Temoins de Jehovah
41. volapeno
(
28/09/2006 13:31)
mbola amafisiko iany ny fanazavana efa nentin ilay namana iray tetsy ambony satri TJ ny tenako, zanak Andriamanitra i Jesôsy arakin ny fampianaran ny baiboly fantatr tsika reetra tsara angamba ity vavaka nampianariny ity fony izy teto an tany Hoy izy oe ary mivavaha toy izao ianareo :Rainay zay any andanitra...zany oe izy mihintsy no mamporisika atsika olmbelona ivavaka amn Andriamanitra Ray fa tsy amnazy
zanak Andriamanitra izy ary mpanalalana @ vavaka ataotsika amn Andriamanitra
Ka ra mis ts mazava de aleo miandry fanazavana fa tsy mitsaratsara fotsiny fa ts mety
zanak Andriamanitra izy ary mpanalalana @ vavaka ataotsika amn Andriamanitra
Ka ra mis ts mazava de aleo miandry fanazavana fa tsy mitsaratsara fotsiny fa ts mety
43. daran
(
28/09/2006 14:11)
Ho an\'i Tj, i Jesoa dia mitana toerana lehibe manarakaraka an\'I Jehovah. Tsy misy mahazo famonjena sy manantona ny Ray raha tsy mino an\'i Jesoa. I Jesoa dia fitaratra ho an\'i Kristiana. Ireo tena tia an\'i Jesoa dia miezaka manao an\'i Jesoa ho modely. Nankato ny Rainy Jesosy. Toy izany koa ireo mpanara-dia an\'i Kristy. Ny toeran\'i Jesoa dia voalaza ao @ Jaona 14:28.Matio 24:36. NOforonina izy araka ny Kolosiana 1:15-18. NIsy fotoana izy maty fa Andriamanitra Rainy (Jehovah) no nanangana azy. Azo lazaina ho lehiben\'ny Anjely i Jesoa noho ny toerana lehibe tanany any an-danitra. Ary arikanjely no filaza azy.
44. booboo
(
28/09/2006 14:23)
zanak Andriamanitra izy ary mpanalalana @ vavaka ataotsika amn Andriamanitra
mba afaka hazavain'i Volampeno bebe kokoa ve ?
Azo lazaina ho lehiben'ny Anjely i Jesoa noho ny toerana lehibe tanany any an-danitra. Ary arikanjely no filaza azy.
Inona no mampiavaka ny arikanjely sy ny anjely kay ? Ary maninona no hoe azo lazaina fa lehiben'ny anjely Izy ? (mitovy ve zany ny asan'ny anjely sy Jesoa fa Izy fotsiny no mpibaiko ?)
45. daran
(
28/09/2006 14:33)
Booboo> I Jesoa no Lahimatoa hoy lay Kolosiana 1:15, izany hoe talohan'ny anjely hafa rehetra izy. Lehiben'ny tafik'anjely any an-danitra koa i Jesosy. Tamin'ny izy mbola tsy nirahina tety amintsika dia nanana ny asany koa izy tany sady efa nankato foana. Efa tia antsika I Jesoa tany ary zany no niconfiéan'Andriamanitra azy mission manokana. Vita ny asa hoy i Jesoa rehefa teo amin'ny hazo fijaliana izy.
46. Fiffi
(
28/09/2006 17:40)
jentilisa , pissoa: ié ! indrisy hoy aho fa tokony nidina ligne aho namaly an'le dinika fa nanjary nitambatra le izy.
47. soanja
(
29/09/2006 05:22)
daran:
Booboo> I Jesoa no Lahimatoa hoy lay Kolosiana 1:15, izany hoe talohan'ny anjely hafa rehetra izy. Lehiben'ny tafik'anjely any an-danitra koa i Jesosy. Tamin'ny izy mbola tsy nirahina tety amintsika dia nanana ny asany koa izy tany sady efa nankato foana. Efa tia antsika I Jesoa tany ary zany no niconfiéan'Andriamanitra azy mission manokana. Vita ny asa hoy i Jesoa rehefa teo amin'ny hazo fijaliana izy.
Raha ny fahitako azy izany ry Daran dia misionera fotsiny izy le nandalo tety amintsika fa tsy Andriamanitra akory. Ary izy no lehiben'ny Anjely any an-danitra any. Zany hoe lehiben'ny tafika. Ny Arkanjely raha ny fahaizako azy dia grady ambonimbony kokoa noho ny anjely sy ny cupids sns izay misy karazany ary samy manana ny asany, zany hoe mety Jeneraly izy raha grady ety ambonin'ny tany fa samy tafika daholo. Izy ny lohany dia tafiditra amin'ny sokajin'i Anjely izy izany. Sa diso aho?
Mbola ho avy ve zany izy sa tsy hiverina intsony?
I Jesoa ve Mesia koa amin'i TJ sa tsy misy hidiran'io? Misaotra indrindra nitondra fanazavana fa nanampy ahy be.
49. daran
(
29/09/2006 13:49)
Hitan'i Soanja, Andriamanitra i Jesosy. Ny teny hoe Andriamanitra anie anaram-boninahitra e!!! Betsaka no azo antsoina Andriamanitra. Na i Satana aza antsoina hoe andriamanitra ao @ 1 KOrintiana 4:4. Satria manam-pahefana eo amin'izao tontolo izao izy. I Jesosy, Mpanjaka lehibe no sady nomen'Andriamanitra fahefana lehibe ho mpanjakantsika koa dia Andriamanitra mahery izy. Tsy midika akory zany fa izy ihany lay nanome fahefana fa nomena izy. Misy lehibe noho izy tao.
Mesia i Jesosy. Niandry ny fiaviana ny tena mpanompon'Andriamanitra satria miandry famonjena.
Mbola ho avy i Jesosy fa hafa ny antony. Hitsara izy ary handringana ireo tsy mpankato.
Mesia i Jesosy. Niandry ny fiaviana ny tena mpanompon'Andriamanitra satria miandry famonjena.
Mbola ho avy i Jesosy fa hafa ny antony. Hitsara izy ary handringana ireo tsy mpankato.
51. booboo
(
29/09/2006 20:37)
Mesia i Jesosy. Niandry ny fiaviana ny tena mpanompon'Andriamanitra satria miandry famonjena.
Tsy azoko tsara hoe maninona no Mesia Jesoa nefa mbola miandry famonjena ? fa maninona izy no miandry famonjena ? Sady misaotra ihany manome fanazavana ô
52. soanja
(
30/09/2006 02:16)
prime:
http://fr.wikipedia.org/wiki/T%C3%A9moins_de_J%C3%A9hovah
Misaotra an'i prime koa nitondra fanampiny.
53. jentilisa
(
30/09/2006 08:33)
volapeno:
mbola amafisiko iany ny fanazavana efa nentin ilay namana iray tetsy ambony satri TJ ny tenako, zanak Andriamanitra i Jesôsy arakin ny fampianaran ny baiboly fantatr tsika reetra tsara angamba ity vavaka nampianariny ity fony izy teto an tany Hoy izy oe ary mivavaha toy izao ianareo :Rainay zay any andanitra...zany oe izy mihintsy no mamporisika atsika olmbelona ivavaka amn Andriamanitra Ray fa tsy amnazy
zanak Andriamanitra izy ary mpanalalana @ vavaka ataotsika amn Andriamanitra
Ka ra mis ts mazava de aleo miandry fanazavana fa tsy mitsaratsara fotsiny fa ts mety
Hoy Jesoa eto hoe mivavaha toy izao ianareo...ao ve izy sa tsy ao amin'izany?
Manaraka izany indray dia Tsy mety kosa aloha ilay vavaka raha atao hoe Rainareo izay any an-danitra e!
Fa ilay vavaky Tomasy rehefa nitsangana tamin'ny maty i Jesoa toa niteny an'i Jesoa hoe Tompoko sy Andriamanitro...izay aloha no hitako amin'ny teny grika fa ny an'ny TJ no tsy fantatro!
55. jimna
(
02/10/2006 11:06)
I Jesosy dia zanak'Andriamanitra dia ny fanahy Masina dia Hery ampiasain'Andriamanitra homeny ny Mpanompony.( mbola hitohy)www.watchtower.org
57. isaka
(
03/10/2006 05:11)
miverina kely aloha,i Jesosy, talohan'ny naha-olombelona azy ny Lahimatoa talohan'izao zavatra ary rehetra izao.(kolosiana1:15). Izy no fiandohan'ny asa famoronan'Andriamanitra.(Apokalipsy3:14)Tsy azo raisina hoe Jesosy no nanomboka nanao ny asa famoronan'Andrimanitra ny hoe niandohana"(ar-khe'amin'ny teny Grika).Ao @ireo sorany ao @ Baiboly,i Jaona dia nampiasa maherin'ny roapolo ny teny grika hoe ar-khe, ary mandrakariva io teny iodia midika hoe fiandohana. Eny, i Jesosy dia noharin'Andriamanitra ho fiandohan'ireo asa famoronan4andriamanitra.
60. daran
(
05/10/2006 18:29)
ny fanahy masina, azo angatahina io, ary mahatonga antsika hanana vokatry ny fanahy araka ny galatiana 5:22, nefa koa hahafahantsika manao zavatra tsara hafa ny fanahy masina. omen'A/tra an'izay mangataka azy ny Fanahy Masina.
Ny Anjely, zava-boary. Manaraka antsika eny izy. Mety miaro sy mamonjy ary manao ny mission asain'Adriamanitra ataony. Misy koa ny anjely ratsy anefa. Ry zareo reto lay nivadika. Dia mamitaka ny zanak'olombelona e!!!