra rehetra fa rehefa tonga eo @ ilay hoe fetra enao dia mahavita zavatra tsy takatrin'y sainao , fa na enao aza gaga , za aloha tsy manome tsiny anao ry mijajika fa fitiavana daholo izany , sady fianana e
26. Zina
(
01/10/2006 04:06)
Danzee be ilay tantara, marina ny an;i zama2, tsara mihitsy angamba raha misara toerana
27. tywa68
(
01/10/2006 11:28)
Efa saika tsy hamaly aho fa dia aleo mba miteny kely ihany = tsy hitako izay hiarahana mipetraka raha samy manao zay tiany atao (ary mampijaly ankizy koa) ! ianao voadaroka nefa manompo etc... f'inona koa zany fitiavana zany ? f'inona ny dikan'ilay manambady aminareo ê ? ny manan-janaka ? tsy manome tsiny anao aho fa tena tsy azoko ny hiaretanareo na dia sahirana ohatran'inona aza ! fiainana fohy ty ve dia mbola hifanadala !!
28. papala
(
02/10/2006 10:04)
salut dhol an!
MR> enao kosa d manome tsiny b an'i mijajika, tsy ao amin'ao lay toerana ka hoe hefio foana, amboary! enao lhly tsy tokony hanana toe-tsaina ohtr'zany tsony amin'izao taona efa mazava b zao! Tsy ny vhvy foana no tokony hiafy!
Fa lay lhly kosa anie zany tena ratsy taiza mihintsy, na koa tena ef ratsy saina e!
rehefa namaky lay tantara aho d tokony efa tany @taon-jato faha 18 tany lay tantara, ny lahy lay mitrerotrerona sy tsy azo valiana zany hono, ny azy fona no marina!
tsy aleo ve misaraka ?d ny ankizy no tezaina tsy hanahaka azy?

29. papala
(
02/10/2006 10:18)
ty mbola misy fanampiny , ho antsika vehivavy,
tokony hahay isika, raha manan-janaka vavy zany d izao d ampianaro ny zazavavy fa mampalahelo ? amin'izay rehefa sendra lhlahy mpidaroka d mba afaka miaro tena !
Za aloha d efa nahay mihintsy.
mazotoa dohl reto a!

30. pissoa
(
02/10/2006 10:59)
papala > marina ny tenin'i MR ka ... (dia sanatria ve hoe tsy amin'ny toerana koa no valin-teny ho azoko eto e :P:-D:-D:-D )
Araka ny tenin'i Soanja hoe tsy hita tamin'ny fifampisipana ve ilay toetra mamono vady ? Raha hita dia maninona no nidirana rehefa hita hoe tsy ho zaka ? Sa izay le fitiavana, tsssss :-w:-w:-w
Raha tsy hita hoe mpamono vady, izany hoe tsy nanao an'izay izy taloha ... dia inona avy no antony nahatonga azy lasa mamono vady ? Sao mba tafiditra amin'ilay antony ianao ? Izaho aloha tsy mino hoe misy olona tsara fanahy izany ... fa indray maraina izy nitsangana tao ampandriana dia lasa mpamono vady tampoka teo e, tsy nisy antecedents ...
Noho izany raha mbola tiana harenina le izy, dia diniho ny tenanao ; aza mitady excuses etsy sy eroa hoe satria ny vadiko bla bla bla, fa ekeo fotsiny ny fahadisoanao. Amin'izay ianao mantsy no mety hanao ezaka. Raha tsy ekenao fa diso ianao dia tsy hisy na inona na inona vanona eo fa hifanome tsiny fotsiny. Averiko indray hoe raha mbola tiana harenina ny tokantrano io fa tsy hoe raha te hisaraka :-D:-D:-D

31. papala
(
02/10/2006 11:38)
pissoa>ka betsaka anie ny mahay manafi-kilema e ! Haraho tsara lay tantara, fa tamin'izy roa mpisipa no mba nahita fahasambarana! Fa tao anaty ny fanambadian-dry zareo zany vao tena niseho ny toetran'lay lhl na ny tena maha izy azy!
ka noho izany d averiko ny teniko etsy ambony hoe :"AMPIANARO MIARO TENA NY ZAZAVAVY FA EFA LANY ANDRO BE ZANY LEHILAHY MIKASITANANA SY MISEHO MILAY BE ZANY".
ka noho izany d averiko ny teniko etsy ambony hoe :"AMPIANARO MIARO TENA NY ZAZAVAVY FA EFA LANY ANDRO BE ZANY LEHILAHY MIKASITANANA SY MISEHO MILAY BE ZANY".
32. adidy
(
02/10/2006 12:05)
pissoa: misy ny fiainana mpisipa, misy ny fiainana maha-mpivady! Izay ilay ilazana sy anafatrafarana ny mpanambady vao hoe: hiditra sy handia lalana mbola tsy hita. Marina fa tsy maintsy mifidy sy miezaka ho tsara fifidy, fa toetran'olombelona ny miovaova! Misy koa ny kilema izay mety hoe azo leferina rehefa mpisipa fa tsy zaka intsony rehefa mpivady: ohatra rehefa saro-piaro kely @ voalohany dia hoe"ntso", fa aty aoriana lasa hoe"tsyyyy":°)
34. pissoa
(
02/10/2006 12:57)
papala:
pissoa>ka betsaka anie ny mahay manafi-kilema e ! Haraho tsara lay tantara, fa tamin'izy roa mpisipa no mba nahita fahasambarana! Fa tao anaty ny fanambadian-dry zareo zany vao tena niseho ny toetran'lay lhl na ny tena maha izy azy!
adidy:
pissoa: misy ny fiainana mpisipa, misy ny fiainana maha-mpivady! Izay ilay ilazana sy anafatrafarana ny mpanambady vao hoe: hiditra sy handia lalana mbola tsy hita. Marina fa tsy maintsy mifidy sy miezaka ho tsara fifidy, fa toetran'olombelona ny miovaova!
Ilay hoe
# tamin'ny mpisipa nahita fahasambarana fa rehefa nanambady ...
# ny toetran'ny olona miovaova ...
noteneniko teo hoe mandiniha tena fa tsy hisy olona hifoha maraina dia hivadika gogo fotsiny tampoka teo. :-D:-D:-D Matoa tsy niseho tany amin'ny fisimpana ny toetrany, dia nisy toetra tsy nasehonao azy koa tany ... na nisy zavatra nataonao fa noleferiny taloha (fa tany aoriana vao tsy lefiny intsony). Donk, jereo sô de isan'ny nampiova azy ianao.
Izaho tsy miteny hoe mety ny ataon'le lehilahy an ... tsy any mihitsy. Fa ny teniko dia hoe tsy mety ny manamarin-tena tamin'ny hadisoana natao ; tsy mampivoatra izany. Rehefa diso dia ekeo fa izay no hahafahanao manova.
35. soanja
(
02/10/2006 13:47)
adidy:
pissoa: misy ny fiainana mpisipa, misy ny fiainana maha-mpivady! Izay ilay ilazana sy anafatrafarana ny mpanambady vao hoe: hiditra sy handia lalana mbola tsy hita. Marina fa tsy maintsy mifidy sy miezaka ho tsara fifidy, fa toetran'olombelona ny miovaova! Misy koa ny kilema izay mety hoe azo leferina rehefa mpisipa fa tsy zaka intsony rehefa mpivady: ohatra rehefa saro-piaro kely @ voalohany dia hoe"ntso", fa aty aoriana lasa hoe"tsyyyy":°)
Mety tsy mety amin'ny fomba fisainantsika gasy angamba ity fa ity ny nataoko talohan'ny nanekeko ny vadiko. Niara niana 3 taona be izao izahay hifampijerena toetra fotsiny aloha na zaka na tsy zaka. Izay afaran'iny hafa indray fa miankina amik matoa niova izy. Tsy zaka miala, moa zaka dia manohy amin'ny lalindalina. Tsy asiana zaza eo ampovoany. Ary efa lehilahy efa eritreretiko ho vady vao miditra amin'io step io. Zany hoe raha manontany ny RAD dia hoe efa ho avy ny mariazy fa mbola eo ampikarkarana azy izao.
36. mijajika
(
02/10/2006 18:05)
dia misaotra anareo betsaka aho fa tena misy nosaintsaininsa daholo nyzavatra nolazainareo;za mihintsy angamba no tsy nahay nitondravady tany amboalohany!talohanaho kivy be fa izao ahoatao lesona ho an'ny zanaka sy ny any aorina daholo izany fa ho an'ilay hoe niteny ahy hoe iaretana foana ;niharitra an'izany efa ela tokoa ahosaingy tena tsy nahita valimpitia mihintsy,raha hoe avy amiko no nampiova azy,tsy possible izay ilay hoe ny vhv foana no diso rehefa misy zavtra mitranga efa zatra an'izany foana za!aleo atao hoe samy responsable izahay fa dia ny decision noraisiko ry zareo dia miala aloha raha misy ny fitiavana any aorina tsy fantara izay ambadik'izay fa dia mercibe dbfa raha iza mitantara aminareo izao no mitonina anrana dia mety hogaga ianareo fa na ny standing misy ilay vadiko aza dia tsy tokony anana toetsaina ohatr'izany izy!mafy ry reto ny fiainanaa!
37. mijajika
(
02/10/2006 18:16)
mba saika amaly kely ilay teny hoe tsy misy olona hiova tampoka !rehefa mpisipa mantsy dia tanty daholo ny rehetra na mandefa rivotra aza dia tantybfoana ny fofona fa rehefa manambaddydia tsy tanty fa mampandoa aza;dia mety mampiova koa ny vola ohatr'izay vadiko izay izao an:vaonanambola izahay dia vao maika nihannditra be izy niaretana hoe tsy hiova ve ;noho ny tsy nanana tokoa dia mamitsaka fa saingy miady lava fatsisy ny vola e! hoe za nonahatonaga azy tsy misy vola noho ny alaheloko hono jka izay no ataoko hoe betsaka ny excuse izay nolazainao teo fa io koanyvhv foana no matetika diso foana ary raha ny vadiko izay dia tena ainy foana ny manodina ny resaka hoe diso aho dia za koa dia mihevitra foana hoe disoe!
zay fa dia misy ho sainana ny resaka teo mampianatra foana ny fiainana fa dia misy lesona azo tsoahinadaholo izany
zay fa dia misy ho sainana ny resaka teo mampianatra foana ny fiainana fa dia misy lesona azo tsoahinadaholo izany
38. adidy
(
02/10/2006 19:41)
Mahereza e! Fiainana daholo izany! Ny zanakao koa mila anao!Ireo tsinjovina fa tsy manan-tsiny! Izany akory tsy midika hoe aza manana fiainana!
39. HESHA
(
04/10/2006 11:03)
Le lhl miteni ratsi si mamono kosa reto tena tsi laitra a, na ni zaza mihaino si mahita ni RAD manao izani aza de efa tena mihoronkoditra mihitsi.
Ka refa zany no iainana de aleo misaraka fa vao maika ohatra ratsy ho an ny ankizy.
De aza de omenareo tsiny foana le vhv fa vy tsy mikitrana irery io e. Izy rahateo anie efa niaiki fa nisi hadisoani e

40. quartermoon
(
05/10/2006 16:29)
Zà koa aloha miombon-kevita amn Hesha fa na inn fahadisoan\'ny vhv na inn fahatezeran\'ny lhl d tsy tokony hikasi-tanana vhv mihitsy izy fa mahatsiravina! sady raha zà manokana aloha no vonoin\'ny vadiko zany na in-dray mande ftsny aza d tsy mi_pardonner an\'iny mitsy aho ary tonga d mihena be ny fitiavako azy na vadiko aza izy!izay no mahatonga an\'le fampirafesana koa avy eo! fa i mijajika aza matahotra mangataka divorce fa avelao ny olona mety hanenjika oe: toa nisaraka!fa ny ZANAKAO sy ny fiainanao jerena.Misy lhl tena mampiadana sy mahasambatra ny tokatranony dia enao ve d hanaiky hanohy ny fiainanao hiaraka amzany, tsy hahafantatra hasambarana zany fa hifampihatsara velatsihy hatramin\'ny rahoviana?zay fa courage foana I mijajika dia mieritrereta tsara isaky ny mandray décision an!:-*